sary molotra
63. pissoa
(
27/04/2006 18:24)
Anjekaky oo :{:{ Ka zah bedy foana rehefa tonga eto de tssss :-D:-D:-D:-D
69. sasa
(
28/04/2006 04:08)
Fasaly d rien akia :-*:-*:-*:-*
Kala efa ao njy fa mijereva koa :-*:-*:-*:-*
Kala efa ao njy fa mijereva koa :-*:-*:-*:-*
70. fasaly
(
28/04/2006 04:11)
hummmmm: be fitiavana beuh nge sasa izany e!
mafinaritra beuh:wink::°):-*
mafinaritra beuh:wink::°):-*
76. kiali
(
28/04/2006 16:07)
sasa:
Fasaly k'efa hoe tsy mandra izany wa za koa, izao aza e! jereo ny momba ahy fa misy sary ao, ho an'ny namako manokana ihany nefa an! d ampidiriko ao njiko d aza teniteny an! d aza atoro olona :-*:-*:-*:-*
Mamzelkely aoka izay fa tena lasa mihangeza ihany za am le karibonetra anjy :-D:-D:-D
zah ko sasa ba ampidiro namana an!
77. fasaly
(
28/04/2006 16:27)
:wink::wink::wink: ntsôôôôô! io hono aky i kiali sasa mbo ampidro ho namana fa hahazo bzou mamy beuh nge njiko e!:-D:-D miady varotsa beuh mintsy izy ato ato an!:-D:-D:-D
kiali:-*:-*:-*
kiali:-*:-*:-*
79. sasa
(
03/05/2006 04:22)
kiali hi hihhiihi izany an! aza miady varotra otran'io ary e!:-*:-*:-*:-*