webcam

1. xxx ( 16/03/2006 13:52)
nisy fotoana za sy ny sipako nifananihany rehefa miresaka @ msn we aiza ny web anaovana streept , d za koa nampiseho we sahy b zany ary noheveriko tsy ho sahy izy ,d niteny izy androany we mividiana webcam hampiasaina rahariva , nefa zahay sy izy misaratoerana , izy any lavitra b, d tsy hitako zay atao,za tsy sahy anao strept zany mihintsy raha eo @ web, nefa na d zany aza efa azoko ilay izy, inona ny fandraisanareo anireny olona mampiasa azy? , ratsy loha v ilay bandy sa olona tia vetaveta?
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 09:44
2. xxx ( 16/03/2006 14:26)
Raha ohatra kaloha efa tena mpisipa tanteraka ianareo... efa mifampizara sekré, ka hoe azo itokisana tsara sy ny sisa dia mety tsy dia olana... Mba te hahita anao fotsiny izy na mety mba te ho hitanao ihany koa.
Fa raha tsy azo itokisana izy dia tandremo ihany. Ataovy antsaina ihany i Tantely Ramamonjy
3. fasaly ( 16/03/2006 20:26)
ny sainao ihany no mitondra io na hanao strip enao na tsy kou;......raha hanaiky na tsia:P
4. Fiffi ( 16/03/2006 20:48)
ka io aloha dia miankina @ hoe efa nifankahita ve ianareo ? sa mbola msn fotsiny ? raha efa nifankahita aloha dia tsy hitako izay olana fa dia anao hiany no miheritreritra hoe hatao sa tsia. Raha mbola tsy nifankahita fa mifankatia @ alalan'ny net fotsiny , tandremo hiany aloha fa ianao hiany koa aloha no ahafantatra izay hataonao fa ny sainao hiany koa no hitondra an'io an!
5. xxx ( 17/03/2006 02:38)
marina akia izany ry fiffi a :wink:
6. Veloo ( 17/03/2006 03:27)
:roll::roll:
7. miali ( 17/03/2006 05:48)
Tsy misy maharatsy izany. Secret nareo mitsam izany;
Afaka atao an téléphone fotsiny ihany koa.
mipassi kokoa ny feeling.
8. tia ( 17/03/2006 06:03)
salut nareo zah aloa milaza aminareo fa tsy maninona izany sady zah zao sur fa efa nifankahita ianareo nefa ze tiandry iany io
majavascript:emoticon('(l)')hazo fahafinaretana be oe ampanaovana azy zay eeeeeeeeeeee(l)javascript:emoticon(':*')
9. kala ( 17/03/2006 06:17)
ka mixxx daholo ndray ny eto de fanin hoe iza no valiana @ fomba ahoana...

raha amiko manokana aloha dia mitovy hevitra @ fasaly & fiffi ê! miankina aminao zay hanao ilay izy sy ny sainao ihany io.

Mety zay no fomba iray hampisehoanao sy izy ny fifankatiavanareo...:

fa zao ê! mba malina ihany :wink:

10. Fiffi ( 17/03/2006 06:49)
kala: ka mba menatra hono izy akia miseho masoandro ah! dia mba mila toro- hevitra koa anefa izy eh!
11. rurik ( 17/03/2006 07:20)
kala tena marina ny anao we mba malona dia ny anapiko azy we raha efa niaraka efa ela nareo ka mifankahay tsara tsy dia hitako le olana efa nifankahita zany sady efa mba mifampatoky fa raha olona mbola tsy hitanao fa @net fotsiny tandremo matetika tsy irery izy fa misy pinamana ka ataondry zareo resaka ianao avy eo . eritrereto tsara aloha we atokisanao tsara ve izy ?
12. Fiffi ( 17/03/2006 07:37)
zay mihintsy aloha an!
13. rurik ( 17/03/2006 07:43)
ny ahy aloha na sary aza mampisalasala ahy ihany ny mandefa azy satria efa nahita lainga maro aho misy ny milaza we any mada nefa hum kay tsy any akory maro be ry zareo no pinamana dia ny rehetra mahita ny sarinao nefa izy no nomenao azy . sarotra be matoky olona @net.
14. diamondra27 ( 17/03/2006 08:22)
:-D:-D:-D

xxx:masaka izany klé, zà koa mba hijey fa omeo ny adresy klé!sa tsy maintsy mandoa vola, de inon le hira ampiarahina aminy fa andefasako eo^oo^oo^o


15. ari.malala ( 17/03/2006 12:23)
:-D:-D:-D:-DDiam's:-D:-D
16. mamzelkely ( 17/03/2006 12:56)
ôtrany mi-rappeler ana an le film "american pie" ty resak ty :-D:-D
17. diamondra27 ( 17/03/2006 17:53)
xxx: ny fandraisako azy de mangataka aminjy izy de omeo

[color blue]de brancher- o ny cam de reveo, asaivo guider-ny njy de araho ze lazainy rehetra, de lover-o ao izy , de asio mozika sy champagne, de manaova metimety @ le sous-vêtement sexy, de aza adino mndefa sary aty amiko na CD refa vita enregistrement [/color]

18. diamondra27 ( 17/03/2006 17:57)
tsy misy oe inon ny dikan'ny kof manao an'izany fa refa te-hanao njy de manaova; refa tsia de lazao oe: non, de aza mitsaratsara olona

raha kof obsédé no ilanjy fanazavana de sokafy ny size fa aza afangaro
19. kala ( 18/03/2006 05:41)
rurik > tena marina mihitsy akia zany â!=D

soa ihany aza fa nandalo teto enao mba nilaza kely ny momba an'io fa tena ilaina ny fahantarana zvt refa maro mo miresaka:wink:
20. diamondra27 ( 18/03/2006 07:14)
8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2141