SI TU ES RICHE TOUT LE MONDE EST LA.....

21. tiatsara ( 15/04/2006 09:56)
ka raha vao mahazo loto dia fantatrin'ny vahoaka rehetra foana kale, tsy afaka miafina, dia efa lany @ arozasy aloha ny antsasany, dia manomboka ny ampitson'iny @ zay dia misy mandondona hoe : nareo moa nitsikian'ny vintana ka ... :-D
etc. e !
22. Fiffi ( 16/04/2006 05:13)
raha izany no jerena dia tsy mahagaga ahy ny fiainan'ny vazaha sasany hoe "chacun pour soi et Dieu pour tous"
23. Herimiafina ( 16/04/2006 20:37)
Laingan'ny vazaha io ry Fiffi fa refa voa izy namany daholo ihany ny manodidina azy an! Anah :@
24. Fiffi ( 17/04/2006 04:29)
asa aloha !
25. diamondra27 ( 17/04/2006 06:13)
HM: ntssss raha voa izy de mamono tena no ataony koa, na mhidy antrano lasa sauvage fa tsy mifandray aman'olona intsony
26. Fiffi ( 17/04/2006 16:03)
diamondra: ka mba gaga hiany manko zah ! misy dikany anie matoa milaza an'io ry zareo an!
27. Herimiafina ( 17/04/2006 19:32)
Tsy izany no dikan'io an! Israelianina io fa tsy Vazaha vazaha izany! jereo ny Cabbale de hitabnareo fa voasoratra ao io.

Ny dikan'io de je travaille pour moi et non pour mon voisin. Izay fotsiny, ca n'exclut pas hoe je n'aide pas mon voisin refa misy asa iombonana tokony hatao! ahan :@
28. kala ( 18/04/2006 05:15)
kally > misaotra nanome sopuapa t@'ny ilay ohab.:-*

ary maninona raha inverser-na indray "tout le monde est riche, je suis là":wink:

diam > zany mitsy akia! refa hitany fa nisy bizina kely nipoaka ny andry de tonga amin'izay zao resaka retra zao: sia mpiara-mianatra taloha, mpiray tokotany sns nefa ny mamy aminao no tiany hotsetsafina.:roll::roll::roll:

HM > lava loatra le fanazavana fa na zany aza tsy dia nahakivy fa nanao révision momba ny MDP rehetra ndray aloha tamin'iny:-$
29. Fiffi ( 18/04/2006 06:14)
nefa rehefa miteny hoe "lava loatra ilay fanazavana" dia efa anisan'ny kivy zany koh! :wink:
30. ari.malala ( 19/04/2006 07:08)
marina d marina mints io voalaza io. Olona tena akaiky @ fianakaviako no efa tratra, talo le ol nanana ny toerany, tonga daolo ny havany rehetra, nitakosona tsara sy nitangirika anazy tsy nisy toy izany, d nisy ireny krizy t@ 2002 ireny ary d nihodina ny tantara, nikatona le sté niasan'le ol, ts nanana intsony izy, fa ireo havany ireo indray no nanilikilika anazy :( nampalaelo b ny niafaran'le oln fa tena tratra'nle hoe havako ra misy patsa e! fa refa misy atoraka enao d eo ny ol manodidina anao eo, fa refa mba sendra fahavoazana enao d tsisy hita ny ol ary tsy vitsy ny cas ahitana an'io fa matetipitranga mintsy...
31. mamzelkely ( 19/04/2006 08:09)
hummmmmmmm:roll: lalina zany klé :roll:
32. Fiffi ( 19/04/2006 08:32)
mampalahelo :(
33. tiatsara ( 19/04/2006 10:00)
Za nanana namana tsy mety manampy ny fianakaviany rehefa nanomboka tafavoaka nedala, dia isan'ny nanome tsiny azy aho, dia hoy izy hoe, niakatra kely aho miohatra amindry zareo, ka raha ilay kely ananako no ho tsentsafin'izay rehetra mangataka dia miverina mitovy izahay, dia iza indray no hiankinany any aoriana any ?

Tsy nandà hanampy izy izany, fa mba hoe rehefa mba betsaka kokoa vao manao KELY.
Efa haiko hoy izy hoe : hatreto ihany no hanampiako rehefa betsaka ny ahy.

Ny manampy anie tsara e ! fa matetika tsy hitan'ny olona iny fa tsiny no valiny afara. Kely ny sitraka raha hisy e ! fa aleo ihany aloha manao raha mbola afaka manampy e ! nomena dia manomé ihany koa.
Fa refesina fotsiny hoe hatreto dia ampy mba tsy ho foana tanteraka.

