Katolika alohan’i Papa !

21. Fiffi ( 07/04/2006 06:43)
ny gazety moa ny gazety hiany , samy mahafantatra ny tanjony isika.
22. marozevo ( 07/04/2006 22:02)
>Ndraindray koa misy teny tsivalavala ataon'ny olona manao hoe "vavan-gazety". Asa angaha inona marina no tiana holazaina amin'izany.
23. Fiffi ( 08/04/2006 08:45)
vavan-gazety: be komentera fotsiny , tsy maintsy hampiana kely foana na kritikena ny zavatra na dia marina aza , asa tokoa re raha hoe izany mihintsy no maha mpanao gazety azy eh ?
24. marozevo ( 10/04/2006 22:19)
Noho izany dia "vavan-gazety" ilay fisokafan'ity loha hevitra ity.
25. Fiffi ( 11/04/2006 06:08)
dia andao solohina ary! nefa @ fomba ahoana ? izany hoe nandia fotsiny koa aho fa tsy nandalindalina alohan'ny namoahana azy.
26. marozevo ( 11/04/2006 11:26)
Azafady Fiffi fa tsy ianao akory no lazaiko ho nanao vavan-gazety. Ilay gazety mihitsy fa tsy ianao akory. On se comprend entre amis, non !
27. Fiffi ( 12/04/2006 05:39)
marozevo aahhhhhh hihihihhi an kosa eh! zah anie tsy niheritreritra hoa zah no noheritreretinao nanao an'io an! hihihhi , satria koa efa mba nazavaiko teo aloha hoe "hoy ny gazety" ka ilay gazety mihintsy no efa nifanazavantsika teo aloha ka! hihihhi biensûr kosa ry marozevo fa on se comprend an! hihihhihi:):)
28. marozevo ( 19/04/2006 20:57)
Vaky hehy i Fiffi marina moa oo !!..
Fa dia inona loatra re no mampihomehy amin'io lazaiko io eh !
En tout cas je te comprends.
29. Fiffi ( 26/04/2006 08:46)
ka mba te-hihomehy kosa ka! :)
30. marozevo ( 27/04/2006 21:36)
Ianao kosa Fiffi anh... Ny fihomehezana anie ka anisan'ny zavatra iray sarotra fehezina eh. Tsy hoe te hihomehy aho dia mandeha ilay hehy na tsy misy zavatra mampihomehy aza eo.
31. Fiffi ( 29/04/2006 15:49)
de zah zao namerina namaky ity dinika ity hatramin'ny voalohany de hihihhihihi
32. Fiffi ( 01/05/2006 07:47)
na izany aza dia somary misento kely aho satria tsy hita ireo namana mba handray anjara amin'ny dinika , asa raha nahatsikaritra ianao fa maro tokoa no isika sy ianao no mamaly hihihihi
33. marozevo ( 01/05/2006 23:14)
Ary tsy eto ihany fa amin'ny loha hevitra hafa koa aza. isika sy ianao ihany no mifanontany sy mamaly eto. Tsy dia misy maharatsy izany koa anie eh... Mino aho fa efa ho avy atsy ho atsy ny namana sasany. I Achia izao io efa manangasanga io... i dadabe efa avy tsindraindray, i veloo no asa ! Efa vita anefa angamba ny vakansiny.
34. Fiffi ( 02/05/2006 13:39)
ilay eto koa aloha angamba tsy dia mahasarika ny saina loatra satria "hoy ny gazety"
35. marozevo ( 02/05/2006 23:05)
Dia voatery averina fanintelony izany ilay teny hoe "vavan-gazety"
36. Fiffi ( 03/05/2006 03:51)
hihihih tamin'ny 31 Mars no nisian'ny namana hafa namaly teto fa isika sy ianao irery no nanohy hihihih
hoy ny gazety marina hihihhih
37. marozevo ( 05/05/2006 23:53)
Dia miarahaba antsika sy ianao izany mankalaza ny faha iray volana eh ... Aleo tara ny fiarahabana toy izay tsy misy.

Mahareta hatramin'ny farany.
38. Fiffi ( 06/05/2006 09:41)
ie ! :)
39. marozevo ( 08/05/2006 15:29)
Dia enga anie ho tratry ny volana manaraka
40. Fiffi ( 09/05/2006 11:17)
sy ny manaraka sy ny manaraka hatri'zay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1193