misy mahatsara azy ihany ny sipa manao mini jupe a

41. mamzelkely ( 22/03/2006 12:59)
fasaly< aleo boxer :wink:(hay hatsiarovako olona ty resaka boxer ty :-D:-D)
42. fasaly ( 22/03/2006 13:04)
arosoy njayaza zao resaka boxer zao aky!
tona kozy io fa io boxer io njay zao no lancé amazao na! boxer string.....
43. diamondra27 ( 22/03/2006 13:12)
asio sary jerena e!tsy misy catalogue ve any e!le boxer string io an!:wink:
zà tsy mahay mametraka sary fa raha tsy zany de vita teto le izy:-D:-D:-D
44. mamzelkely ( 23/03/2006 06:54)
ôtrany hitako fa confortable koko noho ny string le boxer ky aaa sa aôna sady mba ts mora idiran rivotsa :-D:-D
45. fasaly ( 23/03/2006 11:16)
iéuh milay kouny boxer ka!:°):°):°) matetikarehefa matory iny no tena tsara manao azy confort tsara....:°):°)sady rehefa tsaratsara derrière iny mipetsakatsara lay izy:^):^)
46. mamzelkely ( 23/03/2006 11:51)
ieuu zay mitry :^):-D:-D
47. fijo ( 23/03/2006 21:40)
tratra indray pantin kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1756