hatraiza ny tena fitiavana

21. Herimiafina ( 30/03/2006 19:46)
xxx: (l):*:*:*:*(l)
Bisous be ho an,i zaza ao an! de asaivo misotro dité izy mba hatory tsara fa aza avela haditra rehefa alina ny andro. :wink:
22. Achia ( 30/03/2006 20:48)
Izany namanao zany koa de ol mandrangitra anao fotsiny zany ,fa misara nge ianao @ vadinao e faizy no haka ny toeranao voalohany e tandremo koa ny namana .Ary zao koa ny zanakao jerena voalohany ,fa raha tsy maha diso fa firy taona moa zany vadinao zany ,sao mantsy mbola tsy ao @ le tena fahamtorana tsara ingahirainy ary mba jereo koa ny nmana miaraka @ e maro mantsy ny namana no tsy dia tsra loatra .Fa ny toro hevitro dia izao aza ny fisarahana no atao vaha olana fa raha vao misaraka @ ianao ka manambady hafa defa mijangajanga zay ka aleo mifampiresaka fa matoa ianareo nifanaiky hivady dta vonona hiaraka mandakizay koa mahereza e .De mba hilazao vovao ny namana e
23. Herimiafina ( 30/03/2006 20:51)
Misy resaka QI izany klé.
QI=rapport entre l'âge mentale et l'âge réel! hehe:-D
24. Veloo ( 30/03/2006 21:03)
achia ayayayaya:wink:
25. radeeds ( 31/03/2006 04:36)
:Dresaka aho resaka :)
k'efa hoe raha vao miresaka de mahazo taimbava kou .:(
raha manan-kevitra ny hiala aza enao de mialà.
teneniko fotsiny hoe ny leo de miala , ny tia de mipetraka:cry:.Tandremo sao manenina :(
izany no atao hoe mifamolaka, eo amy relation mpivady.iza aza no dominant aminareo 28).fa tsy maintsy misy zany 8O.ka refa folahiny enao zany de andramo folahina koa iz jerena ze tantiny:idea:.ze tsy mahatanty miaps.:P
26. kala ( 31/03/2006 05:46)
tsy mahita lazaina fa efa reo volazan'ny namana reo ny toro-hevitra sy soso-kevitra maro be fa mahaiza fotsiny mandinika alohan'ny tena andraisana fanapaha-kevitra mba tsy hisian'ny nenina

mahereza :-*:-*:-*
27. xxx ( 31/03/2006 06:58)
Herimiafina:

xxx: (l):*:*:*:*(l)
Bisous be ho an,i zaza ao an! de asaivo misotro dité izy mba hatory tsara fa aza avela haditra rehefa alina ny andro. :wink:


herimiafina:(l)(l)(l):-*
28. xxx ( 31/03/2006 07:00)
Achia:

Izany namanao zany koa de ol mandrangitra anao fotsiny zany ,fa misara nge ianao @ vadinao e faizy no haka ny toeranao voalohany e tandremo koa ny namana .Ary zao koa ny zanakao jerena voalohany ,fa raha tsy maha diso fa firy taona moa zany vadinao zany ,sao mantsy mbola tsy ao @ le tena fahamtorana tsara ingahirainy ary mba jereo koa ny nmana miaraka @ e maro mantsy ny namana no tsy dia tsra loatra .Fa ny toro hevitro dia izao aza ny fisarahana no atao vaha olana fa raha vao misaraka @ ianao ka manambady hafa defa mijangajanga zay ka aleo mifampiresaka fa matoa ianareo nifanaiky hivady dta vonona hiaraka mandakizay koa mahereza e .De mba hilazao vovao ny namana e


Achia: olona 35 taona izany ko, ie misy koa aloha tena tsy izy mihintsy ireo namako sasany ireo fa zarany aza ilay vadiko manao io fihetsika io aminy:(
29. xxx ( 31/03/2006 07:04)
radeeds:

