11 septambra 2001.

1. Herimiafina ( 26/03/2006 22:38)
Ahoana ity e!

http://reopen911.online.fr/?page_id=7

8)
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 10:56
2. patrick2002 ( 27/03/2006 01:07)
Dia tena mampangitakitaka tokoa no nahita an\'iny ka misaotra ny herimiafina nampita vaovao
3. Fiffi ( 27/03/2006 05:07)
mafy tokoa iny an! :(
4. zouzou ( 27/03/2006 07:08)
Tsy sahy nijery aho !!!!

Salut ianao Raherimiafina ela izany :D
5. Fiffi ( 27/03/2006 10:20)
de jereo hiany ary fa tapeno ny maso eh! :-D
6. mandrindra ( 27/03/2006 12:44)
raha raisina amin'ny hoe nisy nidoboka tany bekintana aloha dia tsy raharahiko fa tsy ampahafiriny ny nataony manerana ny tany izany.
fa ity reportazy ity kosa dia mampierritreritra ary manamafy ny theorie hoe resaka manip nataondry bush iny tranga iny.
7. Vaika ( 27/03/2006 14:24)
Herimiafina :
Misaotra aloha Herimiafina, na izany aza dia tena henjana mihintsy anie ny size an'i toi izany e !
Mampieritreritra tokoa ilay "jereo eto" ary tena nahaliana mihintsy. Tsy fantatra intsony izay marina ka mipetraka ny fanontaniana : INFO ou INTOX ?
Raha info ireny dia tena grave be, efa ela ihany mantsy izay 11 septembre 2001 izay ka hita marina fa ireo émissions kely izay mba niresaka ilay "paintful deception" (Jimmy Walter) taty aoriana dia toa tsy ny porofo nivoaka tamin'ilay film (pas d'avion sur le pentagone, tir de missile, manipulation radar etc...) no anton-dresaka sy nohezahina narodana fa ireo mpanantontosa no tena voan'ny attaques en règle.
Marina fa ny relais aty France ohatra dia ireo association tsy azo toky intsony toa an'i "réseau voltaire" dont Thierry Meyssan ne cache plus ses alliances avec des négateurs des chambres à gaz et révisionites (Claude Karnoouh), de Jean pierre Petit (ex-directeur du CNRS) "qui prétend avoir des contacts avec une éthnie extraterrestre : Ummites".
Nefa etsy an-danin'izany dia toa mampieritreritra ihany tokoa ny nampirodana ho azy ireo tours jumelles.
Ka mba lazao aza izay mba hevitrao dia hiharahana midinika fa hatramin'izao aloha dia hitako fa sarotra ihany ny hilaza hoe iza no marina. Henjana ilay dinika nalefanao fa tena milay mihintsy.
8. Fiffi ( 27/03/2006 14:59)
http://fr.wikipedia.org/wiki/11_septembre_2001#Les_causes sao dia ahitanao valiny eto ?
9. Vaika ( 27/03/2006 15:42)
herimiafina : sao dia mahita site azo hijerena en VF an'i "fahreinet 9/11" (Mickaël Moore) , na VO aza tsy quoi ?
10. Herimiafina ( 27/03/2006 19:11)
Salut daholo njay ary e!
Tena andraso leisy aloha jereko io farany io ra-Vaika an! Miteny eo ihany aho rehefa mahita. :wink:
11. Vaika ( 27/03/2006 19:34)
Herimiafina : aza mikorpaka intsony ianao fa ao amin'ilay nalefanao io ihany no misy azy (en haut à droite) ary eo am-pijerena azy mihintsy aho izao fa ohatran'ny misy olana kely ilay izy eo amin'ny tena intéressant indrindra (tsy mandeha intsony ilay film !).
Tay be marina fa ohatran'ny tsy misy avion akory amin'ilay premier impact (reportage frères Naudet, sur place): missile ??????
Ahoana marina ity ry zareo a ?
12. Fiffi ( 27/03/2006 20:48)
Tay be marina
:roll::roll::roll::roll:
13. Vaika ( 27/03/2006 21:13)
fiffi : oui ?
Je retire :
Tay be marina
raha manahirana anao.
14. Fiffi ( 27/03/2006 21:15)
:wink:
15. Vaika ( 27/03/2006 21:25)
Si peu !!!!!8O8O8O
16. Fiffi ( 28/03/2006 06:42)
ndryyyy , eny ary eh! :):-*
17. Fiffi ( 28/03/2006 12:00)
an3 tsy missile ka fa toa tena avion io an! sa....
18. Vaika ( 28/03/2006 20:05)
Ilay avion voalohany (reportage des Naudet frères) aloha tena ratsy mihintsy ny sary ary tsy misy hafa tsy iny film iny ihany no hahitana ilay impact voalohany ka ohatran'ny tsy boeing no fijeriko azy.
Lasa aiza tokoa ireo passagers raha tsy boeing de AA no nirefotra tamin'iny ?
Fa izay mbola tsy nahita ilay nalefan'i Herimiafina etsy ambony (jereo eto) dia tena omeko conseil mihintsy hijery.
Na eto koa azo hijerena azy : http://at.moh.online.fr/ReOpen911

19. Herimiafina ( 28/03/2006 20:10)
Ry zalahy aloha gravy be raha hanao resaka essai d'armement io e! ireny Jet rehetra ireny, sns, ary matetika manana champ tsy azo idirana mihintsy ny armée hanaovana fanandramana sy hanaovana simulation.

Mora aminy ny manamboatra avion iray dia mody substituer-na amin'iny ny vol iray tena misy de avy eo abatter-na ilay vol tena izy, devier-na makany andranomasina, de classé top secret ny opération rehetra e!

Efa malaza ratsy ny ao amin,ny fanjakana amwerikana amin,io resaka conspiration io, nanomboka tany amin'i Richard Nixon sy ilay hoe nandefa olona teny amin'ny volana.

Hitan'ny manampahaizana foana anefa ny tsy mampitombona azy ireny matetika.
20. Fiffi ( 29/03/2006 05:42)
raha vao mikasika ny US kosa aloha dia bdb mihintsy no top secret eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7293