Tanora TDM
21. jpeg
(
12/04/2006 05:28)
ny TDM dia tsy misy hifandraisany amin'ny AREMA.Ary manohana olona izy fa tsy manohana antoko.
Tsy tokony ho lany andro amin'ny fanaovana dika teny isika, fa amin'ny adihevitra, sosokevitra hanampiana ny tanindrazantsika, na dia tsy mitovy atoko azany.

24. Fiffi
(
12/04/2006 15:16)
Ny T.D.M. ange ka adikan'ny maro hoe :maro iza anefa eh ? ary iza no ho vonohina ? mba mandika vilana koa izany ireo zay manao an'izany koh! satria ve tsy tiany ?
Tonga Dia Mamono ê!
25. jpeg
(
12/04/2006 16:13)
Namaly ny antso nataon'ny TDM i Pierrot.
http://www.lagazette-dgi.info/index.php?option=com_content&task=view&id=6498&Itemid=30

26. narri
(
12/04/2006 17:17)
Maro ireo tanora malagasy manampahaizana aty ivelany, tokony karakaraina ny hoavin'izy ireo mba ahafahany mody any antanindrazana mampiasa ny fahaizany.
Fanampiana amin'ny fanganana orinasa, karama tsara hoan'izay te hiasa amin'ny orinasa, kanefa tsy tokony hisy elanelana koa nefa amin'ny malagasy any antoerana.
Sarotra be ry zareo a .tena mety ho impossible hoy aho. aoka ho fantantsika fa maro koa ange ny manampahaizana eto am tanana e.satria ve tsy afa mivoaka any ivelany dia tsy karakaraina tsara ? Ho an ny manampahaizana any ivelany ..... ny karamana Direktera eto am tanana ange ka mety mitovy am vola raisin ny mpamafa lalana eto frantsa e. ka ny manampahaiza gasy eto frantsa tsy mety hody aty dago raha atao ny marimaritra iraisana ka mba ampitoviana ny vola omena ny manampahaizana aty andafy sy aty dago....ny manampahaizana mody aty dago dia ny mitetika haka toerana politika mba hinanana bebe kokoa.......sarotra ny fandidina aloha hoy aho ......mety masika angamba ny eritreritro nefa na za aza mba mangetaheta ny ampandroso antsika e

27. jpeg
(
12/04/2006 17:43)
Ny sosokevitra mety azo hatao dia ny fananganana orinasa any Madagasikara. Tsy vita anefa izany raha tsy hamoraina ny fananganana orinasa sy ny findramambola amin'ny banky.
28. fijo
(
12/04/2006 19:26)
narri tsy masiaka mihintsy io teninao io fa tena mahalaza ny dinika tokony hoatao.
ny sosokevitra hanatsarana ny fananganana orinasa any no ilaina ngamba,fa tsy hoe,ny tanora avy aty na avy aiza.

29. xxx
(
13/04/2006 16:25)
Tsy fantatry ilay namana etsy ambony angamba hoe be dia be ny Docteur Ingenieur Maitrisant Licence Doctorat mitondra taxi, manao foie gras, miompy poulet de chair sns eto Madagasikara, fa tsisy toerana ametrahana azireo????
Tsy azoko ilay hoe manampahaizana hiverina eto Mcar, raha ny eto aza lasa chomeur fotsiny

31. fijo
(
13/04/2006 19:47)
XXX za tsy manaiky io voalazano io.
tsy milaza aho hoe tsy marina io ,fa izao.ny manampahaizana mody any,dia tsy tokony hiandry tolorana asa,fa tokony mihezaka mamorona asa.

33. fijo
(
14/04/2006 19:57)
izay mihintsy.amiko ny asan'ny fanjakana dia ny manome antsika ny lalana hampamora ny fampitombon tsika ny asatsika.fa isika kosa no mihezaka mampivoatra ny zavatra atao,fa tsy hiandry sy hino nofy fotsiny eo
34. TDMmalaza
(
19/04/2006 07:44)
ny TDM dia sty misy resaka tsangan'olona fa tsangankevitra no mibahana ao: ny hevitra hijoroanay dia ny "FAHAMARINANA" (JUSTICE). ka i Pierrot aloha izao no "symbole" politika hiaran'ny TSY RARINY izay ao madagasikara.
misy antony ka io no voalohanay no hanohananay an'i Pierrot. izy no nogadraina SATRIA NIARO NY TOMBOTSOAN'NY VAHOAKA tamin'(ny crise 2002 fa TSY NIKASA HAMONO OLONA HAKANA FITONDRANA. rehareha aminay izany "hevitra" nijoroany izany. IZY no mba olona sahy HANOVA NY RAFITRA VAOVAO MANARA-DALANA, AMIN'NY FIRAISAMPIRENENA, TSY MISY FANVAKAVAHANA, AMIN'NY FIFIDIANANA MAZAVA, malalaka ary demokratika, IZY no MIHENO SY TE-HIARAKA HAMPANDROSO NY FIRENENA AMIN'N?Y TANORA IZAY HOAVIN'NY FIRENENA.
ireo no firehin-KEVITRA HIJOROANAY TDM. i Pierrot, no mpitarika politika mitondra an'izany HEVITRA SY FIREHINKEVITRA IZANY. ka mazava ho azy fa raha FIFIDIANANA HO FILOHAMPIRENENA no jerena dia OLONA NO HO FIDIANA miaraka amin'ny HEVINY SY NY HEVBITR'IREO MPANOHANA fa tsy "misy filohampirenena "hevitra" izany.

38. sonwin
(
23/04/2006 19:09)
jpeg> hay ve toi no isan'ny mafana fo ao anatin'ilay TDM e, ilay olona nofidianareo ho tohanana aloha tena tsy ahombiazako e, mifampitazana sy mifampikopaka eny zany isika amin'ny fifidianana koa,ny anay Ra8 ihany. ra-cousin koa zany ao anatin'io ve?
39. xxx
(
23/04/2006 23:34)
tena tsy maharaka an'i Pety Rakotoniaina dodoly ireo ranga raha dinihina, an? sady ilery izao efa manana base manerana ny nosy mahintsiny kle, sady mbola jeune tsara.
40. mino18
(
08/05/2006 14:37)
MBA LAZAO KOA NY ANTONY TSY NAMPILATSAKA AN' I PIERROT TAMY LE FIFIDIANANA 2001 INY AZAFADY.TSARA RAHA NY HEVITRAREO TANORA TOKOA NO MIASAAO.SAO DIA FITAOVANA HIAKARAN' NY DINOSAURES NDRAY