Hay ve tahaka io ny ataony Frantsay rehefa manao fihetsehana

1. zandikely ( 21/03/2006 01:41)
Marina fa manana zo heneho ny heviny, ny tsy hafaliany sy ny tsy fankahasitrahany ny politika aminy fireneny ny tsirairay. Somary gaga ihany raha mahita ireo tanora frantsay manao fihetsehana,ny fomba entin'izy ireo manao fihetseketsehana no mahagaga, manimba zavatr'olona, mihantsy polisy. Aza mba polisy frantsay ihany fa tsy misy iainana.
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 10:23
2. Fiffi ( 21/03/2006 05:05)
tsy ny tanora rehetra no manao tahak'izao an! matetika dia ireo olona hatao hoe " banlieusard " no tonga manafika tahak'ireny , izay tsy manana afatsin'ny ao an-tsaina dia hanakorotana , fanimbana , fanararaotana ....sns
Soahiany fa misy ny polisy frantsay!!!!
3. xxx ( 21/03/2006 07:03)
aiza kosa ry Fiffi , hoe ny banlieusard no manao an' ireny ....mba hafa indray izany fijerinao izany .... mpianatra ireny ... raha azo atao hoe mpianatra ... fa mpianatra manao politique ... satria misy ny atao hoe récuperation politique ataon' ny elatra akavia eto frantsa .... ireny no atao hoe extrême gauche (Unef) tahaka ny fisian' ny extrême droite .....objectif : hanakorotana hoe hiakaran' ny socialiste eo amin' ny fitondrana @ 2007 , fa hoe tsy mahavita azy ny akavanana....ao koa ny hoe fakana symbole ny "Sorbonne" ....hevitra efa t@ 1968 izany .... raha mijery anao ry Fiffi....ny zavatra marina sy analyse simple dia ...les gr ny t@ ny 1968 no tena authentique ....
4. diamondra27 ( 21/03/2006 07:04)
tsy le tanora manao fihetsiketsehana no nandrava akia ry zandikely fa club kely(any @ banlieu???) efa miofana ny @zany de refa misy manif de manao action, ireo no atao hoe: CASSEURS

'zay fa aza afangaro intsony, soa ihany fa nametraka kestion njy
5. xxx ( 21/03/2006 07:05)
miala tsiny tsy vita ny resaka nataoko teo fa ho tohizako : les grands évenements se repètent 2 fois la 1 ère c'est authentique , ny tena vrai ary ny faharao dia comédie .... mazotoa
6. ainaheri ( 21/03/2006 08:25)
Resaka politika io fa aza idirana lalina
7. Fiffi ( 21/03/2006 10:41)
xxx: raha tena manaraka ny fandehan-javatra ianao dia ireny banlieusard ireny foana no tonga manelingelina ny filaharana , jereo fotsiny anie ireny fandorana fiara isakin'ny misy zavatra miseho ireny eh! tsy manaratsy ny banlieusard aho fa mba manaraha tsara ny vao2 mandeha dia ho hitanao eo ny tena fandehany.
8. booboo ( 21/03/2006 11:12)
zà koa tsy manaiky hoe ny banlieusards no mpigafy.Ny sasantsasany @ -dreo fa tsy izy aby aby !

