Inona re mety ho nataoko raha teo aho e?
21. Fiffi
(
28/04/2006 05:05)
Amiko dia tsy lehibe noho i Jesoa Kristy i Moizy. Satria raha mbola tsy nisy akory aza izao tontolo izao dia efa nisy Izy.amiko indray aloha dia tsy hanao "comparason" aho hoe Moizy ve no lehibe na Jesoa , fa samy lehibe tokoa izy ireo.
Fa tsy azoko indray ity an! Satria raha mbola tsy nisy akory aza izao tontolo izao dia efa nisy Izy.
22. marozevo
(
28/04/2006 14:22)
Io fehezan-teny tsy azon'i Fiffi io, dia tsy ahy akory fa an'ny Baiboly, saingy nataoko style indirect fotsiny. Raha nanontanian'ny olona i Kristy hoe, "Ianao angaha lehibe noho i Abrahama?", dia novaliany mitovitovy amin'io fehezan-teny io.
23. Fiffi
(
28/04/2006 19:40)
marozevo: zay vao tena azoko kah! satria tadidinao ve nisy zavatra nolazaiko iny hoe rehefa hamaly dinika zah de vakiko aloha ny valiny , avy eo dinihina sy heritreretina tsara alohan'ny hamaliana azy ? indrisy fa io aloha dia tsoriko fa tonga dia novaliako satria nanaitra ahy be hiany.
24. marozevo
(
30/04/2006 08:34)
Dia inona izany no tokony hataontsika raha teo isika. Efa tsy teo moa isika tamin'iny fotoana iny, araka ny nanokafana ity loha hevitra ity.
Saingy tsarovy fa voafantsika mandrakariva i Jesoa ao amin'ireo ampijaliana ankehitriny, ao amin'ireo noana ankehitriny, ao amin'ireo voagadra tsy an-drariny, ao amin'ireo mpitsoa-ponenana, ao amin'ireo manao trano baoritra, ao amin'ireo iharan'ny herisetra, ao amin'ireo tafihan'ny dahalo, ao amin'ireo atao kely tsy mba mamindro....
Dia inona no tsy maintsy hataontsika ?

25. Achia
(
30/04/2006 15:48)
fanga moa ny antony namatsihana an'i JK teo @ hazo fijaliana mba ahazoann'ny ol trano tsara tarehy sy ahavoky ny ol e ?
28. marozevo
(
01/05/2006 22:15)
Araka ny hevitr'i Achia izany ve, fanontaniana ihany ny ahy, sitrak'Andriamanitra raha misy ny monina an-trano baoritra, mihinana zaoridira, migadra tsy an-drariny, mijalin'ny ady, mitsoa-ponenana. Sitrak'Andriamanitra ve ny hamonoan'ny dahalo ny olona ?
Ka amiko kosa dia tsy nisy afa-tsy antony tokana no nifantsihan'i Jesoa teo amin'ny hazofijalina : Hanome fiadanana ho an'izay mino azy.
Fa mety ho azo atao loha hevitra hafa manokana ny hoe "FIADANANA".

29. Fiffi
(
02/05/2006 15:42)
ka amin'ny fomba ahoana no ahazahoan'ny mpino ny fiadanana ?
marozevo: marina ny anao FIADANANA mbola tena zavatra hafa mihintsy ka aleo atao mitokana.
marozevo: marina ny anao FIADANANA mbola tena zavatra hafa mihintsy ka aleo atao mitokana.
31. diamondra27
(
02/05/2006 19:34)
JAONA 14: 27 fiadanana no avelako ho anareo, fiadanana no omeko anareo ; tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo.
Ny hahazoana fiadanana amiko de mila manaiky fotsiny de mino @ fo sy saina rehetra sans poser des questions fa tanteraka tokoa io teniny io
Araho arabakiteny
Jésus a dit: je vous donne de raiso
tsy misy ohatran'izany

