Ny zvt atao mba hampifaly ny lahy sy ny vavy

1. diamondra27 ( 14/04/2006 04:55)
Ho anareo nametraka dinika teto oe: misy foana ny olana eo @ fitiavana, mampahory , fijaliana sns...

Indro ary mba misy torohevitra kely nalefan'olona tamiko ary mba tiako zaraina ho anareo ihany koa @ maha-mpinamana antsika.

novalian'i kiali ny 20/04/2006 06:47
2. diamondra27 ( 14/04/2006 04:58)
Miala tsiny fa tsy @ teny gasy

COMMENT RENDRE UNE FEMME HEUREUSE ?
Il me semble que ce n'est pas compliqué ! Pour rendre une femme heureuse, il vous suffit tout bonnement d'être :
1. ami
2. compagnon
3. amant
4. frère
5. père
6. maître
7. éducateur
8. cuisinier
9. charpentier
10. plombier
11. mécanicien
12. décorateur
13. styliste
14. sexologue
15. gynécologue/obstétricien
16. psychologue
17. prévoyant
18. psychiatre
19. thérapeute
20. audacieux
21. organisateur
22. bon père
23. très propre
24. sympathique
25. athlétique

26. doux
27. attentionné
28. galant
29. intelligent
30. drôle
31. créatif
32. tendre
33. fort
34. compréhensif
35. tolérant
36. prudent
37. ambitieux
38. capable
39. courageux
40. déterminé
41. fiable
42. respectueux
43. passionné

SANS OUBLIER DE :
44. faire souvent des compliments
45. adorer le shopping
46. ne pas faire des histoires
47. être très riche
48. ne pas la stresser
49. ne pas regarder les autres filles

ET EN MÊME TEMPS, IL FAUT AUSSI :
50. faire très attention à elle, sans pour autant être jaloux
51. bien s'entendre avec sa famille, mais tout en lui accordant toujours autant de temps pour elle
52. lui donner de l'espace, tout en se montrant soucieux de là où elle va


IL EST TRÈS IMPORTANT DE :
53. ne jamais oublier :
* anniversaires
* fiançailles
* mariages

Malheureusement, même en observant scrupuleusement ces règles, son bonheur n'est pas garanti, puisqu'elle pourrait se sentir submergée par une vie d'une étouffante perfection, et fuir avec le premier salopard-alcoolique-coureur de jupons qu'elle rencontre.

COMMENT RENDRE UN HOMME HEUREUX :
1. Baiser
2. Lui foutre la paix !

3. mamzelkely ( 14/04/2006 05:35)
hummmmmmmmmmm tsara kosa zany idée zany ts de compliké kay ny lhl ko :roll:8)
4. Fiffi ( 14/04/2006 05:51)
ao ry lhl mba diniho ary ireo eh! dia samia maka ny anjarany sy izay hitanareo ahasoa anay vhv.
5. Ragadona ( 14/04/2006 05:55)
Fa ahoana ry diams no be zavatra takiana ny vhv vao sambatra nefa tsy mba te hisahirana hanome akory, zay ange no mampisy olana matetika e. Mba eritrereto ange ny fikombonan ny sipa amin ny tenany e : 53/2 be zao ve ..... Ary tena marina io a
6. dadabe ( 14/04/2006 06:12)
tsy azoko le
7. pissoa ( 14/04/2006 06:20)
diamondra:
COMMENT RENDRE UNE FEMME HEUREUSE ?
Miankina amin'ilay vehivavy!
diamondra:
COMMENT RENDRE UN HOMME HEUREUX :
Miankina amin'ilay lehilahy!

8. Ragadona ( 14/04/2006 06:53)
Mba zay ahay, réaliste be i pissoa:*:*:*:*
9. diamondra27 ( 14/04/2006 07:05)
ragadona: enao ty koa tena be ady varotra an!

dadabe: inon indray ary ny tsy azonao @izao?

pissoa:ieuuu miankina @tsirairay daholo ange le fiainana fa zany hoe: misy ny manontany tena oe: inona no atao mba tsy hijaly @ fitiavana?
10. diamondra27 ( 14/04/2006 07:06)
fiffi::wink:
11. ari.malala ( 14/04/2006 08:05)
:-D:-D:-D:-D:-Dd hisy lhl hanatanteraka anreo v?:-D:-D:-D:-D:-D
12. ramoul ( 14/04/2006 08:36)
tous ça est vrais mais part contre,nous les mecs ne sont puts pas des baiseurs ou des coureur de jupon comme vous le dites.
Missy zam' nay lehilahy no manana fitovizana am'nareo vehivavy(zany tsy misdika hoe pelaka dôly ze bandy vehivavy fihetsika an!)ary maro ny calité-ny lehilahy izay mbola tsy hitanareo vehivavy aty ivelany
13. Fiffi ( 14/04/2006 10:31)
tous ça est vrais mais part contre,nous les mecs ne sont puts pas des baiseurs ou des coureur de jupon comme vous le dites.
:evil::evil::evil::roll::roll::roll::roll::roll: fa iza aloha no niteny an'ireo ?:roll::roll::roll:
14. andry08 ( 14/04/2006 10:57)
ramoul, rehefa tsy mahavita dia aza miteniteny foana fa =))=))=))rehefa tsy hita ny eo @ asehona @ vehivavy ny toetra ilainy dia eo ianao no ho raisina fa aza mitady excuse eo, ny qualité anie tsy ilay fanafenana be tsy misy dikany io e!
15. Ragadona ( 14/04/2006 12:31)
Aza masika amin i ramoul kosa ianao ry andry08 fa raha jerena amin ny maso tsy miangatra dia misy marina ny azy. Aiza dia hoe hitady qualité fotsiny ny sipa fa tsy mba hanome, anga tsy hoe efa mitovy zo(zo hitia sy hotiavina ohatra ....)Zavatra roa mantsy no mampisy olana eo amin ny fiaraha monina matetika : fanjakazakan ny lhl sy ny fitiavan tenan ny vhv. Izany hoe : ny an ny lhl zay manohintohina ny sitrapony dia dakany ary ny an ny vhv zay tsy manatanteraka ny faniriany dia hoe tsy vanona. Ny tsy fifehezan ny andaniny sy an kilany an io no mametra ny fifamalifaliana
16. kiali ( 14/04/2006 17:22)
hitako no lasa ny vadiko le!! nataoko daholo reo :D:D
17. Fiffi ( 15/04/2006 04:24)
possible !
18. diamondra27 ( 15/04/2006 05:50)
kiali:miala tsiny za raha hime fa tsy mampime le izy an:-D:-D:-D:-D:-D

de aza kivy ny mamerina an'io @ze ho avy eo @ manaraka f'efa fantanao zany ze mety koa!

19. pissoa ( 15/04/2006 14:14)
kiali :-D:-D:-D

Zah kou angamba hitsaoka raha ataon'ny vadiko daholo ireo :-D:-D:-D Njinja le
45. adorer le shopping
Raha tsy hoe izy irery no mandeha any de zah makamaka aina ao an-trano :roll::roll:=))=))
20. Herimiafina ( 15/04/2006 14:26)
Fa maninona izy no ampifalifaliana e? refa tsy faly izy de mahazo mandeha mitrandraka any amin,ny olombelona 6 miliara ambiny.

Ny hahafantarana fa mety aminao le olona de tsy manahirana anao ny mampifalifaly azy fa tsy votery hanakatra zavatra tsy takatra ianao vao falifaly izy, ahan :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1279