webcam

21. Fiffi ( 18/03/2006 07:37)
ka mba mangataka hevitra kosa anie izy eh!
22. rurik ( 18/03/2006 09:40)
diamondra27 ka ny rehetra afaka manotany ze tiany anotaniana io ny fanotaniana tiany apetraka dia anjaranao ny mamaly na tsia aza dia :twisted::twisted::twisted:loatra:-*:-*
23. fasaly ( 18/03/2006 10:38)
rurik:

ny ahy aloha na sary aza mampisalasala ahy ihany ny mandefa azy satria efa nahita lainga maro aho misy ny milaza we any mada nefa hum kay tsy any akory maro be ry zareo no pinamana dia ny rehetra mahita ny sarinao nefa izy no nomenao azy . sarotra be matoky olona @net.



njy angaha aky efa tsatsa rurrik?????:°)
24. diamondra27 ( 18/03/2006 18:35)
aleo ary hipirina kely sao tratry ny karaté eto klé!
mifona aky zà ry xxx fa tena feno ny foko de teto no nanalàko azy a! hihihihi:-D:-D:-D:-D:-*:-*
25. rurik ( 19/03/2006 10:18)
fasaly raha tsy efa tratra ve ahafantatra hi hi hi misy raha anie la tere hoy clo zay :-D:-D:-D fa tsy weebcam fa sary an :P:P.
fasaly njy angaha mbola tsy nandalovan'ny pandainga teto?
26. Fiffi ( 19/03/2006 21:34)
rurik: zah aloha dia tena efa tratra mihintsy an!
27. rurik ( 20/03/2006 07:46)
Fiffi:-D:-D:-D:-D ataoko fa za irery
ny tany hono aky tsy ialanjatry an .
28. kala ( 20/03/2006 15:00)
mety marina akia zany ry rurik â!

xxx > anjaranao ny mijery tsara ny ho lafitsarany sy lafitsarany. Mahaiza foana mandinika alohan'ny hanaovana action iray ê!:wink::wink:
29. radeeds ( 27/03/2006 03:31)
salt!
le webcam aloha de fitaovam pifandraisana mahomby mintss !
raha sendra misara-toerana mou de ahoana !?manao stip tease kely ve
maninn mou zany ?fa attention fa sao miparitaka aza !
fa ilaina olona mifampatoky tsara vao manao an zany :evil:
30. Fiffi ( 27/03/2006 05:39)
tena mahomby toakoa moa izany fa hasiana limite kosa an! fa miankina @ tsirairay hiany aloha io eh!
31. onjah ( 28/03/2006 13:22)
Tsy dia misy torohevitra firy fa fakafakao tsara izay mety ho lafy ratsy sy tsara fa ny nenina tsy ho eo aloha hananatra fa ao aoriana handatsa.
32. Fiffi ( 01/04/2006 09:44)
nanao ahoana aloha ny tohin'ilay resaka eh ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1622