Hatsikana sy lalao

21. kiali ( 12/04/2006 18:46)
tonga de manangona no dikan'io eh!
22. Fiffi ( 12/04/2006 19:44)
manangona inona kay ?
23. Fiffi ( 13/04/2006 04:26)
kiali: manangona namana ve ? :):-*:-*:-*
24. diamondra27 ( 13/04/2006 09:12)
Tonga De Matory na
Tonga Dia Misôsy


Tsy izany Tonga de Mamono 'zany kosa no izy ry Rainimaharavo a! tena mampahorikoditra be 'zany klé!


[color=blue]ny tena officiel aloha dia hoe: TRANSPARENCE DEMOCRATIE MALGACHE e!
resaka politika ange izy io e![/color]
25. kiali ( 13/04/2006 18:31)
tonga de manabady an'i fiffi aza eh
26. Fiffi ( 13/04/2006 19:21)
kiali: iza hono ? :-D:-D:-D:-D:-D
27. kiali ( 14/04/2006 16:27)
ihihih! tsy aiko ko!!!:-D:-D:-D
28. Fiffi ( 15/04/2006 03:10)
kiali: :-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*
29. mandrindra ( 24/04/2006 11:31)
tonga dia, injato miverina ato, ary raha mba hafa indray ny dikany omena ilay T fa tsy hoe tonga foana e.
30. Fiffi ( 24/04/2006 11:36)
mandrindra: ka TDM ilay izy koh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1596