Teny Malagasy: Lahy sy Vavy
21. Herimiafina
(
27/04/2006 18:08)
Zah tsy tia ady fadiranovana mihintsy kah, saingy mamela kosa ny olona hiady amiko, de eo izy mitabataba eo, manampy ahy hakana concentration koa mantsy iny e!
Efa fanaon'i mamanay anah tamin,ny mbola kely mantsy io e! Mimenomenona be eo izy de zah mianatra, fanahy iniako mihintsy satria refa tsy misy mitabataba zah de tsy mahay n'inon'inona. hehehehe=))=))
Efa fanaon'i mamanay anah tamin,ny mbola kely mantsy io e! Mimenomenona be eo izy de zah mianatra, fanahy iniako mihintsy satria refa tsy misy mitabataba zah de tsy mahay n'inon'inona. hehehehe=))=))
23. lapino
(
28/04/2006 17:59)
pissoa, raha tsy miady zany tsika dia mifankatia? :oops::oops::-D:-D:-D
HM, tsy dia efa enregistrer-na ve ny menomenona am'zany hatao fandefa rehefa mibôsy? :-D:-D:-D Na alefa replay rehefa mikaly? :-D:-D:-D
HM, tsy dia efa enregistrer-na ve ny menomenona am'zany hatao fandefa rehefa mibôsy? :-D:-D:-D Na alefa replay rehefa mikaly? :-D:-D:-D
24. pissoa
(
28/04/2006 18:31)
Kay le, fa angaha mahamenatra be ohatran'izao :oops::oops: izao ny mifankatia amiko ry lapino? :roll::roll::-D:-D:-D
25. lapino
(
28/04/2006 19:00)
Za nge matahotra vevavy e! ndrindra moo zay ka miresaka hoe mifankatia ... :oops::oops::-D:-D:-D
26. pissoa
(
28/04/2006 19:06)
Anjekaky oo :{:{:-D:-D:-D
Ary ny lehilahy kou ve mampatahotra anao sa tsia :-w:-w ndrindra moo nareo ka miresaka hoe mifankatia ... :wink:
=))=))=))
Ary ny lehilahy kou ve mampatahotra anao sa tsia :-w:-w ndrindra moo nareo ka miresaka hoe mifankatia ... :wink:
=))=))=))
27. lapino
(
28/04/2006 19:19)
Am'vevavy ihany no mifankatia, fa am'lehilahy miady fotsiny ka! De za tsy matahotra fa mazana be 8)8)
28. pissoa
(
28/04/2006 19:29)
Hihihi, aleo izany ianao sy Herimiafina no miady fa tsy izaho sy Herimiafina :-D:-D:-D de tsika tsy koi na mifankatia na tsy mifankatia :-D:-D:-D
HS kle :-w:-w
HS kle :-w:-w
29. lapino
(
29/04/2006 08:30)
Ra-HM ange bandy akama niara-nibôsy taminay e! De aleo kloo tsy miady am'lery, fa aleo miandry an'ze :twisted::twisted::twisted: e!
>> de tsika tsy koi na mifankatia na tsy mifankatia
:-$:-$:-$:wink:
Fa inn ilay HS :-w:-w
>> de tsika tsy koi na mifankatia na tsy mifankatia
:-$:-$:-$:wink:
Fa inn ilay HS :-w:-w
30. pissoa
(
29/04/2006 08:53)
Sady aza miady amin'i HM izany kanjony fa ny nanamboarana anareo anie hifankatia fa tsy hiady e ;-) Antsika olombelona rehetra moo izany e :-*:-*:-D
Haoro Size less an :-w=))=))
Haoro Size less an :-w=))=))