Felaka raozy
21. kiadytsilaitra
(
13/04/2006 09:17)
Tena tsy laitra tokoa io. Fa mbola miziriziry ihany aho hoe tsy ny fampiasana hery sy famonoana amin'ny OPK ny vaha-olana ka. Sanatria i Rwanda no atao fetra, efa matsilo kokoa noho izany ny gasy ankehitriny. Fa izany hoe mbola tsy matsilo noho ny karana ny akamaroany.
22. kiadytsilaitra
(
13/04/2006 09:21)
ilay hoatra nomenao io zao na ny lalana no bingo na kondrana sy tia kely izay nampiatr'azy. I fatsor'Ali tsy manao distinction an'ny falemena fa rehefa mihanahana dia petahany lalandava.
23. Fiffi
(
13/04/2006 09:24)
fa nahoana kosa ary no afaka manao an'izao ireny olona ireny eh ? Madagasikara anie an'ny Malagasy eh! tokony ny Malagasy no hanjaka fa tsy izany hoe vahiny zanatany ahhhh weeeee ..... avelao Madagasikara ho an'ny Malagasy !
24. kiadytsilaitra
(
13/04/2006 09:44)
Fiffi:
Madagasikara anie an'ny Malagasy eh! tokony ny Malagasy no hanjaka fa tsy izany hoe vahiny zanatany ahhhh weeeee ..... avelao Madagasikara ho an'ny Malagasy !
marina mihitsy izany! Fa ny fanontaniana dia hoe fa nahoana ary no tsy izany no zava-misy marina (ara-ekonomika aleo marihina)? Aiza ny sakana?
Angaha ny karana no manao ny lalam-panorenana? ny karana ve no mamoaka ny decrets-ny fivondronana? Ny karana ve no mandray tsolotra ahafahana mamefy trottoir na tsy ampigadrana karana mandika lalana?
I Madagasikara anie efa an'ny malagasy hatrizay e! fa tokony andinika lalina ny momb'azy ny malagasy dia manarina tena fa tsy mifaly manondro-molotra ny karana fotsiny. Sa ve...
25. Fiffi
(
13/04/2006 14:36)
ka iza ary hoy ianao no tokony hanisy lalana fa M/car dia an'ny malagasy ?
26. kiadytsilaitra
(
13/04/2006 19:42)
Efa misy izany lalana izany ry fiffi a. Ny lalampanorenana malagasay dia mifono sy maneho antsakany sy andavany izany hevitra izany.
LA CONSTITUTION
TITRE 1 - Les principes généraux
Article premier .- Le Peuple Malagasy constitue une National organisée en Etat souverain et laïc, fondé sur un système de provinces autonomes dont les compétences et les principes de gouvernement sont définis et garantis par la Constitution.
Cet Etat est une République une et indivisible. Il porte le nom de " République de Madagascar " La démocratie constitue le fondement de la République. Sa souveraineté s’exerce dans les limites du territoire qui lui sont reconnues par le droit international. Nul ne peut porter atteinte à l’intégrité territoriale de la République.
Article 2 - Les provinces autonomes, adoptant chacune sa loi statuaire, sont : Antananarivo, Antsiranana, Fianarantsoa, Mahajanga, Toamasina et Toliara.
Article 3 - Le territoire national est inaliénable.
Article 4 - La République de Madagascar a pour devise : " Tanindrazana-Fahafahana-Fandrosoana "
Son emblème national est le drapeau tricolore, blanc, rouge, vert, composé de trois bandes rectangulaires d’égales dimensions, la première verticale de couleur blanche du côté de la hampe, les deux autre horizontales, la supérieures rouge et inférieure verte.
Les sceaux de l’Etat et les armoiries de la République sont définis par la loi.
Le malagasy est la langue nationale.
Article 5.- La Capitale de la République de Madagascar est Antananarivo.
Article 6.- La souveraineté appartient au peuple, source de tout pouvoir, qui l’exerce par ses représentants élus au suffrage universel direct ou indirect ou par la voie référendum. Aucune fraction du peuple, ni aucun individu ne peut s’attribuer l’exercice de la souveraineté.
Sont électeurs dans les conditions déterminées par la loi, tous les nationaux des deux sexes, jouissant de leurs droits civils et politiques.
La qualité d’électeur ne peut se perdre que par une décision de justice devenue définitive.
Article 7.- La loi est l’expression de la volonté générale. Elle est la même pour tous, qu’elle protège, qu’elle oblige ou qu’elle punisse.
Article 8.- Les nationaux sont égaux en droit et jouissent des mêmes libertés fondamentales protégées par la loi sans discrimination fondée sur le sexe, le degré d’instruction, la fortune, l’origine, la race, la croyance religieuse ou l’opinion.
Ny andininy faha 4 dia milaza koa fa:
"Ry Tanindrazanay malala ô ! " no hirampirenena.
Fa asa maninona io fehezanteny io tsy voadika aminy teny frantsay?
Izany hoe misy ny lalana isan-karazany fa ny fampiarana azy no feno fitavozavozana na ampiasain'ny vitsy manan-kery ho an'ny tombotsoa-keliny.
Raha amaky ny lalampanorenana feno dia tsidio ito:
http://www.assemblee-nationale.mg/mg/constitution.php

27. Fiffi
(
14/04/2006 05:23)
manaiky an'io aho ! manaiky aho fa misy ny lalana ! fa na izany aza dia tokony hisy mpanara-maso ireny fa tsy natao an'izao fotsiny satria be ny manao ny tsy rariny , mino ve ianao fa ireo olona milaza fa zanatany ireo manaraka an'ireo lalana ireo ? tsy mino an'izany aho satria ry zareo indrindra no miseho ho tompon-tany ka mampijaly ny malagasy.
28. fijo
(
14/04/2006 19:04)
kyaditsilaitra,mbola vaovao ato ngamba ise ka tsy naharaka ny resaka taloha,fa efa nisy resaka momba ireo karana ireo teto.
za koa dia manao hoe tsy hery no hitondrana azy.fa lalana.hafaka manao lalana isika hiadivana amin'ireo.
ohatra:avoaka ny lalana fa misy asa izay atokana hoan'ny malagasy.
ka ao anatin'io lisitra io,dia tilina izay asa ataon'ireo."grosista,varodamba sns"
raha te hijanona izy dia tsimaintsy manao uzinina.ary eo dia ferana koa ny lalana farany ambany azony homena ny gasy.
zavatra toa izany no tsara hiadivana aminireo

29. Fiffi
(
15/04/2006 03:21)
fa inon-k'hitranga , ninnon-k'hidona , avelao Madagasikara ho an'ny Malagasy eh! tsy izao vahiny rehetra izao no tokony hanao izay tiany hataony , mba jereo ange an! raha tonga aty frantsa ny olona ka hanao an'izany !! dia asa fotsiny angamba izay hanjoa azy ! na tsy eto frantsa hiany io an! hatraiza hatraiza . Ary raha misy gasy tonga any inde moa manao an'izany ? (heritrereto kely io)