fiataiavanao tompo
43. marozevo
(
10/05/2006 19:13)
Niantso Ahy izy ireo tao anatin'ny fahoriany, ary Izaho kosa namaly azy ireo.
44. harilova
(
18/05/2006 18:49)
Mba hainareo moa ny andikana ny tenin'i Izaia sy jeremia mpaminany hoe : "Antsoy aho, dia hamaly anao?"
raha atao amin'ny frantsay mety mazava kokoa :
"Bippe -moi et je te rappelle..."
Tsa manana credit hiantsoana an'Andriamanitra isika ... il suffit de bipper...
raha atao amin'ny frantsay mety mazava kokoa :
"Bippe -moi et je te rappelle..."
Tsa manana credit hiantsoana an'Andriamanitra isika ... il suffit de bipper...
45. marozevo
(
21/05/2006 08:55)
Ka raha tsy fantatra ve numerony aiza no hi bippenao eo ! Ampahafantaro ny olona aloha ny numero vao afaka mi-bippe izy.