Raha tena mitovy @ vazaha mantsy hoe izy sy ny vadiny ary ny zanany ihany no atao hoe famille, dia tsy mifanaraka @ feeling gasy izay, sady misy foana koa ny mila fanampiana e ! fa mahaiza mandanja fotsiny, dia koa mahay mandà hoe hatreto ihany, fa ny mimi tsy ho tapitra mihitsy.
34. Fiffi ( 19/04/2006 10:10)
be loatra ny fitiavan-tena !
35. kala ( 19/04/2006 11:05)
fiffi > zà ange tsy kivy namaky le izy fa te-hanakivy an'i HM fotsiny ê!:-$=))=))

ari > efa fahita akia io â! efa niainako aza ny ampahany fa :-@ menatra :oops::oops::oops:fotsiny eo ny ol mbola manana io toe-tsaina io.

tiatsara > ny ol iray na dia homenao azy daholo aza ny fanananao dia tsy hahita sitraka zany ianao.8) azonao atao fotsiny ny manome tsy miandry valiny na manana ianao na mahantra.
zà aloha dia tia manome (azafady fa tsy mandoka tena) fa kosa misy fetrany ka! sady ny fanananao rehetra ve de hatao fantatry ny hafa daholo:roll::roll:

mbà mody fanin koa ndraindray ê!:-$:-$



36. ari.malala ( 19/04/2006 11:29)
eny e, misy fahamarinany anie le we ts atao fantatry ny hafa ny fananao rehetra e, fa le izy tena tdy rariny satri tsin le ol io zany an, t@zany fotoana izany nanana voiture de sté à la disposition, fa zany izy mianakavy mitomany aterina etsy sy eroa @ le fiara daolo, ny jiro sy ny ranon'izy mianakavy le ol io no atao mandoa anazy, sous pretexte we efa antitra le reniny sady tsisy manampy, ny hantahanta madinidinika @tsisy dikany moa ts ferana, hoavy avy any andafy ny anabavinle ol d izy no atao mitsena nefa ora fiasana sns betsaka e... le ol ko mo mora b sady tsotra lotra d nanaiky anze notenenina anazy, ary tsy in-1 no nitrangan'zany t@ io ol io an, ary izy d ambonin asa sady tsara toerana fôna d toy izany fôna no nmiseho, fa misy pb ohatra ny asany d sahirana b izy d voaifakifaka, d iny fa tafarina d iny fa tangoronana ndray d toy izany fôna... taty afar wa nihodina ny tantara, ary @zao fotoana izao ts miasa intsony io ol io, satri efa b taona ihany (efa cinquantaine) d tena zany tena we mampalaelo e! tsisy miraharaha intsony fa d irakiraky ny fianakaviana sisa... :(
37. Fiffi ( 19/04/2006 12:28)
ari.malala: io kosa akia an! de fanararaotana fotsiny be zao kosa an!
38. tiatsara ( 19/04/2006 14:44)
Rehefa be sentimenka hoy aho dia tsy mahay manao TSIA, dia mamoaka foana, omena i rakoto, randria, rabe, rasoa ... dia ry zareo miha-matevina ; tsy hanomé anefa toa ho loza eo anatrehan'Andriamanitra sy ny fiaraha-monina ; hanomé, lasa rano-lava fomba fanaon'ny hafa, tsy hita izay hiainana e !

Ny ahy aloha ny hitako fa mety dia izao : omena indray mandeha ny olona iray, dia efa tenenina izy hoe samia manao zay hahatafita fa tsy hisy intsony aoriana, marina tokoa hoe tsy hiandrasam-baliny anie !
Tafita izy : bravo, tsy tafita izy dia efa niteny aho e !

Rehefa tsy izay no atao, dia tout le monde s'en va e !
raha vao tsy mahay miteny TSIA hoy aho, dia efa miomana hitovy @ io ambony io lazain'i ari.malala io.
39. Fiffi ( 19/04/2006 15:29)
tiatsara: fa fitiavana daholo koa no hanaovana an'izany an! na dia hoe tsy mahay miteny "tsia" aza an!
40. kala ( 20/04/2006 05:28)
ari > tena mampalahelo akia ny cas-n'io ol ray resahandry io an!

fa ny tena mbola mandreraka be ange dia hoatran'ny hoe olon-doza ery ndry refa angatahina nefa tsy hanome.

zvt efa hitako akia fa zà mbola kely tamin'izany.
zay tonga rehetra teo @'i dada sy neny nomena daholo ireo mpanao mimi,maro ery na ny mpanao vacances satria nisy mamy kou:°) betsaka aza ny nanatombo, refa sendra olana : nihazakazaka ery haka fanampiana.

Nisy fotoana ary nampidofotra ny bizinan-dry zareo -sendra ny fotoan-tsarotra, mba firy tamin'ireo nanao mimi no nanome? :roll::roll:efa lanin'ny saka marina ny trondro ka nanjahatra teo ny tena tompon'ny laoka...:oops:
fa ny mahagaga ahy dia refa nety indray ny natao de mbola nanome foana ry d & n... fa raha izaho aloha : misy fetra ê!:twisted::twisted::twisted:

mahereza ry reto refa tratran'ny ol toa ireo a!:-* :-* :-* :-*





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0999