nandrora nitsilany ny mpanohitra
21. pitchou
(
22/03/2006 17:14)
fa lazao eto rangah ny marina a! d omeo porofo mazava hitsarantsika azy
22. patrick2002
(
22/03/2006 17:39)
xxx:
oh hoe iza no namono an'itpk rolland ravolomaso ????????????????????????????????????
ary aoka hazava fa 2 semaine alohan'ny hafatesany Ravolomaso efa nisy tsaho niely teo @ kianjan'ny 13 mai fa hovonoin'ny Ravolomaso hono ny PM Jacque Sylla
ary ny PM aminio fotoana io misakafo ao @ hotel colbert antaninarenina.
23. Stone
(
22/03/2006 17:50)
Anontanio i Yves Bruno hoe inona moa no nataony miaraka @ ireny olona maloto sy terroristes ireny tao @ Colbert?
24. fijo
(
22/03/2006 22:20)
amin'ny zavatra toa ireny dia samy mahavita zavatra ny roa tonta,fa izao no tadidio.izay mandresy ihany no mitsara avy eo.
minoa ahy ianareo,fa raha ratsiraka no nandresy teo,dia avo zatoheny noho izao no nigadra tao,ary raha tsy maty aza izany/.
minoa ahy ianareo,fa raha ratsiraka no nandresy teo,dia avo zatoheny noho izao no nigadra tao,ary raha tsy maty aza izany/.
25. Lejim
(
22/03/2006 23:34)
Stone:
Mba miresaha an'izany eny Isotry sy Atomika ianao fa hohitanao fa tsy asian'ny olona quoi mihitsy izay nanjo azy any, au contraire faly aza ny olona hoe voa ihany lerony ny farany.
Tsy maintsy mahita havaly ihany ela ity. Tsy misy olona tian'olona rehetra izany. Ka juste le fait hoe tsy tian'olona eny Isotry sy Atomika Ravolomaso, tsy manaporofo izany fa rariny ny famonoana azy. Ny tiako lazaina dia hoe, maninona izao iny raha mba adihadin'ny fitsarana raha ohatra ka tsy politika. Resaka politika doly io tompokolahy sy tompokovavy ka tsy misy hoe, izao no marina ary izao no diso.
Fijo> Manaiky io lazainao ambony io 100% zah!
26. patrick2002
(
23/03/2006 04:01)
Ka izy ity ve izany rehefa resaka politika dia ho vitaina moramora,fotsiny @ izao eh!TSIA TOMPOKO NO VALINY,izay no tsy mampandroso ny firenena afrikanina,sy mahantra eran-tany,tsy izany mihintsy no politika,Ka aleo hotsaraina izay mandika lalana rehetra ,ny mahagaga rehefa manao ezaka ny fitondrana,dia hatsatsoina, ireo milaza fa mpanohitra no mpanatsatso,ka izao dia mirary ny mba hitsarana,ny 10 aout, ny affaire Ratsimandrava ny fandorana ny rova,ny andafi avaratra ny namonoana an'i Ravolomaso,Ny famoahana vola tao @ banque centrale tany Tamatave et cetera
Ny mahagaga ny mpanohitra dia mitaky izy ireo mba tsy hoelohina ny mpanao politika nahavita an'ireo heloka ireo,satria mpanao politika,ary ny agir t@ fihetsika politika ,oh mpanao politika iray voaeloka fa namoaka vola tao @ tresor t@ raharaha 2002:roll::roll:

27. fijo
(
23/03/2006 04:18)
misy afera politika izay tsy tsara hoan'ny rehetra ny hitohizany dia ,vita mangina any iny.tsy ao mada ihany izany no misy fa eran tany.
misy kosa nefa ireo izay minia mitaky fahafahana ,nefa zavatra hita izao fa tsy politika no nataony fa penaly,ka izay no tsy azo avela.
misy kosa nefa ireo izay minia mitaky fahafahana ,nefa zavatra hita izao fa tsy politika no nataony fa penaly,ka izay no tsy azo avela.
28. Lejim
(
23/03/2006 17:37)
Zah akory tsy milaza hoe tsy tokony hotsaraina ireo heloko vita nohon'ny antony politika. Ny tiako resahiny dia, raha hitsara ihany dia aleo hotsaraina ara-dalana ny olona fa tsy arbitraire. Izay ihany ny zavatra tiako atsipy eto.
Ary tsy miaro an'iza n'iza aho eto, fa miaro ny marina sy ny hitsiny.
Ary tsy miaro an'iza n'iza aho eto, fa miaro ny marina sy ny hitsiny.
29. patrick2002
(
23/03/2006 17:41)
ka azavao tsara ary ny atao hoe politika sy penaly ra-fijo ah!:)heveriko fa raha misy mitory ny amiraly ,fa izy no nampahantra ny madagasikara nandritra ny fitondrana t@ 1975 ka hatramin'ny 1991,ka ho gadraina amin'izany izy ataoko fa tsy rariny ary politika izay,fa raha manao fahirano tanana iray kosa genocide izany,saddam hussen,sy slobodan milochevitch no milahatra aminy.
30. fijo
(
23/03/2006 21:08)
izay mihintsy.
ohatra.raha haka ohatra ny amiraly isika.
fony nitondra izy,raha nanapakevitra izy,fa ny tatsinanana no hiarahana(izay hita fa tsy nitondra antsika nankaiza)dia tetika diso izay,ary nanimba ny firenena.nefa kosa tsy azo hanamelohana azy izay,satria tetika iny,ka na mety na tsy mety.
izay dia politika.
fa raha nalainy kosa ny vola rehetra tao amin'ny banky foibe,fony izy nifindra tany tamatave;izay dia mivadika penaly ny resaka fa tsy politika intsony.ka izay dia azo ary tokony hanenjehana azy;

32. pitchou
(
24/03/2006 16:39)
io fijo a! tsarao tany daolo ireo manao politikan'ny fambotriana firenena ireo
34. xxx
(
25/03/2006 01:48)
:-D:-D, mody manao sahisahy eto amin'ny serasera eto i fijo kanefa raha mba mahita an'i Ratsiraka dia tonga dia arahaba sefo ny zavatra atao voalohany, dia avy amin'izay latsak'ivy mijery pop corn ampelatanany! :-@:-@
35. pitchou
(
25/03/2006 16:56)
tssss! vao mahita an'iny izy d tonga d karana no tazany d .... azontsika an-tsaina ny zavatra hitranga!:-D:-D
36. fijo
(
29/03/2006 20:17)
raha tsy hoe karazan'irony matahotra mampiseho PS aho ko hatahotra olona tsy ahita ahy akory.
ireo ry pitchou le zatra miandry lasaka an
ireo ry pitchou le zatra miandry lasaka an