Ahoana no ilazana fa tena tia?
21. diamondra27
(
15/03/2006 15:21)
bhiou: tsy mila porofoina 'zany fa mande ho azy. Ny manodidina anao rehetra de tandindona doly ka! de arovanao ze anananao, mba tsy hisy haka, mba tsy hisy hi-blessé azy, mba tsy hanome fijaliana azy be d be e!'zany oe: refa mitia enao de ataovy tahaka ny tenanao le olontiavinao iny. Donc ze tsy tianao ataon'olona aminao de arovana mba tsy atao @ ze olona tianao ihany koa. Asa na mazava le tiko ambara.
22. fasaly
(
16/03/2006 21:18)
:-D:-D:-D:-Dhahahaha tena milay beuh ry mamzel an!de ny hariva kounkou miotvy amzay ihany:P
27. Bhiou
(
17/03/2006 09:37)
fasaly&mamzelkely> hafa ndray le hoe tsadinony mitsy ny mandefan'izay fa le tsy mazatra né no teneniko e oatr we ts panao an'zany izy nefa lasa nanao tapoka andoany foutsn de rapitso ndray tsmanao an'zany:P de faly ery enao de mteny amny we tiko b le tenennao an'le maly de refa mis zavtra atôny de j't'm de faly ery na misy zavtr tadiavny :lol::lol: ery nefy izy atsy:-D:-D:-D:-D be zany oe otsan'ny (azafady fa ouatsa fotsn ny a ah) alika de enao angalatra dia mody mena tôlana izy de tsy mvouvou afaka mangalatsa enao8O8O
28. mamzelkely
(
17/03/2006 12:23)
Bhiou< misy olona ts miteny anzany "tiko enao" zany ra ts ndraindray (za anisany : ts mba miteny je t'aime am olona zany za ra ts tena tiko izy) ka io ts vôtery ho blabla fôna fa misy olona refa tena tia izy zay vô miteny je t'aime zany, :wink:
29. diamondra27
(
18/03/2006 07:25)
:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:miam::miam::miam::miam::miam:o^oo^oo^oo^oo^oo^o:@:@:@:@:@:@
30. rasery
(
18/03/2006 09:59)
Ny tena Fitiavana amiko dia Fifanajana eo amin'ny 2 tonta.Ohatra: Misy sipa iray izay miaraka amiko izao, mpiara-miasa izahay, ka alohan'ny nanekeny ny niaraka tamiko dia nametraka fepetra izy, fa mbola "Virijiny" (25 taona izy izao),ka ny manaja izany mandra-pahatonga ny Mariazy aho raha toana hateza ny Fifankatiavanay.Tena tsoriko aloha fa tena tsy nampoiziko mihintsy izany raha amin'ny taonany, nefa nekeko ny hanaja azy, sy ny fepetra napetrany.Tiako izy ka tsy manaja izany aho, satria "izany no tena Fitiavana amiko".Tia ahy izy ary izaho koa tena Tia azy.Tea saro-tadiavina ny sipa ohatra an'izany, ary midera azy aho ary manentana manokana izay mbola tsy niditra tamin'ny Firaisana ara-nofo mialoha fa FANOMEZANA LEHIBE ho an'izay Olo-tianao ny maha mbola VIRIJINY ny Vehivavy miditra amin'ny Fanambadiana
Lehilahy izaho izaho manoratra izao, ary tia sy mitaky ny Firaisana ara-nofo, nefa TENY IERANA izany amiko, fa tsy tokony hifanerena na mivantana izany na ankolaka
Veloma daholo
Lehilahy izaho izaho manoratra izao, ary tia sy mitaky ny Firaisana ara-nofo, nefa TENY IERANA izany amiko, fa tsy tokony hifanerena na mivantana izany na ankolaka
Veloma daholo
31. makaka
(
18/03/2006 22:50)
tena marina ny anao rasery fa tsy mahamaika zany firaina ara-nofo zany a!
32. Fiffi
(
19/03/2006 20:47)
FANOMEZANA LEHIBE ho an'izay Olo-tianao ny maha mbola VIRIJINY ny Vehivavy miditra amin'ny Fanambadianaary mba aiza ny toeran'ny lhl @ zany ?
33. Angolaina
(
23/03/2006 12:47)
Fiffi> Ry zareo angah akia miraharaha an'izany fa zao no lazainy oe izy kapaina tsy hita fery hono e ! :D
34. ikalakintina
(
24/03/2006 21:17)
misy aza ny lhl efa avy taiza sy taiza de mbola mitaky oe aiza le anona sao efa nisy naka!fa marina alou le oe mifanaja e!
36. ikalakintina
(
26/03/2006 06:55)
ahoana izany mahafoy ny ainy ho an'ololtiana omeo ohatra na pratique aloha e!
39. meme
(
31/03/2006 01:17)
Tena very za teto.tsitako izy ambara.Le fitiavana mantsy tena manadala saina be nefa mampahendry sy azoana fafinaretana koa.Dia tsiaiko intsony...:?:
40. little
(
06/04/2006 10:32)
Azae manjevy be loatra ry reto an! Kozy nge mety bobaka fa ...Kay!!!!! eny e! arakarakareo e! Tandremo so de sokola na bonbon mangidy an.=))=))