belge tamin'izany andro zany

1. kala ( 17/03/2006 14:11)
Nandeha nijery sinéma ity belge iray tamin'izany andro zany.
Lasa aloha izy nandeha nividy billet teo amin'ny kesy dia lasa niditra.:)
Afaka fotoana fohy, niverina indray ranamana nividy billet indray teo amin'ny kesy.
:o gaga lay vhv teo :
- enao ange efa nividy roa teo ka manin no mbola mividy ndray?:?::?::?:
- fantatro zany fa isaky ny miditra ao zà da raisin'ilay akama iray ao ny billet-ko de rovitin'ilery fotsiny.:twisted:
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:24
2. Fiffi ( 17/03/2006 15:06)
=))=))=))=))=))=))
3. lapino ( 17/03/2006 16:20)
=))=))=))=))
4. pissoa ( 17/03/2006 17:02)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. dadabe ( 17/03/2006 17:15)
pissoa ndeha mody amizay manao devoara :evil:
6. pissoa ( 17/03/2006 17:20)
Tsatsa njay zah kle :oops: ... efa handeha eeeeeeee :evil::evil:
7. dadabe ( 17/03/2006 17:29)
de misasa alohan'ny hatory a :evil::evil:de soloy ny silipy:evil:
8. pissoa ( 17/03/2006 17:34)
Eny Tompoko :oops::oops::oops:
9. Herimiafina ( 17/03/2006 20:09)
kala:

Nandeha nijery sinéma ity belge iray tamin'izany andro zany.
Lasa aloha izy nandeha nividy billet teo amin'ny kesy dia lasa niditra.:)
Afaka fotoana fohy, niverina indray ranamana nividy billet indray teo amin'ny kesy.
:o gaga lay vhv teo :
- enao ange efa nividy roa teo ka manin no mbola mividy ndray?:?::?::?:
- fantatro zany fa isaky ny miditra ao zà da raisin'ilay akama iray ao ny billet-ko de rovitin'ilery fotsiny.:twisted:


Intelligent be le belge an! Sady mandefitra be! Dondrona be le mpiasan'ilay sinema fa tsy misy fanamarihana hoe tokony omena ilay olona ao ny billet de rovitiny vao mahazo miditra, nandra be! hehehehehehe=))=))
10. watafon ( 18/03/2006 03:18)
:-D:-D:-D zany nenjy ry pissoa fa bedy fôna !
11. pissoa ( 18/03/2006 04:56)
watafon :-* ndao elah no atao dadabeako fa io dadabe io mashiaka ratsy mahatsiravina mahitsiny :snif::snif::snif:
12. watafon ( 18/03/2006 09:10)
ndao ary fa raikitra e! d teneno azany izy alou !!:-D:-D:-D
13. pissoa ( 18/03/2006 09:13)
Hihihi, dadabe wata :-*:-*
14. watafon ( 18/03/2006 09:25)
hehehe ! ôtsan'ny lasa antitsa b njay fa ôka ihany kle ! tssss !!!:-D:-D:-D
15. pissoa ( 18/03/2006 14:44)
Watafon kou tssssss :-D:-D:-D:-D
16. watafon ( 18/03/2006 15:03)
k hita fa zany kou ! :-D:-D:-D
17. pissoa ( 18/03/2006 19:23)
Tsy maintsy miafy amin'ilay dadabe masiaka ratsy iny ihany zany zah :-D:-D:-D Nefa zao bedy indray raha mandalo eto iny kle :-D:-D:-D
18. fasaly ( 18/03/2006 19:34)
pissoa a! hiafy am ahoana e! izy ary mbola tsoda beuh am diamondra kou! :roll::-D:-D:-D
19. Veloo ( 19/03/2006 03:14)
de loza ko zany ledada zany kle:-D:-D:-D
kala a:-D:-D:-D:-D
20. pissoa ( 19/03/2006 08:05)
Fasaly, zany ve? :-D:-D:-D:-D

Diam an, tazomy any klou dadabe fa ny zafikeliny mbola tsy te hibosy ka ngo de bedy eto ndray :-*:-D:-D:-D

Veloo, k'hita retsy kou, kondrana mihitsy io :-w:-w:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1234