Dinika manokana
1. hery
(
07/04/2006 14:58)
Ho an'ny namana vaovao.
Ankoatra ny lohahevitra izay hitanareo milahatra ao amin'ny forum dia misy koa ny antsoina hoe dinika manokana.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/topic&manokana=1 ny lisitra.
Ao anatin'io dinika manokana io no misy ny resak'olon-dehibe (ireo feno taona) koa ny resaka rehetra tsy natao ho an'ny ankizy ka alefa eto amin'ny forum dia afindranay ho ao amin'io dinika io avokoa.
Misaotra

novalian'i bellla ny 26/04/2006 12:44
5. bellla
(
26/04/2006 12:44)
Manomboka amin'ny firy marina ity feno taona ity e! Mba anatiny ve zah:?::D:-D