Mba tsy mahazo resaka koa lery an!

1. Fiffi ( 24/03/2006 09:01)
Fa nahoana no novonoinao ho faty ny sakaizanao Rakoto ?
- ka izy ihany no niteny hoe afoiny ho ahy hatramin'ny ainy hono koh , dia tonga dia novitaiko haingana sao miova hevitra eo indray izy koh ! hitanao ihany ny vehivavy !!!
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:24
2. ari.malala ( 24/03/2006 09:45)
andray!!!!!!!!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. mandrindra ( 24/03/2006 10:40)
:-D tsy manda fanomezana i Rakoto !!!
4. kala ( 24/03/2006 10:56)
kiiiiiiiiiii tena marani-tsaina kosa leiry klé:twisted::twisted::twisted:
5. majakely ( 24/03/2006 12:20)
:/:/
6. Fiffi ( 24/03/2006 12:37)
kala: :-D:-D:-D:-D
7. jentilisa ( 24/03/2006 12:39)
taiza moa ny nahitako ity? tany amin'ny malaza? sa midi?
8. onjah ( 24/03/2006 14:25)
=))
9. Fiffi ( 24/03/2006 16:57)
jentilisa: tato @ serasera hatsikana sy lalao koh! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. Lejim ( 24/03/2006 17:27)
:-D:-D, dia aza miteniteny an'izany hahafoy aina izany intsony amin'ny resa-pitiavana fa sao maty eo! :-D
11. Veloo ( 24/03/2006 19:08)
:°)
12. fiaritiana ( 24/03/2006 19:52)
:snif::snif::snif:
13. Fiffi ( 24/03/2006 20:36)
fiaritiana ? fa maninona akia ? ndryyyy ao ataoko :-*:-*:-*:-*:-*:-* zany an! :-*:-*:-*
14. totofy ( 24/03/2006 20:43)
=))=))=))
15. Veloo ( 24/03/2006 20:44)
16. Herimiafina ( 24/03/2006 21:21)
Fiffi:

Fa nahoana no novonoinao ho faty ny sakaizanao Rakoto ?
- ka izy ihany no niteny hoe afoiny ho ahy hatramin'ny ainy hono koh , dia tonga dia novitaiko haingana sao miova hevitra eo indray izy koh ! hitanao ihany ny vehivavy !!!

Eeeeh, voa mafy baina klé. Very mpahandro kaly! hehehehe=))=))

17. Fiffi ( 24/03/2006 22:29)
ntssssssss :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
18. lapino ( 25/03/2006 02:12)
:-D:-D:-D:-D
19. Fiffi ( 25/03/2006 05:30)
Herimiafina: fa angaha mpahandro fotsiny kosa no hilana le ramatoa ? :roll::-D:-D:-D
20. kala ( 25/03/2006 08:58)
lejim > zany mihitsy ndray zao holazaiko lay olon-tiako fa sao matimaty foana eo:wink::wink::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4403