Atao mazava tsara ny teny!

1. Herimiafina ( 28/03/2006 15:21)
"Mahafinaritra ahy ianao" tsy voatery midika foana hoe "Tiako ianao" ary ny "Tiako ianao" tsy voatery hidika foana hoe "te-hiaraka aminao aho".

Ka inona ary no tian hambara amin'ilay hoe "fitoriana fitiavana".

Amiko rehefa hoe hitory fitiavana ka tsy mazava izay tadiavina dia mijanona ho fitoriana fotsiny ihany. hehehehehe:-D:-D
novalian'i Fiffi ny 08/04/2006 07:27
2. pissoa ( 28/03/2006 15:30)
:roll::roll::roll:

Natao ho eritreretin'ny vehivavy izany kle
3. Fiffi ( 28/03/2006 15:30)
ohatra izany zao hoe miteny aho hoe " tiako ianao " zah manokana hiany aloha no mahafantatra ny fihetsikin'ny foko ato nilaza an'io ! raha miteny kosa hoe "mahafinaritra ahy ianao" an3 io kosa aloha tsy avyhatrany dia midika hoe "tiako ianao" eh! na hoe "te-hiaraka aminao aho" Izany hoe: samy manana ny fandraisany ny tsirairay azy , misy mihintsy raha vao maheno anao milaza hoe "mahafinaritra ahy iaao" tonga di raisiny hoe mamboraka fitia io , fa fitia hafa io an!
Ary raha hiteny @ i Herimiafina zah zao hoe "mahafinaritra ahy ianao" "tiako ianao" ry Herimiafina , aleo hazava marina ny resaka , ianao zao no manana ny heritreritrao manokana momba an'io fa ny heritreretiko kosa ahy hiany , mety tsy hitovy @ ny anao , mety hitovy koa fa samy manana ny fandraisany azy io an! sady miankina @ fahafantarana ilay olona koa no filazana azy ireo teny ireo! :):-*
4. Fiffi ( 28/03/2006 15:32)
pissoa: zany ve ? ny vhv hiany ve ? :roll:
5. vale ( 28/03/2006 16:14)
Herimiafina a^: raha azoko tsara izany dia misy ny tia tsotra fotsiny misy ny tia sy maniry ilay olona hiaraka @?
6. Herimiafina ( 28/03/2006 16:57)
Ny tian hambara dia misy karazana olona tia fa tsy voatery hoe hiaraka.
misy koa karazana olona miaraka fa tsy voatery hoe tia.
Ary ny olona mahafinaritra ny tena dia maro dia maro fa tsy voatery hoe tiana (Fitiavana) sy iarahana daholo.

"Il est plus facile de mourrir pour une personne qu'on aime que de vivre avec" LORD BYRON.

hehehehe:-D:-D
7. Fiffi ( 28/03/2006 17:38)
:roll:
8. pissoa ( 28/03/2006 17:41)
Fa iza kou ry Fiffi? :roll::-D:-D:-D
9. fasaly ( 28/03/2006 18:10)
hummmmmm! marina beuh zany hery a! mazàva tsara!
fa toi tiko toi ka! de inona zay no hevitzay???:-*:*:*
10. Herimiafina ( 28/03/2006 18:13)
de toi kou tiko toi kah! de ahoana ny tohiny? :*:*
11. Fiffi ( 28/03/2006 18:24)
anjekaky oo :{:{
12. ftma ( 29/03/2006 06:55)
cutie njy koa raha hamadika resaka an :wink:
Herimiafina efa sahirana ery nieritreritra ilay sujet:roll:
" tiako ianao" midika koa hoe "tsy foiko ianao" azo lazaina @ olona rehetra izay tiana io na ny namana na ny havana na ny zanaka sns
13. ravakamalala ( 29/03/2006 09:19)
mandamin dresaka ndray ry herimiafina!:°)
14. vale ( 29/03/2006 10:41)
herimiafina: ok, merci fa zay vô mazava tsara:wink:
15. ftma ( 29/03/2006 12:15)
cutie io ko:wink:
"Mpandefa : cutie [ Valio ] 28-03-2006 21:32:17
Lohateny : Re : Atao mazava tsara ny teny!
ary nisy namafa le nosoratako teo"
atao mazava tsara aloha ny teny" tiako ianao" sady njy efa mahalala tsara ny dikan'ilay hoe "tiako":roll:
16. Fiffi ( 29/03/2006 12:47)
ny ahyaloha dia tsy hitako intsony izay lazaina fa dia izao fotsiny eh! raha tsy misy ny fitiavana dia tsy ho afaka hilaza aho hoe tiako i ra-anona ka dia tsotra fotsiny no hany lazaiko: mahafinaritra ahy daholo ianareo , dia midika izany hoe tiako daholo ianareo ry namana . :):):):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
17. cutie ( 29/03/2006 13:02)
fiffi merci akia njy koa mahafinaritra :-*:-*:-*
18. Fiffi ( 29/03/2006 13:20)
:):):):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
19. kala ( 29/03/2006 13:25)
mahafinaritra ahy enao ! satria zay no tiako ka!:wink: fa saingy tsy mitory fitiavana amin'iza n'iza zà amin'izay sa :oops::oops: sao dia HS ary zà zany klé8)
20. Fiffi ( 29/03/2006 18:19)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.911