Fihaonana namana serasera dago : fambolen kazo 2006

41. Fiffi ( 24/03/2006 05:36)
sasa: :(
42. dracula ( 26/03/2006 16:11)
milay izany izao sy za no hoavy any hay zoky be eto tana ianao ravato @ io koa no hiresahana ilay prog @ 25 jona ato any @ za io dray d fambolena hafa mitsy sad complet tsara zany ny ekipa eto dago @ 09/03/06 Ho itanay eo firy marina ny olona actif eto tanana; Zay ary az adino ny rano+tany+angady rehefa manboly azo. Ny 4x4 maro be toy ireny gouvernement manboly... aaaaaaa
Ar ino lay jackiechan ry sasa.
43. Fiffi ( 26/03/2006 16:16)
complet tsara zany ny ekipa eto dago @ 09/03/06
:roll::roll:
44. ericgael ( 27/03/2006 04:59)
Ok zoky bé an
zay wa partant fôna @ fety sy fihaonana é
dé manaténa ny hahita anareo rehetra @ io andro io zany é :D
ps: za kôpy wé maninn njy no tsy mahandry hi hi hi :lol:
45. Fiffi ( 27/03/2006 05:03)
dia mavità soa daholo ary eh!
46. xxx ( 28/03/2006 05:40)
miarahaba ny namana rehetra e!!!
de tongava daholo izay afaka e!!!!!!!!!
mimich
47. Fiffi ( 28/03/2006 06:44)
eny akia mimich ah!!! :)
48. sasa ( 30/03/2006 09:17)
dracula le jackie chan lesy film an! misy film gasy izay jackie chan miteny gasy hi hi hi hi hi:-D:-D:-D:-D:-D
za koa partant foana raha tsy hoe kamo tampoka angaha rehefa tsy mandé ny an....=))=))=))
ericgael merci lesy an! any mihaona d tsy mahazo mandé irery elah amin'io an:-D
49. Fiffi ( 30/03/2006 09:24)
sasa: :-D:-D:-D:-D aza kamo kosa eh! :-D:-D:-D
50. PATOU ( 30/03/2006 17:47)
Tong d r1kitra tsy mis fisalasalana,
Hazavaio tsara @ dracula lay jackie chan ry Sasa
Ts mijanona mihomehy mitsy an!
51. sasa ( 01/04/2006 03:46)
Fiffi ka za kamo rehefa tsy mandé i an.... =))akia an!
PATOU ampio za hanazava an'le jackie chan fa lisany anie no tena mahay an'azy io e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
52. Fiffi ( 01/04/2006 11:35)
sasa: kamo andeha ve sa kamo mandeha eh ? :-D:-D:-D
53. ANARIM ( 03/04/2006 05:26)
sasa raofiko avy hatrany @ angady sy ny harona fa kamokamoa eo ra tsy ataoko heinnnnnnnn!!!
54. Fiffi ( 03/04/2006 05:29)
ANARIM: :-D:-D:-D:-D:-D zay mihintsy hatao :-D:-D:-D
55. sasa ( 04/04/2006 04:13)
Anarim ka za tena kamo wa marina e! :-D:-D:-D:-D:-D
Fiffi kamo mandé sady kamo andé:-D:-D:-D
56. Fiffi ( 04/04/2006 05:59)
ntsssssssss fa inona ary ity manjoa an'i sasa ity eh? ao hatosiko kely ary! :-D:-D:-D:-D:-D
57. ANARIM ( 05/04/2006 06:15)
sasa : anjay e! ka ny hahita anjiko no tsy anjiko zanjiko malalako tsy foiko ka dia hodisoinjiko fanantenana zany ty zoki mahonena?
58. Fiffi ( 05/04/2006 06:36)
ndryyyyyyyyy!! :(
59. ravatorano ( 05/04/2006 09:23)
sasa
60. Fiffi ( 05/04/2006 10:06)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6567