Tanora TDM

1. jpeg ( 10/04/2006 05:27)
TDM dia antoko politika vaovao, naorina tamin'ny alalan'ny Pierrot Rajaonarivelo. Tanora no ankamaroan'ny mambra ao (Madagasikara, Frantsa). Andao hasehotsika tanora koa fa mahavita azy isika.Manana ny hevitra antsika amin'ny hanatsarana ny fianana any Madagasikara.Fa tsy ho lany andro amin'ny tsikera fotsiny.


TDM L'Express de Madagascar
novalian'i mino18 ny 08/05/2006 14:37
2. jpeg ( 10/04/2006 05:28)
3. ainga ( 10/04/2006 09:17)
Tsy mitovy revy amin'ny aty raha tanory tsy mahita afa-tsy Rajaonarivelo atao filamatra.
Tandremo fotsiny ianareo tsy hiteny amin'ny anaran'ny tanora malagasy. Efa betsaka anie leitsy izay fikambanana noforonina izay ka miantsoantso hoe Rajao pierrot e ! wawawa, ny eo ihany anefa no eo : nankaiza ry assidu ? tsss !
4. Fiffi ( 10/04/2006 09:18)
=D=D=D=D=D=D=D
5. jpeg ( 10/04/2006 16:33)
ainga:

Tsy mitovy revy amin'ny aty raha tanory tsy mahita afa-tsy Rajaonarivelo atao filamatra.
Tandremo fotsiny ianareo tsy hiteny amin'ny anaran'ny tanora malagasy. Efa betsaka anie leitsy izay fikambanana noforonina izay ka miantsoantso hoe Rajao pierrot e ! wawawa, ny eo ihany anefa no eo : nankaiza ry assidu ? tsss !

iza no filamatrao?
TDM dia atoko politika, izany no mahasamihafa azy amin'ny fikambanana manohana an'i Pierrot. Izany hoe hiditra lalina amin'ny resaka politika any madagasikara, hitondra torohevitra sy fahalalana hanatsarana ny tanindrazana.
Ny tanora TDM no miantso ny tanora Malagasy hanao politika, hirotsaka antsehatra hoan'ny firenana.




6. ainga ( 10/04/2006 17:22)
Na fikambanana na antoko politika tsy raharahako fa ny iombonan'ireo rehetra ireo dia anaran'olona iray, izay mpanao politika ! Ka na ireto lazainao fa fikambanana tsotra (fa tsy antoko)aza dia manao politika ary io olona iray io foana no antsoina mafy dia mafy :
izany hoe, tsy ny programa no aroso sy arahana fa tsangan'olona aloha no atolotra, izay vao hoe, mihevitra hanao izao izahay !
Tsy voararan'ny lalàna akory izany fa dia mampieritreritra !
7. Herimiafina ( 10/04/2006 17:28)
Afaka mananagana kah! demokrasia izany1 fa rehefa manangana de aleo tonga dia le miasa hatrany mametraka ny anjara biriky amin'ny fampandrosona, na tsy mety na mety ny ataon'ny mpitondra dia mampiasa coco entina hamapamety an'izany.
matetika mantsy tsy izay no tena but an'ilay fananganana fa hamotika ny misy ary hampanjaka ny an'ny tena dia tsy de mety.
raha izay dia aleo tsy miditra! Mba kaozy e!
Kiano kely aloha ity hevitro ity fa te hahazo fanankianana zah zany.
Ahan :@
8. jajaf401 ( 10/04/2006 18:04)
Aleo kosa samy hiditra ry HM an, de izay mahomby no tazonina après. F'io angeh ifandimbiasana sahala @ !!!!!!!!!!!!!!! eh!
Fa tsy natokana hoan'ny ekipan'ny rery!
Fa ny ahy fotsiny mba miandrandra hoe ho hisy @ izy reo mba hoafaka manao continuité de l'état, de izay mba tsara tohizana fa ny ratsy aremina!!!!!!!!
hi hi hi !!:-D
9. jpeg ( 10/04/2006 18:32)
Matao izahay nanaraka an'i Pierrot dia efa fantatray ny
tetikasany, ary mitodika indrindra amin'ny tanora izy.
Firifiry amin'ireo mpanao politika ankehitriny no manantona ny tanora, ary vonona hiaraka hiasa amin'ny tanora?
Na tsy eo amin'ny fitondrana aza izy, dia efa vonona izahay hanampy an'i Madagasikara.
10. jpeg ( 10/04/2006 18:34)
vaovao momba ny TDM amin'ny gazety Malagasy:
Tsy ny TDM frantsa ihany no mihetsika izao fa ny any antoerana ihany koa.
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=877&ART=16602
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=42306&r=4&d=2006-04-10
11. Herimiafina ( 10/04/2006 18:43)
Okay, raha izay indray dia mahafinaritra kah! tsy maintsy mba misy ihany mantsy ny fanontaniana kely isankarazany fa efa be loatra izay niainana izay de tena mahatsiaro matahotra ny tena.
De bon courage daholo izany e! Ahan :@:@
12. xxx ( 10/04/2006 22:46)
Izaho indray tsy hanohana tsangan'olona, Ra8 angaha ka tohanako satria nahavita azy hatramin'izao
13. jpeg ( 11/04/2006 05:30)
Tsy lavina fa nisy ny zavatra vitan-dra8 (lalana, sns),kanefa tsy ampy.Tokony no haingampiasa ny fitondrana, vao misy aretina ohatra ny nosy manodidina dia tokony efa naka fepetra haingana. Vao nisy fahatapahana ohatra ny jiro, dia tokony maka fepetraka haingana ihany koa fa tsy andrasana higrevy ny mpianatra sy ny olona rehetra.
Asa na ny olona manondidina azy no "moramora"?
14. xxx ( 11/04/2006 06:49)
ka les malagasy sont au pays du moramora k'no :-D:-P
15. Fiffi ( 11/04/2006 07:35)
:roll:
16. vetsoko ( 11/04/2006 13:00)
mahafinaritra izany resaka izany!!!!
17. jpeg ( 11/04/2006 16:49)
:arrow: Maro ireo tanora malagasy manampahaizana aty ivelany, tokony karakaraina ny hoavin'izy ireo mba ahafahany mody any antanindrazana mampiasa ny fahaizany.
Fanampiana amin'ny fanganana orinasa, karama tsara hoan'izay te hiasa amin'ny orinasa, kanefa tsy tokony hisy elanelana koa nefa amin'ny malagasy any antoerana.
18. Herimiafina ( 11/04/2006 16:52)
Merci leisy jpeg fa manja izany tetik'asa izany klé. Mazotoa e! ahan :@:@
19. cutie ( 11/04/2006 17:34)
mazotoa nareo zany,matoky anareo zahay e :lol:
20. fijo ( 11/04/2006 20:58)
fomba fiady daholo izany hanjonona mpifidy e.tsy misy maharatsy azy.saingy amiko rajaonarivelo =AREMA.noho izany efa hitako ny nataony teo ka nakaleo ahy.
tiako ny TDM raha sipa."tonga de manao"fa raha politika .han han,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5706