misy mahatsara azy ihany ny sipa manao mini jupe a

1. xxx ( 19/03/2006 18:40)
misy mahatsara azy mihintsy ny sipa manao mini jupe !
indrindra raha toy izao ry zalahy sa ahoana ?

http://www.minijupes.free.fr/images.php3?img=photos/031.jpg
novalian'i fijo ny 23/03/2006 21:40
2. Fiffi ( 19/03/2006 18:44)
soahiany fa tsy nisokatra :-D:-D:-D:-D:-D nety zavatra gravy be angamba ny tao de tsy nety nisokatra ilay izy !:-D:-D:-D:-D:-D
3. gasypantin ( 19/03/2006 18:45)
ity kah
http://www.minijupes.free.fr/image.php3?img=photos/031.jpg
4. Fiffi ( 19/03/2006 18:50)
mi-exagera kosa ilay izy eh! tena mba mini marina tokoa moa izany an!
5. fasaly ( 19/03/2006 19:37)
fiffi: teto njay de ni ps no nisokatra tao ambadiky ny xxx hihiihi diai gasypantin zany :-D:-D:-D:-D
6. fasaly ( 19/03/2006 19:41)
non! kosa e! pub 'nlay slip io ka!
sady tsy otsanzao rehefa manao mini jupe kosa fa somary miletaka de mitingitingina rehefa mandroaka zavatra am tany fa tsy tonga de ankitondrotra beuh otran'io quoique te hahazo rivodrivotra angah ny entana:°):°)
7. Fiffi ( 19/03/2006 20:21)
fasaly: :-D:-D:-D:-D io ve zany tsu harary kibo fona @ le rivotra ? :-D:-D:-D fa nisokatra ahoana akia ry fasaly le gasypantin ?tsy nahay niafina ve ?:-D:-D
8. akamatiana ( 19/03/2006 22:21)
=))=))=))=)):-@
9. batso ( 20/03/2006 01:36)
Tena mba reveko ilay silouety é. Soa aloha fa tsy kilaoty caddy.
Fa za lesy teny @ plage dé nisy madame niteny tamiko hoe: Hoatrany tiko be enao raha manao slip double poche okay. Fa ahona reto joba reto e
10. bozimanga ( 20/03/2006 03:13)
fa raha string io de maika tena tsara an!!!!
11. diamondra27 ( 20/03/2006 04:28)
batso: tsy tia caddy fa inon no tianao dim ve? :-D:-D
de mba niteny ny heviny le madama fa tsy midika inon akory 'zany e! aza atao dans même panier doly ny joba rehetra na mademoiselles na madames:wink:

Fa raha manakatao kosa de nahoana no tsy hanao mini-jupe? 'reny ngoza be reny aza maniry ny hanao azy kouuu!fa 'zany hoe: refa tsy manendrika kosa de tokony tsy hanaovana fa lasa vulgaire sy ridicule...Raha manendrika de manaova fa aza mande @ toerana mangingina fotsiny sao misy mi-volomparasy eo!

'Za manokana tia olona manao mini jupe aloha e!hita oe: à l'aise tsara zany le olna, tsy complexée, sady masaka e!
12. kala ( 20/03/2006 05:14)
zany mihitsy akia! :wink:

ny anà manokana ndray tsy de mampanin anà ny olona manao mini jupe refa mipetrapetraka tsara le izy...
aleoko kosa aloha le mini reny toy izay le eo @ lohalika tsy ambony tsy ambany fa mananihany reny :roll:

13. fasaly ( 20/03/2006 05:44)
ié! otran'ny faze beuh veuh kanefa ny klamaody am été zao de reny am lohalika ireny dooly de ny short tsy lava tsy fohy kounkou, aleoko ihany mini kosa manendrika tsara e! lay lava tsy fohy mila silhouette manendrika azy tsara oahtra hoe olona rapetopeto zany:°):°):°)
14. mamzelkely ( 20/03/2006 06:51)
ra mbô tsara bika ngeh ts koi eee fa ra bokona beuu de ratsy sa ts zany ry fasaly :wink::-D:-D
15. ari.malala ( 20/03/2006 09:44)
:-D:-D:-D:-Dtsy lava tsy fohy mananihany ahoana aky ry kala? tsara anie ny mini raha olona endrehina e! za vare zao mba mety hoendrehina an'reny mini reny ee:roll::roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. fasaly ( 20/03/2006 11:14)
mamz::-D:-D:-D:-Daleo ihany mini mini euh!:-*
ari.malala njy njya ve no tsy hanendrika euh! tsssss
andramo nge e!:wink:
17. batso ( 20/03/2006 11:48)
Izay mahatsiaro ny tenany tsara silouety ary dia manaova fa izahay bandy koa finaritra mitazana é.
O ry zala a. Isika mba hanao inona mba hanaitra ny jobe é.
18. zoklbfkfk ( 20/03/2006 11:48)
oay masaka be kosa aloha le manao mini no sady jejojejo kely lay jôba fa tsy lay modaka be reny:wink:
19. fasaly ( 20/03/2006 15:08)
modaka beuh otran'ny siligaoma mafàna veuh zany???:roll::roll::roll:

batso asio kilaoty fohy fa de hanaitra tokou enao eny andalana :°):°):°)
20. kala ( 20/03/2006 15:21)
ari > le tsy lava tsy fohy hoatrany ny an'ny masera akia zany an! tsy ampy lamba raha atao lava moa mba te-ho sexy :-D:-D:-D:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4607