Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
finoana
41. marozevo
( 05/05/2006 23:32)
Manantena Anao ny fanahiko ry Yaveh.. misandratra aminao.
Yaveh no mitarika ahy tsy ho azon-kenatra aho.
Tsy ho menatra izay mino Azy, izay mandao no menatra.
Hamaly
42. Fiffi
( 07/05/2006 03:27)
12 Ary hiantso Ahy hianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho.
13 Ary hitady Ahy hianareo, dia ho hitanareo Aho, raha katsahinareo amin’ny fonareo rehetra.
Hamaly
43. marozevo
( 08/05/2006 15:12)
Tompo oh !
Omeo finoana izahay hankahery anay malemy,
Fa tsy misy tsy azo atao ho an'izay rehetra mino.
Hamaly
1
2
3
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1213