:Dresaka aho resaka :)
k'efa hoe raha vao miresaka de mahazo taimbava kou .:(
raha manan-kevitra ny hiala aza enao de mialà.
teneniko fotsiny hoe ny leo de miala , ny tia de mipetraka:cry:.Tandremo sao manenina :(
izany no atao hoe mifamolaka, eo amy relation mpivady.iza aza no dominant aminareo 28).fa tsy maintsy misy zany 8O.ka refa folahiny enao zany de andramo folahina koa iz jerena ze tantiny:idea:.ze tsy mahatanty miaps.:P

radeeds: tsy mamolaka re izy à, fa tena tsy manaja no tsy fantatro ze tena antony anaovany an'izany toetra izany, fa aleoleo aza miaraka aminy olona mhita oe manitsakitsaka dia anjaranao ny mieritreritra toy izay olona milalao sentiment otran'itony ê:(:(:(


30. xxx ( 31/03/2006 07:05)
kala:

tsy mahita lazaina fa efa reo volazan'ny namana reo ny toro-hevitra sy soso-kevitra maro be fa mahaiza fotsiny mandinika alohan'ny tena andraisana fanapaha-kevitra mba tsy hisian'ny nenina

mahereza :-*:-*:-*


kala: misaotra e:-*(l)
31. xxx ( 31/03/2006 07:13)
Fiffi:

aza hatao mankarary anao zany lazain'ny namanao zany fa lazao fotsiny ry zareo hoe : olondehibe izy ka mahafantatra ny tokony hataony fa hisy valiny avokoa ny zavatra hatao rehetra.


Fiffi:misaotra e:-*
32. Fiffi ( 31/03/2006 07:47)
aza mamaly ratsy ny ratsy zany kambony fa Andriamanitra mahay mamaly ny zavatra hataonao rehetra , Ny Tompo anie Homba sy Hitahy anao sy ny zanakao lalandava , mahereza hatrany :-*:-*:-*:-*
33. sakaizakely ( 31/03/2006 11:43)
Ankoatr'io mariky ny tsy fahamatorany io ve anefa, manahoana ny fiainanareo andavan'andro ? Misy fahafinaretampo ihany ve @ ankabeazany ? Manaja anao ve izy rehefa ianareo mitsam irery ? Raha toa mantsy mba misy azo raisina ihany dia mety ho azo amboarina koa ny toetrany. Fa tsy maintsy lazainao azy @fo tony ny zavatra ataony tsy tantinao. Hitanao @ fihetsiny eo, mety tsy tsapany koa ange we hatraiza marina ny fijalianao sy ny alahelona, ka azavao aminy tsara. Dia arakarak'izay fihetsiny sy famaliany anao no tokony andraisanao fepetra mikasika ny fiarahanareo. Anontanio mivantana izy na mbola tia anao na tsia fa mbola te hitsangatsangana. Lazao izy hoe za koa ange tara aminao e !

Raha ny amiko manokana dia zavatra lehibe tokoa ny maripanajana eo amin'ny mpivady. Ianareo no alain'ny zanakareo tahaka, ka raha dada mamingavinga no hitan'ny zanakao, dia mety ho izany koa no itondran'ny zanakao anao satria izay no modely hitany avy amin'i dadany. Raha reny mandefitra lava (soumise) na @ tsy rariny aza, dia lasa ohatra ho an'ny zanakao koa izany ka mety ampihariny @ fiainany. Misy limite ny fandeferana. Ny zonao tazomy fa aza mety itsakitsahan'izan'iza, na tinao sahala amin'inn aza io lhl io.
:-*:-*

xxx:

Misaotra betsaka anareo rehetra namaly fa efa tena tsy hitako intsony izay hatao eh, ny @ ilay zanako indd indd, ary ireo voalazan'i HM ireo dia marina avokoa satria tsapako fa olona misy complexe io olona miaraka amiko io , ka izaho no lasa victime
Nisy namana niteny moa hoe aza miandry tezitra fa ny tsindriko kely dia zaho izany tezitra (no malahelo koa ) fa rehefa miteny azy aho tsy mampiseho hatezerana:(...
Fa dia misaotra betsaka anareo rehetra namaly fa indd aloha io conseil n'i HM io dia handramana indray dia ho hita eo.
Misaotra betsaka fa tsy irery tokoa ny tena misy anareo rehetra namana eto @ serasera!(l):-*:-*:-*



34. Veloo ( 31/03/2006 15:25)
:-w:-w
35. Fiffi ( 01/04/2006 09:42)
ndryyyyyyyy mahafinaritra ery mijery anareo manao :-*:*(l):-*:*(l):-*:* :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3154