SECTE hono ka hoe....

41. marozevo ( 10/04/2006 22:10)
Raha avy amin'ny teny hoe section araka ny voalaza ao ambony ao, dia tokony hofaty izay notapahin'ny sécateur.Nefa koa misy ny hoe "ratsanana mba hamokatra bebe kokoa".
Fa izao eh.. jereo ange ho aho raha sendra mandalo any ho any ilay film hoe "secte de marrakech" eh... Ho hitanareo tsara fa hazava ho azy ny resaka.
42. Fiffi ( 11/04/2006 05:54)
marozevo: eny ary fa ho jerena io. :)
43. marozevo ( 11/04/2006 11:17)
Dia rehefa hitanao dia ilazao koa ny namana rehetra hijery azy. Marihiko fa somary hafahafa ity film ity amin'ny voalohany. Ka raha tsy manana faharetana dia hilaza avy hatrany fa manoro vohony i Marozevo, ka jereo hatramin'ny farany ary henoy tsara ny parole.
44. Fiffi ( 11/04/2006 13:58)
marozevo: eny ary! :)
45. marozevo ( 19/04/2006 20:38)
Efa nisy nijery ve ilay film ?
46. Fiffi ( 20/04/2006 13:55)
marozevo: mbola tsy tonga foana aza nefa efa herinandro zao no ni-commandena azy !:(
47. marozevo ( 20/04/2006 15:05)
Fa misy ve anefa ? Izaho manko efa tamin'ny 1990 na 1991 no nahita an'io film io. Mino aho fa tsy maintsy misy any amin'ny tahirin-horonan-tsary any : vidèothèque na vidéoclub. Tena conseil d'ami ny ahy, jereo fa hahafantarana zavatra io.
Tandremo anefa fa somary hafahafa hoy aho no fiandohany anh.
48. Fiffi ( 26/04/2006 08:26)
misy , tena misy mihintsy satria mbola nisy 6 ny tao amin'ny "reserve" fa dia miandry eh!
49. marozevo ( 27/04/2006 21:27)
Tsara izany
50. Fiffi ( 29/04/2006 15:25)
:( mbola tsy tonga foana eh! nefa tena efa mba liana ery zah zany te hahita an'io an!
51. aly ( 01/06/2006 17:21)
Ny tena secte dia ireo fiangonana manorina ny fototra hijorony amin'ny VVV ( vola, vody , voninahitra). hazavaiko:
Teny no toriany nefa vola no tadiaviny
Teny no toriny nefa resaka vehivavy sy lehilahy ny sefao
Teny no toriana nefa voninahitra no jerena aloha ka toerana izay vao finoana
Jereo tsra ireo telo ireo dia ho hitanao izay fiangonana tsy secte na secte
Ohatra: katolika: inona nomitranga ao roma? sois curieux
fjkm: jereo ny ilay president teo aloha sy ny president ankehitriny
flm : jereo ny zava-nisy vao une semaine ilay sefo be nivadika iny
jm: jereo ny resaka sekoly
adventiste: mandehana anie amin'ny groupe de jeunes
sns....
Ka iza no milaza fa tsy secte izy?
Samy niala tamin'ny fiangonana voalohany daholo dia secte daholo izany saingy misy ny secte kely dia misy ny secte be arakariky ny vola,vody ary voninahitra io.
Samia misaina
Tamin'ny ntaolo ve nisy izany secte izany!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2437