fika fika e!!!...

41. watafon ( 21/03/2006 08:30)
pissoa, k tadidiko nareo niady tôlana tary iny kou !!! :-D:-D:-D
42. pissoa ( 21/03/2006 10:09)
Hihihi, tsy nahazo indray i watafon dia be resaka aty imasom-bahoaka aty, tsssss :-w:-w:-D:-D:-D:-D

Kala an, niniana io fa tsy hadino kah :roll::-D:-D:-D
43. ari.malala ( 21/03/2006 12:24)
dadabe, naika nadalainao ko ve? hihihi
44. kala ( 21/03/2006 12:49)
:roll::roll::roll::roll::roll:

pissoa < fika daholo zany an:wink:
45. pissoa ( 21/03/2006 13:00)
Hihihi, zay mihitsy! Tsy maintsy mifika tsinnn koooo :roll::roll::-D:-D:-D
46. dadabe ( 21/03/2006 15:49)
arimalala yeee le aoa anaty BUS 117 avy eny ambohijatovo
47. Veloo ( 21/03/2006 21:12)
ita mihitsy ny maha be fika an'ilay dadabe:roll::-D:-D
48. sasa ( 22/03/2006 03:56)
Veloo be fika sady fika nofa kou amin'io :-D:-D:-D:-D:-D
49. dadabe ( 22/03/2006 07:37)
veloo sy sasa humm mialona ahy sy arimalala injay nareo mitsam an!:°)

arimalala > avy aty njiko rakibo a:-D
50. pissoa ( 22/03/2006 07:43)
Mialona mihitsy ireo ry dadabe ah, tsssss. Tsy aleon'i sasa sy Veloo koa manao rakibo raha izanyyyyyy :roll::roll::-D:-D:-D
51. kala ( 22/03/2006 08:56)
:-w:-w:-w:-w
52. pissoa ( 22/03/2006 09:53)
:°)
53. ari.malala ( 22/03/2006 10:34)
:-D:-D:-D:-D:-Dary mialona ny kiboko daolo nareo an :-D:-Ddadabe ny voalohany!:-D:-Dfa hanin any Ambohitsoa klo tsika no hande 117 eo Ambohijatovo e!
54. mamzelkely ( 22/03/2006 11:12)
aiza kay zany ambohitsoa :roll:
55. ari.malala ( 22/03/2006 12:04)
any @ le akany vao haorinay sy dadabe aky zany a ;):-$:-$ :-D:-D:-D
56. mamzelkely ( 22/03/2006 12:20)
hay mo de aiza zany :roll:
57. dadabe ( 22/03/2006 14:38)
kiiii arimalala:-$ bedy any ndry
58. pissoa ( 22/03/2006 19:12)
Koy koy koy, haiko zany ambohitsoa ... any indray zany no mamangy an'i dadabe? Sa tsy azo vangiana ry ari :roll::-D:-D:-D:-D
59. Veloo ( 22/03/2006 20:50)
sasa:-*:-*:-*
pissoa8O
60. pissoa ( 23/03/2006 04:03)
Maninn an'Veloo zaaaaaah :cry::cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0925