ny aza marary aty dago ka tsy manambola!

21. LazaRandri ( 04/04/2006 04:50)
Dia rehefa maty antoka sy mikatona ny pharmacies dia tsy hisy intsony na ny fanafody ho vidiana aza. hahaha.
22. cutie ( 04/04/2006 16:03)
LazaRandri
nga mpiasan'ny pharmacie e :-D:-D:-D
23. LazaRandri ( 04/04/2006 22:41)
mbola vao mianatra manindrona retsy a! hahaha
24. cutie ( 05/04/2006 13:03)
tsy mpiasan'ny pharmacie zany:-P
25. LazaRandri ( 05/04/2006 22:32)
fa ndry kou angaha pharmaciene? hahaha
26. LazaRandri ( 05/04/2006 22:33)
za ampianaro manindrona cutie a! haha:-D
27. dadabe ( 05/04/2006 23:16)
humm mivavaha @ Andriaminitra dia tsy marary
28. xxx ( 06/04/2006 12:58)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 06-04-2006 03:33:50
Lohateny : Re : ny aza marary aty dago ka tsy manambola!
za ampianaro manindrona cutie a! haha
Miverina ery ambony


ndana mitady mpanindrona:twisted:
29. methode ( 06/04/2006 21:10)
Ary misy devoly tafiditra ato! lol
30. LazaRandri ( 07/04/2006 00:28)
methode> i cutixxx ve? hahaha
31. cutie ( 07/04/2006 17:55)
: LazaRandri

devoly lava rambo:evil::evil:
methode:wink:
32. methode ( 09/04/2006 08:51)
cutie> Njy aza tsy nahita ny ramboko akory ko devoly lava rambo!:x:oops: Ka le devoly tsy hita fa ny asa ataony fotsiny no hita ato! :lol::lol:
33. lanto ( 27/04/2006 07:49)
Dia aza mba marary ihany any dago e! Indrindra aza marary week-end. Raha miditra hopitaly sabotsy enao latsinainy vao mahazo fitsaboana. Ny dokotera mpiandry any an-tranony na any ampiangonana , na manao fety sns.... Na infirmiera no eo na mpianatra tsy mahatapa-kevitra. Na mpiteraka io na marary mafy dia miandry latsinainy doly. :(
34. diamondra27 ( 27/04/2006 08:09)
tena mampalahelo tokoa ny tahaka izany fa en attendant 'zany de tsy maintsy midebra koa!

ataovy indray aza ny remedy de grand-mère e!

tandrovy ny fahasalamana

aza miandry marary vao hitsabo fa @nao izao salama izao dia tezao ny vatanao: manao exercice fizika, mande tongotra lava ohatra, de misakafo araka izay azo atao, tsy mihinakinana ireny tainkanina ireny fa mba ze mahasoa ny corp-nao atao: mihinana poma ohatrarefa noana fa tsy biscuit na sokolat

de légumes, de sasana tsara vao hanina fa sao tratry ny hépatite C eo

35. cutie ( 27/04/2006 09:36)
Mpandefa : methode [ Valio ] 09-04-2006 13:51:58
Lohateny : Re : ny aza marary aty dago ka tsy manambola!
cutie> Njy aza tsy nahita ny ramboko akory ko devoly lava rambo! Ka le devoly tsy hita fa ny asa ataony fotsiny no hita ato!

i LR no devoly fa tsy toi :-D:-D:-D:-D
36. LazaRandri ( 28/04/2006 02:23)
anjay kosa akia! so de mba tsy rambo kosa fa sanga? hahaha! so iany za fa be faminjam-po ;-)
37. cutie ( 28/04/2006 12:40)
sangan'ny devoly zany:-D:-D:-D:-D
38. methode ( 29/04/2006 17:16)
Soa ihany! Za efa saika haka antsy hanapahako ny ramboko! hihihihi! :oops::oops:Mba nijery ihany aho fa tsy hitako le rambo ko! hihihihi
LazaRandri: Ny inona no tapahina zany ny rambo sa ny sanga? :?::?:
39. cutie ( 30/04/2006 14:36)
methode:-D
40. methode ( 30/04/2006 16:37)
cutie: Mitady hivilana le resaka! Aiza daholo ny sasany??? Mifohaza tao amin'izay oooooooooooo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.236