Atao mazava tsara ny teny!

21. Herimiafina ( 29/03/2006 18:22)
Inona ity volaninao ry Kala, inona izany raha HS ambaranao izany klé? hehehehe:-D
22. Fiffi ( 30/03/2006 04:21)
inona tokoa ny dikan'io ?
23. fasaly ( 30/03/2006 04:41)
hors sizé no dikan'io e!:wink:
24. Fiffi ( 30/03/2006 04:52)
fasaly: hay ve eh ? :-D:-D:-D:-*:-*:-*
25. kala ( 30/03/2006 05:15)
HM > azonao amin'izay ve???

efa zany ange no ilazan'i fasaly fa eo ankavanany zà ê! à demi mô de fantany ny tiako lazaina :wink: :-*
26. Fiffi ( 30/03/2006 06:01)
mazava tsara zany !:)
27. mamzelkely ( 30/03/2006 08:19)
ny anah kosa aloh ra misy lhl miteny we "mahafinaritra ahy enao" de ts raisiko ho fitiavana zay fa ra miteny kosa izy we 'tiko enao" de là raisiko ho fitiavana zay :roll::-D:-D
28. ikalakintina ( 30/03/2006 08:29)
ary le we tiako enao fa tsy te hiaraka!,?fa tsy tenenina le tsy te hiaraka!za kou lou mitovy evitsa am njy ry mamzelkely e!
29. sasa ( 30/03/2006 09:29)
:-D:-Dza kou mitovy hevitra am mamzelkely :-D tsy tokony hiteny hoe tiako enao rehefa tsy hiaraka fa manjary maka fanahy fotsiny hi hi hi hihi :-D:-D
fa raha le mahafinaritra indray afaka miteny daholo tsy d midika zavatra betsaka iny
30. Fiffi ( 30/03/2006 09:32)
tsy mitovy hevitra @ i sasa sy mamz indray aho @ io an! fa zany hoe mety arakarakin'ny fandraisan'ny tsirairay ny dika teny hoe "tiako ianao"
31. kala ( 30/03/2006 10:50)
sasa > nenà no ataoko tonga aloha raha te-haka fanahy izy de lazao fa jongler-ko tsara..:wink:

fa tena mbola vitsy aloha no sahy miteny hoe mahafinaritra de mijanona eo ê!:-w:-w:-w:-$
32. fasaly ( 30/03/2006 10:58)
mamzelkely:

ny anah kosa aloh ra misy lhl miteny we "mahafinaritra ahy enao" de ts raisiko ho fitiavana zay fa ra miteny kosa izy we 'tiko enao" de là raisiko ho fitiavana zay :roll::-D:-D

:-D:-D:-D:-D ny ahy njay rehefa misy miteny sahdy amiko hoe mahafinaritra ahy enao d'efa molamola beuh zà!:-D:-D:-D

33. fasaly ( 30/03/2006 11:01)
sasa:

:-D:-Dza kou mitovy hevitra am mamzelkely :-D tsy tokony hiteny hoe tiako enao rehefa tsy hiaraka fa manjary maka fanahy fotsiny hi hi hi hihi :-D:-D
fa raha le mahafinaritra indray afaka miteny daholo tsy d midika zavatra betsaka iny


kou afaka miteny hoe tiko enao anie na tsy hiaraka aza e! ohatra tiana am maha namana azy ohatsa:wink:
raha miteny zao zà am sasa hoe tiko enao de try mety zany??????:°):°)
34. mamzelkely ( 30/03/2006 11:01)
kala zay kosa aloh ts maintsy misy suite fôna io

fiffi< ka zany "tiko enao" zany anie ts tenitenenina fôna eee ts maints misy fitiavana ao

ikalakintina< we "tiko enao" fa ts miaraka veuu?:roll: zany ve de ho possible,za no manao premier ra tiko herahan le miteny de ataoko ts manadino =))=))
35. kala ( 30/03/2006 11:08)
mahafinaritra ahy daholo kosa aloha ny vhv eto ê!
sady tiako ho namana./.:D:D:D:D

fa raha i HM no itenenako hoe "mahafinaritra ahy ianao" tena marina mafy mitady rano io hitsorahany sady hiteniteny foana we "anjekaky ô! in ty loza mahazo an'i kala"
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
36. mamzelkely ( 30/03/2006 11:15)
fasaly< tonga de môla beuu mitry veuu de aôna zany :-D:-D
37. fasaly ( 30/03/2006 12:05)
mamzel: de mola beuh mintry zà kou:-D:-D:-D de ataoko zay hitenenany ahy hoe tiko enao:-D:-D:-D de lasa mifankatia beuh zay:°):°):°):^):-D:-D
38. fasaly ( 30/03/2006 12:06)
hitanjy veuh lay mola beuh manabotsina silgaoma de apoaka mafy beu reny e!:-D:-D:-D
39. mamzelkely ( 30/03/2006 12:23)
:-D:-D ieuu hitako mitry reny azoko trara mitry :-D:-D
40. fasaly ( 30/03/2006 13:09)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2097