sary molotra
81. sasa
(
04/05/2006 06:38)
kiali hi hihihihihih andraso kely ary aloha e! jereko raha ao anaty repertoire le kiali :-D:-D:-D
84. sasa
(
06/05/2006 03:45)
kiali tsy ao anaty repertoire elah d tsy azo ampidirina hony koa :-D:-D:-D:-D:-D
kala fa ahoana indray akia an :-*:-*:-*:-*
kala fa ahoana indray akia an :-*:-*:-*:-*
85. Aino
(
06/05/2006 15:40)
aleo izaho no anome any pissoa:-*:-*:-*
kiali ary hitako izany no nesoriny hery ilay sary napetrako iny kay norokorohan'ialahy tao dol ilay izy!! :-D:-D, sady le sary faraparany napidiriko iny tonga de sipa anaky 10be izao!!!
kiali ary hitako izany no nesoriny hery ilay sary napetrako iny kay norokorohan'ialahy tao dol ilay izy!! :-D:-D, sady le sary faraparany napidiriko iny tonga de sipa anaky 10be izao!!!
