belge ihany

1. kala ( 15/03/2006 14:50)
Belge roalahy efa mamo be nefa mbola nisy ambiny iray ny tavoahangina whisky..
- Ndao aloha hatory fa radem ndray misotro an'io ê!
- an!an!an! tsy iarahana mizara io fa zao : zay mano nofy tsara indrindra no mi-jongle an'io...
dia samy natory izy roalahy...

Vao maraim-be de nifoha - nisinda rahateo ny toaka.
- in no nofin'elà?
- milay be lasa nanankarena be hono zà de azoko ilay orinasa ngezabe mpanao toaka. sûr aho fa zà no hisotro an'io whisky io klé!
sady nojereny ilay tavoahangy efa tsisy n'in n'in tsony.
- f'in no nofin'elà??
- zà ndray nanonofy fa sambatra ery nisotro sahady le whisky iray tavoahangy.


novalian'i Veloo ny 22/03/2006 20:56
2. watafon ( 15/03/2006 15:45)
sady nampianay hoe : tsy amidiko amin'ialahy zany ny orinasako k ! =))=))=))
3. Veloo ( 15/03/2006 16:01)
=))=))
4. watafon ( 15/03/2006 16:17)
:-D:-D
5. pissoa ( 15/03/2006 16:29)
=))=))
6. Veloo ( 15/03/2006 17:26)
aleony ilay whisky kle :-D:-D:-D
7. sasa ( 16/03/2006 04:31)
=))=))=))=))=)) watafon
8. watafon ( 16/03/2006 06:11)
sasa, :wink::-D:-D:-D
9. ari.malala ( 16/03/2006 10:42)
:-D:-D:-D
10. kala ( 16/03/2006 14:37)
veloo > tena aleo le namaky fotsiny fasady tsy nisotro ka!:-D:-D:-D
njy bediko raha misotro an'ireny a!:-$
11. Veloo ( 16/03/2006 19:18)
kala :-D:-D:-D za tsy mba misotro ka :-D:-D:miam::miam::@
12. dadabe ( 17/03/2006 03:51)
zah tsy kopy le
13. dadabe ( 17/03/2006 04:06)
14. Veloo ( 17/03/2006 04:28)
inn ndray ary ty:roll:
15. pissoa ( 17/03/2006 04:40)
Sarin'i bedada mibata olona retsy no ao ry Veloo ah =))=))=))
dadabe :°):°)
16. dadabe ( 17/03/2006 17:30)
kiii efa hoee ndeh manao devoara hoaaa , de fafao ny lelo de soloy ny silipy de ndeh matory :evil::evil:
17. pissoa ( 18/03/2006 08:18)
dadabe :-w:-w:-D:-D:-D:-D
18. kala ( 18/03/2006 08:52)
pissoa > avokony le totohondry de omeo ny direkta virtoaly any io fa tssssssssss:twisted::twisted:

ngamba efa dizina le whisky koa le dadabe io de miteniteny foana :wink:
19. pissoa ( 18/03/2006 09:02)
Mbola ho avy amin'io ny tsy mety fa kalma klou kala e :wink::-D:-D:-D
20. watafon ( 18/03/2006 09:18)
:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.064