Hira années 60.

21. mamzelkely ( 25/04/2006 10:25)
ao aza zah fa hitomany eee :snif::snif::snif: de aiza amizay toi ry totofy aaa sa apina kely toi haka inspiraka :@:@:@
22. totofy ( 25/04/2006 10:53)
ampio ary aho ry toi a! toi ga mahay mampirevy =D=D za ngé mila lasa bond é (james bond =))) vô lasa revy
23. mamzelkely ( 25/04/2006 11:11)
zah t smahay mampirevy klou ee :oops: de aôna zany lasa revy zany klou eee:roll::-D:-D
24. pitoussy ( 25/04/2006 11:15)
Fiffi : merci bcp fa nisy hira ahatsiarovako mafy ny any Dago henoko t@ ilay site nomenao io ; ilay oe " ce n'est qu'un au-revoir, mes frères.....nous nous reverrons un jour ....rehefa avy manao vacances any dia handeha hiverina aty ....!!! merci mille fois:-*:-*, mba azonao omena ana ve ny tononkira complet fa juste ny ref fotsiny no voadikako t@ ilay site
25. Fiffi ( 25/04/2006 11:25)
pitoussy: io ar an! http://www.paroles.net/chansons/12689.htm de mazotoa an! :-*:-*:-*:-*
26. totofy ( 25/04/2006 11:29)
zelkely , lé inspiration ve tsy revy é :-w:-w:-w:@:@:@:@ dé hoe
ry tendrombohotra tomandavana
soa malomaloka mavanavana
topazo maso fa mahamanina
....
dé refa manina ny any @ tanana é
dé lasa bond @ zay
27. totofy ( 25/04/2006 11:49)
fiffi misoatra anao , tô mahafinaritra ny mijery ilay site tena mahalasa revy ilay izy indraindray io zany ilay hoe " sentimentalement vôtre"
28. mamzelkely ( 25/04/2006 11:50)
de mamôk an le bibil tsara be iny veuu refa lasa bond =))
29. totofy ( 25/04/2006 11:59)
inn dray ty bibil:-w:-w:-w:-w nao ity ry zelkely mahita zavatra mintsy
30. mamzelkely ( 25/04/2006 12:03)
bibil veu de ts hainao: tômôbil (bibil) =)) inn njay zao ny tao atsaina :-w:-w
31. totofy ( 25/04/2006 12:10)
bibilava no tao an-tsiko , bibilavalava be :-D:-D:-D
hay ve bibil mila décapoténa zany izay veu euuu
32. mamzelkely ( 25/04/2006 12:23)
ieuu bond angeh manana bibil tsara beuuu fôna ee :-D:-D
33. Herimiafina ( 25/04/2006 13:06)
Misaotra betsaka daholo. :*Smack Smack. :D

Ity koa mbola misy hira iray tadiaviko, manao toy izao indray ny tonony. Ny mpihira dia lehilahy, sentimental ihany koa. Misaotra mialoha.

Oh voici, le jour qui s'acheve.
Sur de petits flocons blancs.
Et moi je marche, seul comme dans un rêve.
Rien derrière moi, rien devant!

Refrain:
Non, ne detourne pas ton regard.
Il est bientôt près des miens.
......

Asa raha misy mahatadidy, tsy tadidiko tsara le tonony. :@
34. mamzelkely ( 25/04/2006 13:20)
fa atolotrao an'iza dôly reo hira reo aloh ee :roll::-D:-D
35. Fiffi ( 25/04/2006 14:19)
Non ! non ! ! ne détourne pas ton regard !
Herimiafina: io moa ny tritra an ?
36. Herimiafina ( 25/04/2006 14:33)
Tsy haiko ny titre fa ao amin,ny refrain izy io! okay? :-*
37. Fiffi ( 25/04/2006 15:00)
Herimiafina: ok ! :):*
38. totofy ( 25/04/2006 16:27)
HM , toa ohatran' ny tsara daholo zany hiranao izany fa hono houa ? misy mahamanina ve any é ,
manirery malahelo lasa vetsovetso
manimanina havan-tina ka misento
nivoady ny ho doria .....
tena lasa vetso² an!
sa printemps ny andro dé manina klé ?
zelkely, aizo ianao ô ndé hampiaraka amiko @ bibil vé é ?
39. cutie ( 25/04/2006 17:41)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 25-04-2006 08:48:45
Lohateny : Re : Hira années 60.
cutie , vale: io ny site dia afaka mihaino azy koa nareo Jereo eto

merci fa mbola tsy nisy fotoana nihainoana azy za :cry:
40. Fiffi ( 25/04/2006 19:19)
cutie: ataovy akia zay mety an! :-*:-*:-*
Herimiafina: tena tsy nahita hatramin'izao :(:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0457