Ny resaka mpigrevy manondrana ndray, tsy maintsy misy maningana foana ( @ ankapobeny ) ao na aiza na aiza sy na iza na iza no migrevy.
9. Fiffi ( 21/03/2006 11:28)
booboo: na aiza na aiza aloha rehefa misy grève dia mety ahitana ireny mpanankorotana ireny eh! fa ny mateitika wa ! ny banlieusard no tena mpanakorontana
10. booboo ( 21/03/2006 11:31)
soa ihany fa matetika zany fa tsy isaka zay mihetsika
11. Fiffi ( 21/03/2006 11:33)
ie! sohiany fa raha tsy izany angamba dia asa fotsiny!
12. fasaly ( 21/03/2006 11:43)
:roll::roll::roll:
13. xxx ( 21/03/2006 12:37)
Fa hono hoy aho ry fiffi ... fa aiza ianao no manaraka vao² é ? TF1 sa A2 ... ? ndryyyyyy , mba jero ny gazety , mba mijereva akia ny BFM TV ny LCI dia manaova recoupement .... fa ho hitanao ny marina ... fa inona loatra ny tena tsy tantinao @ ny banlieusard é ..... raha ny tena banlieusard ve no miditra ao dia ho ohatran' ireny ny fandehany é ....?? hafa ny t@ mois de novembre fa hafa koa ny mois de mars ....izay akia a! de toute façon ny mouvement de foule tsy maintsy mafana fa mba d'accord kely aminao ihany aho akia hoe :une partie minime izany fa tsy hoe mazava be "Banlieusard" ... mba jereonao ny extremisme ....fa hihiratra ny masonao ..mazotoa
14. mandrindra ( 21/03/2006 14:46)
farito aloha hoe iza no antsoina hoe banlieursard. izay rehetra mipetraka any amin'ny banlieu ve? dia ireo olona rehetra ireo izany dia mpanakorontana daholo? aza adino fa ny mponina any amin'ny banlieu dia amro lavitra noho ny mponin'ny tanana principal ka noho izany dia norma raha voatonona lava izy ireo.
15. xxx ( 21/03/2006 16:12)
eny ary é , ny atao hoe banlieusard ve ny fahazahoako azy dia ireo olona mipetraka @ cité HLM (Hofan-trano Lé Mora ), manodidina an' i Paris (75), ao ny dép 93 clichy sous bois ireny ,montreuil ...na ao paris aza misy quartier chaud é , paris 18 ème ohatra.... porte de la chapelle... izay anie ny mahagaga hoe banlieusard... raha mihetsika ve ireo dia ahoana ???? fa resaka politika ilay izy é
16. sipagasy ( 21/03/2006 16:44)
Fiffi:

xxx: raha tena manaraka ny fandehan-javatra ianao dia ireny banlieusard ireny foana no tonga manelingelina ny filaharana , jereo fotsiny anie ireny fandorana fiara isakin'ny misy zavatra miseho ireny eh! tsy manaratsy ny banlieusard aho fa mba manaraha tsara ny vao2 mandeha dia ho hitanao eo ny tena fandehany.



tena manamafy ny teninao aho e! ny avy any @ banlieu ary TSY mpianatra akory ireny mpanakorontana ireny fa ilay manararaotra ny handroba fotsiny
17. sipagasy ( 21/03/2006 16:47)
matahotra ny miseho masoandro koa le xxx ato mandreraka midira hoa mpikambana politika dia hitanao ny marina e!
18. xxx ( 21/03/2006 18:34)
Fa maninona anao indray aza izaho ry sipagasy ... ny anao kosa akia hafa indray efa mazava anie fa mpianatra extreme gauche no mibahana ny sehatra dia mbola hiteny indray ianao hoe ....banlieusard, sa ianao allergique , sady efa hoe " tsy lazaina " no anarako dia mbola mitady ihany hoe misehoa masoandro fa sady mila ho soratana mihintsy ve vô azonareo é ! ary izao ary iza no tsy mamela ny tena mpianatra hikatsaka ny fahaizana tsy hianatra re olona é ??? , ny RAD izao lany vola be mampianatra nefa ny partiel tsy misy ... ary iza koa nefa ny service d'ordre rehefa misy manif é ...tsy ny banlieusard akory ... mpianatra no ao dia izay ...rehefa kary dia kary é .
19. Rafotsy ( 21/03/2006 19:32)
Tsy ny banlieusards no casseurs fa zavatra efa voavolavola daholo , ka io misy casseurs na extreme gauche na extremes droite ! Raha tena marina fa ny banlieusards no casseurs dia controler ndrizareo fotsiny ny RER dia tsy tafakatra ny banlieusards ! Ny banlieusards akory tsy ny habitants des hlm ( zones chaudes ) fa izay mipetraka ny manodidina ny Paris ! Hitanareo tsara fa naika niakatra Paris ny racaille tamin'ny Novembre nefa tsy tafiditra mihintsy ! Ka mba aza atao safo be mantsiny re ilay izy , sady nareo mipetraka aty ivelany no tokony hanazava tsara ny hafa fa tsy hiteniteny foana ! Ary na ao Paris aza dia tena feno ny casseurs , ireny indrindra no tsy maika hody any @ banlieues !
PS : Ny casseurs de grève anie zavatra efa ni existe tamin'ny androndry Pasqua e ! Tsy dia vaovao loatra !
20. xxx ( 21/03/2006 20:43)
marina ny anao rafotsy .... voalazanao mihintsy ny tiako ho lazaina ... miombomkevitra aminao 200% aho
tsy misy ho lazaina intsony bye bye hoy tsy lazaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3584