FA MANINONA KAY ISIKA GASY NO BE FIALONANA E?...

21. ollie ( 25/04/2006 19:01)
Be fialonana satria tsy misy saina,tsy mieritreritra fa faly hitsikera ny sasany mahita ny misondrotra dia ny sasany indray tsy manao effort raha te ohatr'ilay olona ialonana fa be lazao ,dia ohatr'izany tsy mandeha lavitra ilay saina fa mrivo be, mahonena!!!!!!!
22. ollie ( 25/04/2006 19:08)
Na @ zavatra hafa aza e! tsy dia mahay mampiasa io loha io ny gasy sasany fa dia lany andro @ zavatra tsy misy fotony, kely loha mandany menaka fotsiny,tsss!
23. rabaradaka ( 30/04/2006 06:47)
Marina 100% ny voalazan'i Herimiafina fa na izany na tsy izany raha mba mandinika ny fomba fiainan'ny Malagasy tany ho any amin'ny taon-jato faha-18 tany ho any dia toa tsy mitombina loatra ny hoe mifampialona satria ny tain'omby mivadika aza tsy misy maka, fa taty aorian'ny nidiran'ny mpanjanatany no nisy ilay fiteny hoe raha maty aho matesa rahavana satria ilay zarao hihinana no toe-tsaina nafafin'ny mpanjanatany indrindra ny frantsay. Asa aloha fa fomba fijeriko io.
Rabaradaka
24. mirana5 ( 02/05/2006 10:37)
Raha mbola misy azo ambara koa aza dia tokony hiainga @ fiheveran-tena ny tsirairay,dia mety ampiova an'io toe-tsaina io, :roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6318