fialam-boly

21. Hassina ( 02/04/2006 20:45)
nenà bedabeuuuh ny fialamboliko :roll::roll:
22. Veloo ( 02/04/2006 22:02)
Heri de maninn no mitomany? za zao avy any plage hihihi:P
23. fasaly ( 03/04/2006 05:37)
sakaizakely: hay samy maty amin'iny hiran"i robbie welliam iny zany tsika roa:wink: zà tena entin'iny hira iny manidina mahintsy kou n'aiza n'aiza haenoiko azy tena try ety abmoni'ny tany tampoka zà fa mandrevy beuh manja kou iny felamboly raika iny ka:-D
24. Fiffi ( 03/04/2006 07:14)
Mirevy miaraka amin'ny camarade eny amorondranomasina, favy an, asiana J&B kely de Black label, sns, favy an! eeeehhhhh
io indray Herimiafina sy ny taoka !! fa angaha akia tsy afaka mirevy mihintsy raha tsy misy an'io eh? :*:*
fasaly: zah koa akia dia tena tia ny hirany an! :-*:-*
25. mamzelkely ( 03/04/2006 07:19)
ny fialam-boliko veuu ouuu bdb fa miresaka no tena fialam-boliko :-D:-D le mi-papote avec mes amies :°) le mifocha ny sipanay =))=))

de za ko tia manao shopping fa beudy fôna fa diso mandany vola lotra de limiter-na ihany io:-D:-D
26. akamatiana ( 03/04/2006 07:23)
mamzel> kayyyyyyyyyyyyyyyy :-D:-D:-D:-D
27. fasaly ( 03/04/2006 10:03)
mamzel: tiko kou iny felamboly raika njy iny an!:-D:-D:-D
28. booboo ( 03/04/2006 10:48)
kally > zà koa ndraindray manao an'io dé ahisako dôl ny meubles dé zà sy ny kifafa manao tango, na zay danses de salon afaka andihizako miaraka @ kifafa fotsiny, ao @ salon :°):°)
29. kinaoly ( 03/04/2006 14:34)
ahaizan-javatra ato zany :idea:
30. Herimiafina ( 03/04/2006 15:58)
Veloo:

Heri de maninn no mitomany? za zao avy any plage hihihi:P

Mitomany satria aty tsy azo hisotroana toaka eny amin'ny plage e! hehehehe=))=))

31. fasaly ( 03/04/2006 16:58)
atao ankelika rehefa tonga ny mpanao controle kou!:roll::roll::-D:-D
32. ikalakintina ( 03/04/2006 17:01)
le serasera eto ko ne d'efa fialamboly be mitry e!
33. fasaly ( 03/04/2006 17:04)
hihihihih! raha tsy ampy fotoana ry kialakintana de lasa mampisavoritaka ny eto a! stress fa tsy felamboly tampoka:-D:-D:-D marina mitry io lazaiko io an:wink:
34. Herimiafina ( 03/04/2006 17:23)
fasaly:

atao ankelika rehefa tonga ny mpanao controle kou!:roll::roll::-D:-D

Ka ny aty anie akia dradradradraina etsy sy eroa ny hoe liberté sy vie privé, kanefa asiana canera etsy sy eroa klé. Ny tena loza aza de mody hoe respect de la vie privée kanefa any angaboné mety misy camera miafina tsy hitanao mihintsy klé, de ny service des renseignements no mahita izay ataonao rehetra, tsss:*

35. fasaly ( 03/04/2006 18:02)
ny aty aminay kou misy comune iray feno cam partt fa misy faly misy tsy faly amlay izy:roll: de ahoana zany lay tavoahangy kely atao anaty inona zany mba tsy ho hita:^):^):^):-D:-D:-D
36. mamzelkely ( 04/04/2006 05:41)
aza miafina zany ry hery refa misotso labiera aaa atao any atrano :°)
37. Fiffi ( 04/04/2006 10:43)
Herimiafina: ka zay indrindra: rehefa tsy azo hatao dia tsy atao , de asiany kaméra hijerevany izay tsy manaraka ny didy. Sady ratsy beeeee nia ny misotro labiera eh! :-D:-D:-D:-D :* kely ndry :-D:-D:-D
38. Herimiafina ( 04/04/2006 16:32)
Favy ny labiera knou, tena favy be mihintsy klé. Misy revy sy fialamboly toa izany indray ve? :*
39. fasaly ( 04/04/2006 17:59)
hery: de rehefa avy eo vao misafosafo kibo foana veuh:wink::-D
40. Herimiafina ( 04/04/2006 18:05)
f'anagaha enao tsy mba manao sport kely refa avy nisotro bebeks, tsy fanao koa ny mihinana zavatra matavy misy menaka refa hisotro bebeks fa lasa mivadika kibo iny, anjamo anie e! ahummm ahummm :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3574