mbola belge ihany

1. kala ( 17/03/2006 14:04)
Nanontany ny mpampianatra iray :
- ahoana no ahafantarana fa belge ny olona iray eny @ aéroport
Tsy taitra i zenaida namaly :
- izy irery no mandraraka fotsimbary fa heveriny hoe vorona ilay fiaramanidina de fahanana...
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:25
2. fasaly ( 17/03/2006 16:31)
:roll:
3. Herimiafina ( 17/03/2006 20:07)
Antsay fasaly e! Maninona njy? :-*:-*
I Jhonny Hallyday, i Helene Segara, i Mylene Farmer, ary ny olo-malaza frantsay rehetra mantsy de Belge avokoa de somary ialonandry zareo e! de hanaovany blagy manambany intelizansa be e! hehehehe=))=))
4. watafon ( 18/03/2006 03:19)
=))=))=))
5. pissoa ( 18/03/2006 08:10)
Falifaly injay wata aaaaaan :roll:
6. watafon ( 18/03/2006 09:07)
pissoa, efa hainao ihany e! :-*:-D
7. bilakarenjy ( 18/03/2006 12:24)
tena reraka aho nitady an'lery ,hay ledala manodina an'i kala aty indray .
8. Veloo ( 19/03/2006 03:15)
:-D:-D:-D:-D
9. onjah ( 19/03/2006 18:30)
=))=))
10. kala ( 20/03/2006 16:06)
HM > :twisted::twisted:

wata & pissoa =D=D=D de andao =))=))=))=))=)) fa ny an'i HM koa ange porofoin'ny karatra eny ihany hoe taranaka belge ê!
marary ny aty fa voatohina ny afero :wink::wink:
11. Herimiafina ( 20/03/2006 17:35)
Ary toa tezitsa be ndroky ry kala? F'angaha tsy hatsikana sy lalao ny ato akia? :-*:-*:*
12. pissoa ( 20/03/2006 17:38)
Toa tezitsa marina akia njy ry kala :roll::roll:
Ahoana moa le tenenin-jy anah iny foana :-*:-*:-*:-D:-D:-D
13. Veloo ( 20/03/2006 20:50)
:-D
14. kala ( 21/03/2006 05:39)
HM >:-$ zà hoa tsy tezitra zany na manao io demony kely mitsiky io aza fa mba mahafinaritra anà fotsiny izy io :-D:-D:-D:-D:-D

refa tezitra zà de tsy mipoitra tsony ka :wink:

pissoa & HM > :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*daolo daolo an!
15. pissoa ( 21/03/2006 10:25)
kala, iny :twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted: zany ny an'kala raha mahafinaritsa an'i kala io :roll::roll::-D:-D:-D:-D

:-*:-*:-*:-*

Ary inona indray no mampivanitika kely an' Veloo eo :-D
16. kala ( 21/03/2006 12:17)
voaray le izy fa misôtsa betsaka :-D:-D:-D:-D

veloo @'izao mbola ao amin'ny douche :wink:
17. Veloo ( 21/03/2006 21:25)
pissoa ka mampime retsy a:-D:-D:-*
kala izy injy ve ?:-D:-D:-D:-D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1523