fialam-boly

61. fasaly ( 06/04/2006 13:02)
:-D:-D:-D:-D
62. ari.malala ( 06/04/2006 13:36)
ny fialamboly tiko ndrindra d ny mihaino hira sy manaraka hira
63. fasaly ( 06/04/2006 14:36)
:P:-*:-*:-*
64. fasaly ( 06/04/2006 14:38)
ny ahy kounkou mba tko lay mijery cilema de maka coin coin faran'ny miafina injinja de miaraka am'i.......de ahummm ahummmm beuh:-D:-D:-D
65. kala ( 06/04/2006 16:42)
fasaly > ka zà ange akia tsy mahazo mihinana sakafo be zany ê! :wink:

mamzel > hano miadana ao ny sôkôlà njy fa zà koa tsy hangataka:-D:-D:-*:-*:-*

aleo rangahy le o^oo^oo^o foana no tohizana â! na anaty trano na anaty bibil de milay be foana ê!8)8)8)

le mijery kôfa koa aloha fialam-boly masaka indrindra refa hoe roa na telo ny sipa tafaraka :-$
66. fasaly ( 06/04/2006 16:47)
kala: mutovy njay zany trika roa amin'iny: ny ahy kou mbo tiko lay dobodoboka beuh à fond anaty bibilo^oo^oo^oo^o:P
67. kala ( 06/04/2006 16:53)
weeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee fasaly :-* o^o:* o^o:-* :* :-* :-*:* o^oo^oo^oo^o
68. fasaly ( 06/04/2006 16:56)
sady mandihy ampitoerana no manaraka hira de jejery fitaratra ihany:-D:-D:-Do^oo^oo^oo^oo^o
69. Herimiafina ( 06/04/2006 18:52)
Ny manoroka anreo retsaretsa koa izao mety ho fialamboly tsy misy toa azy an? hehehehe=))=))
70. fasaly ( 06/04/2006 19:17)
ahummm ahummm! de feno rarakivy amzay zay avy euo kanouuuu!:wink::°):°):°);-)
71. adidy ( 06/04/2006 20:10)
Faly miarahaba ny rehetra!
Fialam-boly ange ry reto ilay fanontaniana fa tsy hoe inona ny fantasme-nareo e!=))=))=))
:-Ny ahy aloha ny fialam-boly dia miantsena koa e, indrindra ilay eny an-tsena mora sady tsara ireny!! Fa manao pause sakafo losa aloha e! Iny koa fialam-boly iray! Dia mamaky boky, dia manao asa tanàna ! Tia manao scrap koa aho ohatra an'i sakaizakely!!
Dia rehefa tena vizana miasa dia miserasera kely! Hoy ramose hoe tsisy atao indray madama!!!
Dia avy eo manao kaly mafilotra gasigasy rehefa vizana be sy mahatsiaro ny any an-tanàna moa vazahavazaha rehefa ambony morale!
72. fasaly ( 07/04/2006 03:55)
adidy: ka reo nge felamobly dooly e! mihinana chocolat refa midrery tv, de mihinana gale rehefa mandede mafàna, kou try mety ve zany???;-)
73. cocorie ( 07/04/2006 07:33)
matory! no mba fialam-boliko, sady tsy lany vola za no mahazo aina tsara
74. mamzelkely ( 07/04/2006 08:44)
Herimiafina enao mety ts hahazaka anzany ko =)) mbô isao anie ny vhv eto am serasera eee:roll::-D:-D
75. kala ( 08/04/2006 08:49)
mamzel < avelao hanao eo fa ngamba tsy ny tongotra tsony no handeha :wink::}:}:}

fasaly > akamako be aloha ndry hatreo @ le fialam-boly

fa mbola milay koa ange le manao pétanques raha hoanà manokana 8)8)8) sady zà manana namana eto mpankafy an'io koa an! :-* an'izay olona zay rahasendra mandalo izy ê!
76. fasaly ( 08/04/2006 09:12)
kala: koun zà try mahay io petanky io try haiko ny lohany sy ny fitombenana amin'io aky a!:wink::-D
77. Herimiafina ( 08/04/2006 15:50)
Ahan, ny fialamboly tena tsara ry reto de le tsy manao rahraha, le matory ampialaminana, le tsy miheritreritra n'inon'inona ireny fa miandry mana avy any andanitra fotsiny an! Favy izy an! ahan :@:@
78. adidy ( 08/04/2006 22:59)
ary tandremo i Herimiafina maniry mana avy any an-danitra io lasa any directe sady mandry am-piadanana..Hoe avy aty ianao Herimiafina maka ilay mana en directe=))=))=))
79. fasaly ( 09/04/2006 13:21)
:roll::roll::roll::roll::/:/:/:/
80. Fiffi ( 10/04/2006 04:59)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2823