Hay ve tahaka io ny ataony Frantsay rehefa manao fihetsehana
21. Fiffi
(
22/03/2006 06:28)
Rafotsy: tsy mandaha ireo lazainao ireo aho ah! fa saingy izao kosa an! ny casseurs aloha dia misy hatraiza hatraiza, tsy laviko io , fa ny casseurs banlieusards kosa dia nahazo bahana be , raha tena jerena ny marina dia ry zareo foana no mitarika ny ny fandehan-javatra tahak'izao. Ary tsy hantsohina intsony hoe banlieusards izy ireny fa natao hoe "cartier difficile , cartier à risque sns...
Ohatra irey omeko anao ity: vao omaly aho nandalo teny @ faritra 93 iny ary indreny tsy mpianatra an! fa tonga dia nanafika ny tsena satria hoe voasakana tsy nahazo tonga tao paris , narodan'izy ireo avokoa ny etal-ny tsena ny fandrombahana ety an-daniny ny entana izany , tsena tokony hirava @ 1ora nefa dia t@ 10ora dia rava tsy nisy intsony , ary lazaiko anao fa omaly anefa dia efa nanomboka nianatra ny mpianatra , tsy ny rehetra fa efa nanomboka kosa.

22. Rafotsy
(
22/03/2006 07:21)
Fiffi,
Mi se complète anie isika sy ianao e ! Fa ny tiako hamafisina fotsiny dia tsy banlieusards ny quartiers sensibles daholo akory ireo casseurs ireo fa jeunes efa organisés hoe handroba sy hiady fotsiny any ka ny police ange efa mahafantatra azy ireny e !
Ilay tsena tany @ 93 indray dia feno ny tahaka ireny ny parcours ny manif ary dia mi baisser rideaux izay tsy te ho voa na any @ banlieues na any Paris ! I Marseille ihany no tsy voany casseurs satria ny dockers no nanao ny service d'ordre !
Fa maninona aloha i Fiffi no tsy tia banlieusards e ? Ny ahy tsy ny banlieusards no tsy tiko fa ilay minorité de jeunes mi terrorriser ny mpiara monina aminy na Ile de France na provinces io misy daholo !

23. xxx
(
22/03/2006 07:35)
voatery miverina indray aho ry zareo na efa nametraka veloma aza ha ha ha !! efa mba heveriko ho hafa-po i fiffi nefa tsy mety .. ny tao @ 9-3 indray dia hafa satria ny resaka atao teo angamba dia ireo manif tao Paris (nation sy sorbonne), ny tao @ 9-3 iny tena mazava fa banlieusard no nanao azy ....hoe tsy hafa-po t@ ny promesse natao t@ mois de novembre ry zareo....mbola ho hita eo indray ny tohiny io ???... fa asa ianao raha nanaraka tsara ny vao² fa tsy mpianatra ve no nandoro kidoro teo @ sorbonne dia nanipy an' izany kidoro misy afo izany tany @ CRS é ????? , mba mila jerenao kely ny zava-misy ...io ngé ilay tenenina é .. fa tsy hoe banlieusard daholo ity korotana ity ...tsy miaro ny banlieusard aho fa mba misy service d' ordre ihany anie ny mpianatra é ... mila manao ny andraikiny ry zareo ... mazotoa hoy tsy lazaina bye
24. Fiffi
(
22/03/2006 10:08)
Fa maninona aloha i Fiffi no tsy tia banlieusards e ?Rafotsy: tsy hoe tsy tia ny banlieusards en particulier anie zah eh! fa ohatra fotsiny hoe raha nisy resaka "Tifosi" zao tato dia tsy miodina ny saiko fa dia mi-insiste aho hoe "tifosi" ireny. Ny banlieusards kosa malaza ratsy loatra eny na dia tsy ry zareo irery hiany aza no mpanakorontana fa tsy midika akory zah tsy tena tian'ireo an!
xxx: nanaraka tsara ireny aho ary raha ny fandorana kidoro tsy milaza hoe "casseurs" an! miala tsiny nampiverina anao!
25. xxx
(
22/03/2006 15:27)
fiffi: eny tsy misy olana rehefa hita fa tsy banlieusard dia izay ... mpianatra mila vanona izany ireny : casseurs ??????... izay fa tsy nampaninona ahy ny niverina fa mamiko loatra akia in-dry ry fiffi , nalahelo aho nandao anao .... bye
26. Fiffi
(
22/03/2006 15:36)
xxx: ndryyyyyy ao ary fa aza malahelo fa eto foana koa anie zah eh! :)
27. Fiffi
(
24/03/2006 12:56)
nanaraka vao2 ve ianareo androany t@ 1ora teo ? hoe iza indray ny casseurs ?
xxx : fa iza aloha akia ndry ? :-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*
xxx : fa iza aloha akia ndry ? :-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*
28. sipagasy
(
26/03/2006 07:40)
Fiffi za koa tena fanina hoa iza avy aza ireto mpanao xxx ireto kannn, atao hoe oul 1 ihany, nefa toa tsy izany,
29. Fiffi
(
27/03/2006 10:23)
sipagasy: ka izay wa ny tena olana fa misy ny miditra xxx ary mifangaro be satria tsy araka intsony hoe iza no iza , @ zay koa ao ny xxx tsy mahafohy ahy hono eh! ndryyy :)