Tana Gospel Choir

1. landihazo ( 28/04/2006 11:15)
salama doly hanao tourné ao frantsa hono ry zareo ka aiza no mety ahitana ny emploi du temps ahitana ny daty rehetra hoe aiza izy rovina
misotra
novalian'i cutie ny 19/05/2006 18:33
2. Fiffi ( 28/04/2006 11:36)
@ le 05/05/06 hono http://www.infoconcert.com/html/artiste.php?id=21775
3. Fiffi ( 28/04/2006 11:37)
05-05-06 - LONDON COMMUNITY GOSPEL CHOIR à Paris 75
4. fasaly ( 28/04/2006 12:43)
raha tsy diso zà de manana belm na visa ry zareo zao de tsy ho tonga am daty tokony hahatongavana fa hahemotra hono ny depart! ka io date n'ny le 05/05 io koa zany dia voatery hahemotra:cry::cry::cry:
5. Fiffi ( 28/04/2006 13:00)
fasaly: hay ? de tsy aiko indray zany an!
6. fasaly ( 28/04/2006 13:24)
iéuh! misy namako mantsy ao main'io gospel io de izy no nilaza zany tamiko aky a! tena tssss:cry:
7. Fiffi ( 28/04/2006 14:08)
fasaly: noheveriko fa hoe rehefa ny artiste no ho tonga tahak'izao dia tsy misy olana momba ny visa satria efa fantatra aloha be ny daty hanaovany ny concert.
8. fasaly ( 28/04/2006 14:31)
fiffi: tsy faute n'i artista gospel lay izy ka! fauten'lay gasy mpikarakara ny fandraisana ny artista aty frantsa.....efa dernier moment hono vao nilaza zareo fa beuh lotsa ny effectifs n'i oul ao am groupe gospel io ka mila ahena atsasany beuh zao!
de efa nahena de nisy olana momba ny hebergement njay de zay no tsy nahazoandreo visa fa mihemotra une semaine njay hono ny fahatongavannjy zareo.
de ny antsasany tokony mandeha hono nitomany sy nalayelo be dooly fa diso fanantenaina no kanefa efa lany vola tam fanaovana passeport sns....:cry::cry:
atao ahoana fa tsy mora ny manao zavatsa aky!:°)
9. Fiffi ( 28/04/2006 14:49)
fasaly: mampalahelo kosa akia zany an! zany kosa ve dia mba rariny ? de @ fomba ahoana moa no hiran'ny chorale raha toa ka ny hatsasany tsy tonga ?
10. fasaly ( 28/04/2006 14:54)
ka ny filazanjareo azy aky saobtazy hono a! tena hatao zay tsy hahatongavan'ny chorale amlay tourné zany de ho hita eo ny suite-ny fa ny antsasany kalou d'efa najanona hono e! de hita eo njay raha mandefa hebegement ry zareo zany:wink:
11. Fiffi ( 28/04/2006 15:02)
12. naughtyboy ( 28/04/2006 15:29)
salii daolo an, Fifi an andraso kely alo fa nga london gospel choir zany misy gasy sa le gasy choir no avy any london de ho avy any paris fa otrany misangojy amiko le resaka
13. fasaly ( 28/04/2006 16:14)
non! lay antsoina hoe: T.G.C: Tanà gospel choir no ho avy hanao tourné ao frantsa ka!:wink: choral avy madà zany e!
14. Fiffi ( 28/04/2006 18:53)
fasaly: de zah zany no diso ?
15. sonvoni ( 30/04/2006 17:06)
Zahay koa miandry fa ny lehibeny mihitsy no fantatray miaraka @ mpikambana vitsy izay hipetraka aty aminay. Fa mbola tsy nanotany azy aloha ah ny @ confirmation.
16. Fiffi ( 30/04/2006 17:56)
ka tsy fantatra raha ireo mpihira ireo ilay nolazaiko na tsia :roll:
17. LazaRandri ( 01/05/2006 00:11)
ra tsy mety ny visa maninona ra soloina mastercard? =))

rovina re ny Asia-Pacific Fellowship no tongaty Madagasikara e?...dunno yet sigh sigh! hahaha!
18. Fiffi ( 01/05/2006 03:49)
:roll:
19. LazaRandri ( 01/05/2006 04:18)
:?:
20. Fiffi ( 01/05/2006 04:25)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3643