Fihaonana namana serasera dago : fambolen kazo 2006

21. sipagasy ( 18/03/2006 16:42)
tssss ka izahay mantsy efa feno anaty fiara koa tsss
22. Fiffi ( 18/03/2006 16:47)
sipagasy: ny andeha irery mitondra fiara aloha dia tena tsy vitako an! nefa dia tsy mahita hevitra aho hatramin'izao , nefa rehefa eny an-toerana koa dia mila fiara raha toa ka andeha tgv
23. glou ( 20/03/2006 12:42)

dia faly miarahaba anareo ny tenanay , misy zavatra ahintsy kely ilay fandraisana anarana izay andeha sy maka ny frais dia ny asabotsy 1 avril manomboka @ 2 ora tolakandro eo @ pizza gastro analakely, fa ny isan' andro no eny ambatonakanga,marihina fa misy chalet sy toerana hilalaovana eny an-toerana toy ny terrain de basket, boule, salle hisakafoanana , ka manantena ny fahatongavanareo, atao izao mba hahafantarana ny isan' ny olona tena handeha fa tsy hifananihany ohatry ny teo aloha intsony isika , milaza hoe ho avy nefa avy eo tsy hita , izay fa dia tongava maro eh:wink:
24. Fiffi ( 20/03/2006 20:31)
ny asabotsy 1 avril
tandremo sao poisson d'avril io an :-D:-D:-D:-D vazi2 ny ahy eh!:-D:-D:-D
25. ravatorano ( 21/03/2006 06:47)
glou
26. MCZ ( 21/03/2006 10:33)
ravatorano sy Glou misy Pizza party v eo fiandrasana ny namana hisoratara anarana héhéhé:roll: :roll: :lol: :lol:, makansitraka anareo mpikarakara fa dia mafinaritra tokoa izao zavatra izao.
Arimalala fa aona no mavesatra sahady sa efa nitady zndriny ilay raikalahy taloha héhéhé , mazotoa ééé :lol::lol:
27. Fiffi ( 21/03/2006 11:26)
sambatra ianareo :(:(
28. watafon ( 21/03/2006 19:09)
Fiffi, alaiko any v njy e?
29. Fiffi ( 22/03/2006 06:14)
ouiiiiiiiii wata!!! atovy kitana be mihintsy an! :*
30. ari.malala ( 22/03/2006 07:42)
MCZ:

ravatorano sy Glou misy Pizza party v eo fiandrasana ny namana hisoratara anarana héhéhé:roll: :roll: :lol: :lol:, makansitraka anareo mpikarakara fa dia mafinaritra tokoa izao zavatra izao.
Arimalala fa aona no mavesatra sahady sa efa nitady zndriny ilay raikalahy taloha héhéhé , mazotoa ééé :lol::lol:



Efa ela nitadiavana zandriny lesy lery d nahazo ihany a! Tena efa tsy afaka mande lavitra tsonyah fa sao hanahirana anareo any fotsiny d ny eritreritro no ampanarahako anareo any e! :) D mirary soa hoan'ny namana mazoto handeha rehetra e :)Mahavità be
31. Fiffi ( 22/03/2006 09:59)
miandry an'i wata!:)
32. sasa ( 22/03/2006 11:03)
hummmmm masaka be izany pro ato izany klé, d ahoana re izany e! handé ve za sa tsy handé, toa mbola tsy haiko kou :-D:-D:-D:-D:-D
Saotra an'i zoky be ravatorano sy raprezy nikarakara, fa mino marimarina aho fa raha samy ampitondraina ny ps-ny tsirairay ny zana-kazo atsotako d ny anzany namako izay no haniry indrindra satria izy akaiky d afaka mikolokolo no sady afaka manondraka :-D:-D:-D:-D:-D
Zany eo ihany fa any izany mihaona raha sitra-pon'ny tompo kou, d manentana ny namana rehetra e! tongava maro fa milay be io satria misy finanakanina d misy fisotroana d azo asiana jackie chan kou ho anzay mahatanty hi hihihih :-D:-D:-D
Raprezy sy Mcz tonga d kopy lisany hoe i Sasa indray no nandalo teto fa efa io ny soniany hi hihihi =))
33. ravatorano ( 22/03/2006 11:31)
sasa
34. Fiffi ( 22/03/2006 15:34)
miandry an'i wata zany eh! :):)
35. fijo ( 23/03/2006 04:47)
kay,tena verserako io andro io kle,de ahoana izany?
36. ravatorano ( 23/03/2006 04:59)
fijo
37. Fiffi ( 23/03/2006 05:55)
mampitsiriritra nareo an! :(
38. watafon ( 24/03/2006 04:00)
Fiffi, hoavy za f'aza matahotra e! za zao aty efa mihezaka mihitsy hahatratra io fambolen-kazo io mitsy kou !!! tsy azo hahemotra kely v le @ 7 ?
39. sasa ( 24/03/2006 05:15)
Watafon tsy azo ahemotra lesy io an! manjary tsy vita tsony koa, aleo elah no miezaka manatratra e:-D:-D
Fiffi aza mitsiriritra izany fa tongava raha afaka e:-D:-D:-D:-D
40. ANARIM ( 24/03/2006 05:19)
tsy andriko intsony eeeeeeeeeee! ( ny inn azany ô?)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2801