32. marozevo
(
02/05/2006 22:27)
Ny anao raiso fa ny anay tsy raisiraisim-poana akory izany fa mba mitaky ezaka, na dia kely ihany aza. Raha tsy hiezaka fara faharatsiny mba misaotra an'ilay nanome.
Jèsus a dit : je vous donne de raiso, hoy ianao. Mampihomehy ahy io teny io fa hahatsiarovako ilay nolazain'i Zafy Albert tamin'ny 1995/1996.
Jèsus a dit : je vous donne de raiso, hoy ianao. Mampihomehy ahy io teny io fa hahatsiarovako ilay nolazain'i Zafy Albert tamin'ny 1995/1996.
33. diamondra27
(
03/05/2006 05:30)
marozevo : mampime koa enao a!
ie, efa noraisiko io ary efa niainako. VOKANY: tena azoko ilay hoe: PAIX
tsy paix an'izao tontolo izao mbola misy tebiteby kely fa tena afaka total ilay souci ary nahazo izany atao hoe: la paix izany aho. Izany hoe: tsy niverinasy tsy niatrika t@ ilay zavatra nangatahiko iny intsony 'za t@ fiainana fa efa nahao ilay fiadanana
tsy azoko ilay hoe: mila ezaka manao an'io
averiko: ekeo fotsiny ihany dia mivavaha mba ho azonao io la paix io
Izay ihany no ataovy

34. marozevo
(
03/05/2006 23:02)
Mila ezaka : Izany hoe raha manao vavaka iray aho dia izahono tokony hanana initiative hanatanteraka iny aloha. Ohatra : "Omeo fiadanana izahay"... Dia tsy mety raha izaho manao io vavaka io indray no himonjomonjo na hila ady amin'ny hafa.
fara faharatsiny, hoy aho, misaotra ny mpanome. sao dia heverin'i diamondra fa moramora aza izany hoe misaotra izany. Tsy ny miteny akory no sarotra, fa ny mampifanaraka ny fiainana amin'io teny io. Ny akoho aza tsy afaka misaotra raha tsy somary mitraka kely kooo.

35. diamondra27
(
04/05/2006 05:16)
marozevo:'zay vao azoko ny tianao lazaina ka
Miankina @ tsirairay io fa ny anao izany tena sarotra aminao ilay izay, dia entina ambavaka ianao izany e!
mila mankato ny teny izany ianao e!
raha ohatra ka sarotra aminao ny misaotra dia mivavaha mba hahay hisaotra fotsiny aloha ;
"Raha misy manome , zavatra ho anao, kingà miteny hoe: misaotra tompoko ô"
Ny akoho misotro rano , na be na kely eo, .....
rehefa mahay misaotra ianao na inona na inona eo @ fiainana dia izay vao mangataka fiadanana indray.
Chaque chose a son temps.

36. marozevo
(
04/05/2006 14:44)
Ohatra ity fiteny iray ity : "Misaotra, tompoko, fa tsy soa natao tamim-bato izao ataonareo izao, fa natao tamin'olombelona. Sitraka enti-matory tompoko, ka ho valiana raha mahatsiaro".
Dia nahatsiaro ve izy rehefa avy natory ?
Izay no mahatonga ahy hilaza hoe ny miteny mora fa ny mampifanaraka ny teny amin'ny fiainana no tena sarotra.
Ray o ! Mitalaho izahay, amin'ny Anaran'i Kristy,
mba hanomezanao ny Fanahinao hitantana anay.
Dia hifanaraka amin'ny teny ambaranay
ny fo amam-panahinay.

37. Achia
(
06/05/2006 05:53)
Ka alefaso aza le loahevitra fiadanana Marozevo a za tsy mahay manokatra fa mbo tairo kely ao klo e :-*
38. marozevo
(
08/05/2006 14:59)
Io indray i Achia fa manao fanahiniana manao "bacio". Za ho'aho aza atao an'izany koooo... Raha sanatria misy fivadihan-javatra eo dia tsy miala amin'i Achia aho zay anh...
Andraso kely aloha fa sokafako io ao aoriana kely ao, fa mbola mitady frappe hahatsaratsara azy aho
Andraso kely aloha fa sokafako io ao aoriana kely ao, fa mbola mitady frappe hahatsaratsara azy aho
40. marozevo
(
10/05/2006 19:10)
Menatra be anie aho dia tsy sahiko atao amin'ny teny gasy ilay hoe "bacio" eh. Io sarikely atolotrao ao ambony io izany kooo.... Dia aza jerena aho fa menatra be.