andriamanitra fa tsy ny olombelona
41. marozevo
(
08/05/2006 14:46)
Tahaka ny mpiandry Izy miandry ny ondriny,
angoniny ireo zanak'ondry rehetra.
Trotroiny izay kely sy mbola minono,
Ireo reniondriny roahiny mora.
42. Fiffi
(
09/05/2006 14:23)
Andriamanitra tsy omen-tsiny, zanahary tsy omen-pondro fa ny olombelona no be siasia -
43. marozevo
(
10/05/2006 19:04)
Andriamanitra avo fipetraka fa iva fijery.
44. xxx
(
21/06/2006 15:41)
Dia ny boaikely amin'ny hiran'ny Ny Ainga ambany tetezana fa avo fijery... mifameno izany ko...
45. prime
(
22/06/2006 09:49)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.2097