Raha vao maraina

41. ari.malala ( 03/05/2006 07:43)
tiatsara, marina anie zany e, fa le vao mifoha iny mints raha za manokana, de efa atao le izy d miampy ny zvt atao andavanandro sns mo zany :)
42. cutie ( 03/05/2006 10:21)
Mpandefa : tiatsara [ Valio ] 03-05-2006 10:59:35
Lohateny : Re : Raha vao maraina
Vale : tsara lay toro-hevitra @ Cutie ka !
Anefa kosa marina ihany koa ny azy hoe eny amp-pandehanana rehetra eny koa izy efa mivavaka ;
ny fandraisako izay dia ilay hoe : mifankazara @ Tsitoha ianao dia hiadana ...
izany hoe : mifankazatra, eny foana lay Tsitoha hifankazaranao sy hiresahanao @ fotoana rehetra.

Ohatra : hiampita arabe, dia hoe Andriamanitra tantano aho ...

Tsy hoe fanompoana mihoatra, fa ohatran'ny marina lay lazain'i Cutie

zao njay njy vo hitako a :wink:
ari-malala fa manin za no danz be hihihihihi
43. vale ( 03/05/2006 11:19)
tiatsra> marina doly lets zany a, tena mila mivavaka isika na aiza na aiza na @ fotoana in na @ fotoana in kah!:-*
44. vale ( 03/05/2006 11:29)
de raha vao mifoha ko koa, nareo kosa ve rehefa vô mifoha dia tsy hanao bonjour @ izay ol namana sy sakaiza, Atra nge raintsika eh!:wink:

ari malala>:-* ny ahy aky ohatry ny tsy mety raha ts manao an'iny aloha zaho vao mifoha fa samy manana ny manahirana azy marina ngamba:D, fa ny an'i cutie zany efa hanandrana lay natoroko io izy mba hananany fotoana kely le vao mifoha iny(l)

cutie> raha oh njy zatra mifoha 5h45 oh dia ataonjy 5h40 dia efa mety io:wink:
45. cutie ( 03/05/2006 11:31)
vale fa manin no asiana mitsy we tsy maintsy ohtran'zao,mandeha ho azy io :P
46. Fiffi ( 03/05/2006 12:25)
zah zao teo vao nifoha maraina teo de lasa ny fisainako hoe andeha hiantso an'i mamz ve zah sa i ari.malala ? :-D:-D:-D:-D
47. ari.malala ( 04/05/2006 04:46)
Cutie, ko njy tsin tonga d départ americain b fôna isanandro ko! ts vizana b amzany mirotoroto zany v ky njy?

Tiatsara, ka zay mints anie wa e! otran' ts mande zany ze atao ra vao tsisy anle bonjour kely any @ Papa ;)

Fiffi :-D:-D:-D:-D de iza no nantsoindry aky? :-*:-*:-*
48. Fiffi ( 04/05/2006 04:57)
ari.malala: de iza hoy ndry ? :-D:-D:-D de ahoana le tapaka iny ny phone ? :-D:-D io zao zah vao nifoha de inona indray ny adin-tsaiana hananako ato ? tsy hoe adin-tsaina moa zany fa ny hoe sady hireska @ namana , no hi-forum an! no miasa :-D:-D:-D:-D:-D
49. cutie ( 04/05/2006 09:41)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 04-05-2006 09:46:23
Lohateny : Re : Raha vao maraina
Cutie, ko njy tsin tonga d départ americain b fôna isanandro ko! ts vizana b amzany mirotoroto zany v ky njy?

ka zany ny fiainana aty koa:P
50. ari.malala ( 04/05/2006 12:47)
Fiffi, hihihi, loza mints aky ko :-D:-D:-D

cutie, tena ts mety amiko zany fiainana izany
51. cutie ( 04/05/2006 12:54)
arimalala aleo any dago e e:wink:
52. vahatra22 ( 04/05/2006 15:00)
samy manana ny fanaony fa tsy misy ohatran'ny mivavaka alo e! ra vo mifoha mintsy! zay no mba torohevitro ho an'izay mbola tsy mahalala
53. cutie ( 04/05/2006 19:17)
merci an :lol::P8)
54. ari.malala ( 05/05/2006 13:03)
cutie, ieeee,aleoko aky aty ihany! ;)
Vahatra, marin zany
55. Fiffi ( 05/05/2006 20:02)
raha vao mariana , dia lasa ny fisainana......
56. cutie ( 06/05/2006 13:59)
fiffi sahady 8O
57. ari.malala ( 08/05/2006 08:10)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4479