Hatsikana sy lalao

1. Rainimaharavo ( 12/04/2006 08:53)
Misy indray hono izao ny hoe T.D.M. an'ny mpanao politika RAJAONARIVELO Pierrot. dia hoy indray ny dikan'io T.D.M. io amin'ny vahoaka hoe :

Tonga Dia Mamono.

novalian'i Fiffi ny 24/04/2006 11:36
2. diamondra27 ( 12/04/2006 09:34)
tsy misy resaka akory ve tonga de vonoana?

Hummm tondro molotra zny sa inon?
Raharaha an, koditra be za zany
3. Ragadona ( 12/04/2006 10:50)
Aiza kosa Rainimaharavo a
4. Fiffi ( 12/04/2006 11:14)
zany ko ve de mba ho marina eh! ka iza hono no ho vonohina ?
5. Fiffi ( 12/04/2006 11:14)
ary hatsikana sy lalao ve izy ity sa antson'ny fo eh marina eh! :roll::roll:
6. rurik ( 12/04/2006 11:34)
diso lalana io hi hi hi
manely tsaho indray an an an (hono)
7. Fiffi ( 12/04/2006 11:45)
ka zay indrindra manko eh! :roll::roll::roll:
8. ari.malala ( 12/04/2006 12:06)
:-D:-D:-Dfa manin no tonga d vonoina ny ol d iza le tonga d mamono sa iza le tonga d vonona?
9. little ( 12/04/2006 12:15)
fa io koa anie mety ho an'le olona etsy am-pita hoe: Tandremo,Danz,Miverena. De mipitsika no mety e!
sa mety hoe Tina De mena ( Omena fa miala ny O)=))=))
10. Fiffi ( 12/04/2006 12:31)
de asa mihintsy aloha fa toa tsy alehany mihintsy izy zany koh ! :-D:-D:-D
11. jpeg ( 12/04/2006 13:31)
Tonga Dia Mandroso
Araky ny dinika tamin'ny lohahevitra iray dia handroso tokoa ny tanora e!
Aleo izay miraharaha ny tanora no arahina satria ny tanora no ho avin'ny firenena sa aona? :D
12. Fiffi ( 12/04/2006 13:32)
Tong Dia Mandroso tokoa no izy eh! :)
13. pissoa ( 12/04/2006 14:00)
Fa hatsikana sy lalao ve sa antson'ny fo sa politika sa kolotsaina sa inn izy ity e :roll::roll::roll:
14. jpeg ( 12/04/2006 14:02)
Hatsikana politika miaro antson'ny fo ho an'ny tanora tia kolotsaina angamba :D
15. Lejim ( 12/04/2006 14:37)
rainimaharavo> Manomboka miteniteny foana ato @ antson'ny fo rehefa tsy mahavoa ary @ politika?!:-D
16. pissoa ( 12/04/2006 14:42)
Misaotr an'i jpeg :-D:-D:-D
17. Fiffi ( 12/04/2006 14:51)
tena tsy maharaka eh! :roll:
18. jpeg ( 12/04/2006 16:10)
tsy misy fisaorana ry zareo, fa ilaina koa anié indraindray ny mémé sy manala azy kely é :-)
19. pissoa ( 12/04/2006 16:31)
Fiffi, http://www.setravi.df.gob.mx/taxis/_fotos/taxi%20verde.jpg rehefa tsy araka :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*
20. Fiffi ( 12/04/2006 16:41)
pissoa: kayyyyyyy manja be eh! :-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2006