Raha vao maraina
22. mamy23
(
27/04/2006 06:59)
Angamba tsy ny maraina ihany no tokony hivavaka fa @ fotoana rehetra izay tokony sy hahafahanao manao izany. "Mivavaha mandrakariva mba hahery hianareo" (lioka 21/36)
23. Fiffi
(
27/04/2006 08:18)
marina izany fa ny dinika dia ny hoe "raha vao maraina" de lasa ny fisainana.....
24. tiatsara
(
27/04/2006 08:47)
Ny ahy aloha dia mifantoka tokoa lay tena adim-piainana, mandrotsirotsy @ alina tokoa, toy io ambony io, tsindraika aza mampanonofy ratsy kale.
Dia misaotra Azy fa nahazo andro vao², dia atolotro azy iny, dia mangataka fo tony sy madio aho ho an'ny tontolo andro ; indrisy anefa fa hadinoko lay izy tsindraika dia mibolisatra aho, dia efa ketraka aho vao mahatsiaro tampoka hoe : mbola maivana izao mahazo ahy izao raha miohatra @ olona sasany, any izao hoy aho misy :
- marary @ hopitaly mangirifiry : za anefa salama na dia reraka aza ;
- tsy mihinana na dia ranomafana aza : za anefa mbola mahita kafé sy sosoa ;
- tsy afaka mandro fa tsisy rano : za anefa mbola afaka mandro sy miborosy nify
...
Dia ohatran'izay, kivy kely, lasa saina, fa avy eo mafana ihany ny motera dia départ amerikanina @ zay.
Aza hihomehezana !!! :-D:-D :oops: :oops:

26. Rafotsy
(
27/04/2006 12:11)
cutie:
ny ahy vo maraina tonga de depart amerikana :-D:-D:-D:-D
Ié tsara fa tandremo sao mibolisatra aky ry Cutie a :lol:
29. Fiffi
(
27/04/2006 13:14)
cutie: fa ahoana akia zany depart amerikanina zany ? sao mba hanao depart frantsay ko zah :-D:-D:-D:-D
31. Fiffi
(
27/04/2006 15:52)
cutie: an3 aleko hiany akia alefa miadana fa raha tsy zany de ho vizana eo zah alohan'ny hantombohana izay zavatra tokony hatao an! :-D:-D:-D:-*:*:-*
32. vale
(
01/05/2006 12:27)
cutie> zao indray ary e, mba hialàna @ le départ amerikana be dia hovaindry ny ora fifohazana (régleo ny réveil) dia @zay mba misy fotoana kely na 5mn fotsiny aza hanaovana le vavaka kely iny!tena mety io fa andramo nge e!
33. vale
(
01/05/2006 12:30)
cutie:andramo indray io calcul:-D vao2 natoroko anjy io dia hanam-potoana ndry na de kely fotsiny aza ho an'lay Nahary!:)
RAfotsy efa vo calculer daholo ka :-D :-D
35. cutie
(
01/05/2006 14:05)
vale , sady eny am-pandehanana sy fioamanana zany n omanao an'zany vavaka zany fa tara eo koa raha mbola aasiana 5mn zany .:-D
40. tiatsara
(
03/05/2006 05:59)
Vale : tsara lay toro-hevitra @ Cutie ka !
Anefa kosa marina ihany koa ny azy hoe eny amp-pandehanana rehetra eny koa izy efa mivavaka ;
ny fandraisako izay dia ilay hoe : mifankazara @ Tsitoha ianao dia hiadana ...
izany hoe : mifankazatra, eny foana lay Tsitoha hifankazaranao sy hiresahanao @ fotoana rehetra.
Ohatra : hiampita arabe, dia hoe Andriamanitra tantano aho ...
Tsy hoe fanompoana mihoatra, fa ohatran'ny marina lay lazain'i Cutie.