cause côtiére et merina.......

21. diamondra27 ( 19/04/2006 16:45)
fiffi sy tiatsara: ka na de samy merina koa aza ange mbola misy tsy d'accord ny RAD e!
ohatra hoe: andriana manambady hova na ny hova manambady andevo sns....
De ahoana indray ny @io?
22. Fiffi ( 19/04/2006 17:13)
fa raha ny tena marina aloha dia samy tia izay nihaviany ny tsirairay ary samy miharo ny azy eh! zah zao tany tamatave indray mandeha izay , izany no tena hatao hoe nitsaoka matanjaka aloha an!
23. fasaly ( 19/04/2006 19:27)
no comment!8)8)8)8) ny ahy reveko mandra dooly!
24. LazaRandri ( 20/04/2006 04:30)
d rovina ny kozy malay? io kosa ngamba tsisy bleme sa? hahaha!
25. diamondra27 ( 20/04/2006 04:49)
tiatsara: misaotra anao @ toromarika
26. Fiffi ( 20/04/2006 12:35)
mitovy hevitra @ fasaly ! no comment !
27. fijo ( 20/04/2006 21:44)
ny mahatonga io resaka io olana dia satria isika gasy tsy sahy miresaka mazava ny momba azy io.
raha vao miresaka merina na tanindrana enao,dia misy manarona foan hoe avelao izany fa samy gasy izao.

dia avela mitarazoka eo foana le izy.
nefa :samy gasy ve,dia
-asiana ny fijerena fiaviana rehefa anome toerana ny andrim panjakana?raha merina ny filoha tsimaintsy tanindrana ny praiminisitra.ohatra.
-samy gasy ve,dia mahavita mifanao fahirano,ny foko iray?
-samy gasy ve dia misy any amin'ny faritra tsimihety,ny hoe fady manambady merina?
-samy gasy ve dia sahin'ny sasany ny nandoro ny rova?

raha ireo fotsiny no jerena dia olana mihantona foana io fiaviana io,ka tsara raha asiana fiaraha miresaka fahobe.mba hialana amin'ny disadisa rehetra mitranga sy mbola hitranga.saingy iza no sahy hanao izany????????na any mada na aty ivelany.
28. Fiffi ( 21/04/2006 05:22)
fijo: marina aloha io volazanao io an! saingy izao angamba ny olona hitranga raha toa ka hisy na tena velarina ny dinika:
-Iza aloha no sahy ?
-Nahoana no tsy mahasahy ?
-Ny tahotra ho voatsara sy voatsikeran'ny hafa
-Ny tahotra koa hoe tezeran'ny hafa dia ho irery eo!
-Ny fisainana izay tsy manaiky ka hitondra hadihady
-Vonona ve ny rehetra hihaino na handinika fa zavatra tena marina io fa tsy lainga ? satria nohon'ny tsy fahasahiana milaza ny marina sy ny fanekena fa tena marina ary misy mihintsy izany ?

-Hatramin'izay ka hatramin'izao dia misy ary hihisy foana anefa io , saingy hodiana tsy jerena satria:
-Mankarary fo
-Samy olombelona
-Ny fitiavana ny namana

ka dia ho tsara ve sa ahoana ? azo hatao ve ? ny hanaovana azy ?
29. kiali ( 21/04/2006 13:53)
"cause correcte a ton superieur" fona aloha no nahazo an'ah t@ zah nanao maramila eh! zany cause merina sy cause cotier zany bola tsy enoko:D
30. miangola ( 21/04/2006 18:25)
za kalou raha vao misy tanindrana manapepo merina zany de pepoko koa e
maninn no merina foana no hasina resaka?
ny merina mandefitra foana
ny merina tsy mbola nandroaka tanindrana
ny merina nizaka ny loto nataon'ny tanindrana
ny merina niaritra ny fananany nosimban'ny tanindrana
anà koa ny merina de tsy maintsy harovako e!!
31. Fiffi ( 21/04/2006 18:38)
tena marina tokoa aloha fa ny Merina dia mahay mandefitra an! satria efa nisy im-piry ny tany Tamatave na Diégo na faritra hafa izay mandroka ny Merina ? nefa aloha mbola tsy naheno na nahita aho fa ny Merina ao Antananarivo nanao an'izany fandroahana izany an!
32. miangola ( 21/04/2006 19:08)
zany anie wa ry Fiffi e!!
33. Herimiafina ( 21/04/2006 19:28)
Hummmm, interessant interressant, tamatave, diego? Ambatoloaka plazy, Ramena hummm :@
34. diamondra27 ( 22/04/2006 05:31)
zahay efa nandosika t@ rotaka 76

35. Fiffi ( 22/04/2006 06:39)
diamondra: rotaka 76 ?
36. dadabe ( 22/04/2006 09:39)
zah aloha teraka tao antananarivo , avy ao tana , fa na izany aza misy io resaka fanavahana io , ary marina ny zavatra laizan'i fijo io.

tsy hoe mandefitra ny merina , fa tsy sahy intsony izy fa be noho vitsy , satria t@ andron'i andrinampoinimerina anie ka hoe " ny ranomasina no valaparihy e" tsy mora ny nahatanterahany an'izany t@ fotoan'androany ary nandefitra ireo tany @ sisiny, ankehitriny mitsimbadika le izy

miala tsiny @ namana aho fa tsy sanatria hampiady foko na handrangitra fa ny marina no lazaiko, enga anie ka ny tanora @ izao fotoana izao no ho tonga saina ka hametraka an' i madagasikara eo @ toerana misy azy
37. Fiffi ( 22/04/2006 10:45)
dadabe: tsy hoa misy fampiadiana fok kosa aloha eto fa ny zavatra marina marina hiany an! fa marina aloha zany hoe vitsy ny merina dia hoe tsy sahy , nefa na izany aza dia inona moa no tsy mahasahy azy ireo ? satria mahay mandefitra izy!
38. diamondra27 ( 22/04/2006 12:39)
fiffi: eny akia a! t@ rotaka 76 zahay tratran'io de nandositra niditra tanaty wagon daholo ze tafiditra rehetra fa ze tavela teo de voa-vetaveta sy maty vono.
Dia ialàna tsiny aho raha tsy afaka hanambady tanindrana fa mbola misy ny kely ze tavela ary efa manao effort manaiky ny ho namana tsotra @ tanindrana

39. Fiffi ( 22/04/2006 13:29)
diamondra: ndryyyy :( ao aloha hataoko :-*:*:-*:*:-*:* zavatra tsy ho hadino mandrakizay akia zany nahazo andry zany an! fa na izany aza dia feno fahendrena tokoa ndry satria tsy nampiala ny fitiavandry an'ireo oloa na namana avy any . Deraina mihintsy ny teotrandry . :-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4433