SI TU ES RICHE TOUT LE MONDE EST LA.....

41. ari.malala ( 20/04/2006 06:16)
Ka atao ahoana moa, efa voa alo izy d mangina @zao fotoana izao e, fa ny irariako d ny hiverenan'ny fiainany taloha, fa za mints @zay fotoana izay no hiteny anazy voalohany.
42. Fiffi ( 20/04/2006 08:18)
aro.malala: zay mihintsy akia hatao an! indrisy akia fa tena mbola be mihintsy anie ny fanararaotana an!
43. Vahinala ( 20/04/2006 09:43)
Sali daoly ndray aloha e, raha za aloha no manome ny hevitro mikasika io resaka io dia tena mitombona tokoa e, asa aloha marina fa tsy ny olondrehetra akory fa saingy ny ankamaroany dia toy izany tokoa, mahalasa saina ihany indraindray hoe tia vola diso tafahoatra loatra ve ny olona ankehitriny sa dia maninona loatra ! Za tena efa voan'izany indray mandeha ary tena havako akaiky mihitsy anefa, isaky ny tsy manambola ry zareo dia tsy maintsy tonga miangavy aty amiko foana hoe mba ampindramo fa tena sahirana be, manome foana aho na dia mbola problèm be koa aza le famerenana azy satria mitaky ianao dia vava ndray no azo hoe tsy ampafirin'izay manana hono ka manao takindrafivavy, tsy nampaninona ahy fa mbola nanampy azy ireo foana aho. Sendra olana kely amizay aza za indray mandeha tena tsy nananana ho raisina mba niteny tamindry zareo hoe mba vonjeo kely aloha, avona be ndray koa no azoko fa hoe izy aza hono sahirana tsy manelingelina anareo ko aiza no ahitana vola !
Ohatra ihany iny e ! Hoy ny fitenenana hoe ny omby mahia hono tsy lelafin'ny namany e, refa manana enao " tou lé mondy " mahita anao avokoa ! Ny ahy dia ny azoko atao sisa dia tsy mba mindramina aman'olona izany toy ny tsy ampindramako olona intsony koa.

Fiffi > :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

kala a ! Mba avereno omena ana any am sisiny aky le num andry fa tena very koa le carnet fitehirizako num an ! Ok ve ? :wink::wink::-*:-*
44. ari.malala ( 20/04/2006 11:44)
Tonga soa ndray Vaihnala eeeee :-*:-*:-*:-*:-*
45. kala ( 20/04/2006 12:32)
vahinala > tonga soa ê! :-*:-*:-*:-*:-*

okay ary ê! saingy :-$ misy maheno eto
46. Fiffi ( 20/04/2006 12:52)
Vahinala: :D:D:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
47. zandrikely ( 23/04/2006 17:29)
tena marina io vazon'i tianjama io , malala anao daholo zao olona rehetra zao , rehefa manana sosy enao , fa ra tsy misy dia tsa misy mpahita sy mpahalala , aleo ihany milamina sy mipetrapetraka e
48. kala ( 24/04/2006 05:32)
zandrikely > zay zany no tena mety ve:roll: ale anjamana ary kou:wink: :-* :-*
49. Vahinala ( 28/04/2006 04:48)
zandrikely > Tonga d "invisible" mintsy ve ra vao tsy misy sôsy ! Tena marinaalou zany e !

Messi amle tongasoa e ! Hihihihihi, mba tsy d ela loatra tsony ndray alou za atoatoa vo tafandalo e !
Kala >:-$

:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* Daoly nareo
50. diamondra27 ( 28/04/2006 05:36)
vahinala izany zao efa riche fa efa niverina :wink:
51. tovolahy007 ( 30/04/2006 02:06)
manahoana daolo e!
Tena marina io ka,tadidiko tsara t@ za mbola kely an,14 taona za t@ zany,mba nitana andraikitra lehibe tany @ tanana ra baininay,fa isan'andro hoa misy tonga foana ny olona miresaka aminy hoe mba vonjeo zay e,mba mila fanampiana zay Mr le Delegue sy ny sisa sy ny sisa,nandeha teny ary ny taona ,nisotro ronono rabaininay,dia efa tsy delegue tsony zany,fa toy ny tsy teo ireo olona nidododo tao aminay reny hoa,tsy nisy nandalo tsony na de ray aza,de mba nisy bleme zay ndray mandeha de mba nandeha tany nila vonjy fa de tsss,vavabe no azo tany.Taty aoariana kely kosa ary dia nisy minisitra ray zay niantso any rabaininay mba ho mpanolontsinany ,de nandeha teny ny fiainanay,fa vao henony olona io kozy io fa tonga daolo ndray ry zareo,arabaina e,sns sns,fa tsostra ny teniny baininay,hoy izy:misaotra anareo t@ fiarabana fa sainga zao aza manantena ahy intsony nareo hoe mbola hanampy anareo toy ny taloha aho,fa nangetaheta aho teo tsy nomenareo rano,koa ialako tsiny @ nareo zany,zao aho mba manana rano de tonga ndray nareo ,nofy anie zany hoy izy.Nangahiahy fotsiny ry zareo no sady niala moramora.
52. kala ( 02/05/2006 04:45)
tovolahy > tiako be ny nataon'i dadanao. ampy andry zareo koa zay:wink:

manome korazy an'ireo zay tratran'ny hoatran'izany foana ê!:-* de ataovy hoe "fiainana daholo zany"8)8)8)
53. miraymel ( 26/11/2007 09:48)
miombona hevitra aminao kosa aloha za e
ny ahy zao efa jerijereko hoe iza no tena namako ato anatin'ny fahantrako
fa vao manankarena aho dia omeko ny azafady ny arrivant, hihi :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3014