fika fika e!!!...
61. sasa
(
23/03/2006 04:22)
pissoa le manao rakibo kosa aloha tena mbola tsy mety amiko e! mino aho fa am Veloo koa mbola tsy mety :-D:-D:-D:-D:-D:-D
Veloo:-*:-*:-*:-* io no tena FIKA milay njinja
dadabe sy ari.malala ahona indray ity hoe FIKA eny Ambohitsoa ity :-D:-D:-D
Veloo:-*:-*:-*:-* io no tena FIKA milay njinja
dadabe sy ari.malala ahona indray ity hoe FIKA eny Ambohitsoa ity :-D:-D:-D
63. ari.malala
(
23/03/2006 08:34)
in ary no maharomotra an'i mamzelkely e :-D:-D:-D:-D
sasa, zany aky ny FIKAnay a:-D:-D:-D:-D:-D
Pissoa, tongava mamangy aky a ,raisinay @ fo madio tsisy tasy ndry e, horosoin'i dadabe ze misy ao antranonay ao aky nareo a!:-D:-D:-D:-D d @zay ko fantatro we iza daolo le bebe rehetra:-D:-D:-D:-D:-D:-D

64. dadabe
(
23/03/2006 08:47)
kiiiii:°)
mamzel...aza makany ambohitsoa toi fa efa nifindra any andohalo zah sy arimalala:wink: tsy milay manko eo ambatoroka :wink:
mamzel...aza makany ambohitsoa toi fa efa nifindra any andohalo zah sy arimalala:wink: tsy milay manko eo ambatoroka :wink:
65. ari.malala
(
23/03/2006 09:19)
:-D:-D:-D:-Dzay ony azny ry zareo a:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D efa nahita trano vaovao hifindranay hono izy zany eee:-D:-D:-D:-D:-D:-D
67. dadabe
(
23/03/2006 14:16)
sekire izany ry zanako , fa le andohalo , le eo akaikin'ny tranon'i pasiera andriamanjato eo , hitandry le eo akaikin'ny etat major ny tafika a?? eo mihitsy :wink:
70. dadabe
(
24/03/2006 03:35)
diamondra27 eo indrindra humm eo fotsiny hanotaniana de tonga any ianao:°)
71. sasa
(
24/03/2006 04:39)
Veloo :-*:-*:-*
Dadabe sy ari. eny Andohalo kosa aloha tena miakatra be loatra :-D:-D:-D tsy aleo ve eny Ambatoroka ihany :-D:-D:-D:-D
Dadabe sy ari. eny Andohalo kosa aloha tena miakatra be loatra :-D:-D:-D tsy aleo ve eny Ambatoroka ihany :-D:-D:-D:-D
72. kala
(
24/03/2006 07:25)
tsy arako tsony le tena fika fa lasa le lokalizasiô no hitako ato :oops::oops::oops:
be fika marina le nanoratra klé :evil::twisted:
be fika marina le nanoratra klé :evil::twisted:
74. dadabe
(
24/03/2006 10:23)
sasa>fa raha hoe plateau aloha de tena aleoko mitady trano eny paraky madera e:wink:, eny manko betsaka ny taxii be 137-F-113-114-152-humm maro ihany izy izany a hay mbola misy 151 koa le
diamondra27>fa mety koa anie le moitady trano etsy paris e:wink:
kala> sa any bira misy trano ahofa moramora :-w
diamondra27>fa mety koa anie le moitady trano etsy paris e:wink:
kala> sa any bira misy trano ahofa moramora :-w
75. kala
(
24/03/2006 11:19)
dadabe > in ary ty lasa SDF ty :?::roll::roll::roll:
sa avia enao aty de zà mifanakalo trano tsika sa?:wink::-$
sa avia enao aty de zà mifanakalo trano tsika sa?:wink::-$
77. kala
(
24/03/2006 12:34)
Zusammen leben:roll::roll::roll::roll:
eny ambony ranomasina ange no marimaritra iraisana ê! sa :wink:
eny ambony ranomasina ange no marimaritra iraisana ê! sa :wink: