11 septambra 2001.
21. cutie
(
29/03/2006 12:19)
aleoko mijery an\'le farnheitt, iny mba misy mampime @adalan\'i Bush :-D:-D:-D
23. Vaika
(
29/03/2006 21:12)
Qui veut 200 milliards de $ en lingots d'or ? Livraison par camions bennes et escortes militaires !!
C'est dans "loose change" 2°édition.
J'ai l'impression (presque l'intime conviction) qu' on a accusé à tort une personne (il n'est pas pour autant innocent) qui ne peut jouer aux échecs (sa religion lui interdit) lors du strike des deux tours jumelles.
Inona no hevitrareo e ?
C'est dans "loose change" 2°édition.
J'ai l'impression (presque l'intime conviction) qu' on a accusé à tort une personne (il n'est pas pour autant innocent) qui ne peut jouer aux échecs (sa religion lui interdit) lors du strike des deux tours jumelles.
Inona no hevitrareo e ?
25. Vaika
(
30/03/2006 07:17)
Aoka re ry fiffi ity maso be lava ity, raha misy tsy azonao dia apetrao ny fanontaniana, ady hevitra anie no eto ka ilay vandravandra toa tena anti-communicatif mihintsy.
29. cutie
(
02/04/2006 19:03)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 02-04-2006 06:17:45
Lohateny : Re : 11 septambra 2001.
cutie a kay njy konijery an;iny tsra be o?
nilay ka, ndrindra ny ambiance tao @ salle :P
31. Veloo
(
02/04/2006 21:01)
an? i heri angaha mbola tsy nahita an'iny? :-D:-D:-D
cutie a ie ny taty ko:wink::-D:-D:-D
cutie a ie ny taty ko:wink::-D:-D:-D
33. Vaika
(
04/04/2006 10:52)
io ary fa tsy nazavain'i Vaika akory koh !
Hay ve tsy azonao ilay izy e !
Jereo aza ilay "loose change 2", dia ho azonao daholo izay nolazaiko rehetra tetsy ambony. Ao amin'ny "reopen 911" (google) hijerena azy na eto no tena milay : http://at.moh.online.fr/ReOpen911/
Dia mahazoa fahafinaretana !