Hira années 60.

41. cutie ( 25/04/2006 20:12)
fiffi,efa nohenoiko:*
42. cutie ( 25/04/2006 20:12)
hay misy hira bdb ao @le site ry fiffi:lol:
43. Fiffi ( 26/04/2006 03:33)
cutie: ie ! :) de mazotoa akia mihaino an! :-*:*:-*
44. mamzelkely ( 26/04/2006 05:33)
totofy:


zelkely, aizo ianao ô ndé hampiaraka amiko @ bibil vé é ?



ty zah fa enao taraiky lôtra vô niantso anah nefa zah efa dodo be zao avereno ny antso hengana :-D:-D:-D
45. Fiffi ( 26/04/2006 06:16)
ity koa misy hafa: http://www.scoutsdequebec.qc.ca/musique003.html#5
46. pitoussy ( 26/04/2006 07:45)
Fiffi : dia mbola mamerina ny fisaorana bedabe e !:-* :-* :-* :-*raha mbola mahita site hafa dia alefaso foana an !
47. little ( 26/04/2006 08:19)
simba , simba ela ry HM, attention pour le tandremo.
Fa inn no nahazo an'la kle?:-w sao de misy hifanampiana? lazao zatsy izy fa eto zahay e! aza malahelo an!
48. Fiffi ( 26/04/2006 09:33)
little: fa ho simbasimba ahoana koa izany ? attention pour le tandremo ahoana kay ? fa angaha aloha misy maha-ratsy ny maha-sentimentaly ny tena ?
pitoussy: eny akia an! raha hitady paroles aloha dia ity misy an! dia misy ABC mihintsy io , dia samy mahazo izay hiriny de mazotoa ary an! http://www.paroles.net/
49. ari.malala ( 26/04/2006 10:02)
Fiffi, ary njy tena mahita zavatra mints an :):-*:-*
50. totofy ( 26/04/2006 11:46)
zelkely: tara ahoana ary fa matory atoandro ve enao é ? sa matory mitsangana !!!!! efa tonga teo a fa enao mbola variana nihaino The Queen tao @ birao dé nihodina za aloha nividy gateau......sady bibil tsara be io nentiko io lé décapotable toi io lé james Bond girl manja bé=))=))=))=))
51. mamzelkely ( 26/04/2006 11:52)
sô de mampizesta zany bibil décapotable zany ry totofy sa aiza klou le gateau eee =))=))=))
52. Fiffi ( 26/04/2006 13:12)
ari.malala: mba manampy izay mba mila fanampiana akia an! rehefa faly ianareo fa mba nahazo valiny dia tena faly tokoa zah an! :-*:-*:-*:-*
53. Fiffi ( 26/04/2006 13:13)
Herimiafina: ity koa misy ilay Vichy Léandros http://www.paroles.net/chansons/10887.htm
54. Fiffi ( 26/04/2006 13:21)
de jereo koa ity dia mazotoa daholo fa sur zah fa ho afampo ianareo. http://www.liensutiles.org/musique.htm
55. Herimiafina ( 26/04/2006 13:38)
Misaotra Fiffi!
Ny tena tadiaviko amin'ny hiran'i Vicky Leandros de le REVIENS VITE INY!

Manao toy izao ny tonony:

Reviens vite! Viens vite je t'aime tant.
Reviens vite! Viens vite vivre notre printemps.
....
56. Fiffi ( 26/04/2006 14:20)
Herimiafina: :(:( tsy nahita indray aloha an! fa io nomeko anao io hiany no mba hitako fa manana ilay hira aho hoe " je voudrai trouver l'amour " fa jereo anie ity an! de ery ambany ery no misy an'i Vicky Léandros http://perso.wanadoo.fr/denis.schwartz/french.htm
57. mamzelkely ( 27/04/2006 05:27)
hummmmmmmmmmmmmm mahalasa saina anah ty HM ty fa inn aza no manjo azy klé :roll::-D:-D
58. pissoa ( 27/04/2006 06:21)
Herimiafina :-w:-w:?
59. diamondra27 ( 27/04/2006 07:04)
HM:8O
60. Fiffi ( 27/04/2006 08:01)
Herimiafina: tena tsy hita mihintsy ireo an! fa na maka passage ka hatao lyric aza tsy miseho. Efa ela loatra koa ireo hira ireo de sarotra be ny fahitana azy. Raha mba fantatrao ny mpihira mety hivoka an!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1691