Ahoana no ilazana fa tena tia?

1. Bhiou ( 15/03/2006 08:55)
Voaporofon'ny teny sy oroka sns ve izany fitiavana izany? Tsia amiko manokana tsotra ny hevitro tena tia ny olona iray raha toa ka mahavita memetraka ny fiainany ho eo ambanin'ny mason'ny olo-tiany. Tsy hoe resaka fahasarota-piaro na filam-baniny fa porofo iray ahazoana mangataka fahatokisana ary ny olona roa rehefa mifampatoky dia zay no atao hoe mpifankatiaa
novalian'i little ny 06/04/2006 10:32
2. diamondra27 ( 15/03/2006 08:58)
nt atao hoe: tena TIA de manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany

Manaraka ho azy ny accessoires avy eo:-D:-D:-D
3. mamzelkely ( 15/03/2006 09:02)
za miteny fa ilaina ihany ny teny sy ny oroka ra te-hampiseho fitiavana enao
4. Bhiou ( 15/03/2006 09:03)
Diamondra a ahoana no anaporofonao aina atolotra zany raha tsy hoa angaha misy tandindona masika manodidina ny fiarahana
5. Bhiou ( 15/03/2006 09:07)
mmzelkely eny ekena nefa fa tsy manamporofo ny tena fitiavana izany sartia ny teny azo foronina ary ny oroka misy karazany bedabe.
6. mamzelkely ( 15/03/2006 09:18)
ts haiko aloh fa ra ny sipako no milaza we "tiko enao" "je t'aime" de mahazo aiana za mino azy za sady porofo be zany amiko surtout izy ts de mpiteny anzany :°)
7. Bhiou ( 15/03/2006 09:40)
mamzelkely a aza de tsotra lôtra e! tadidio fa ny salaka natao anafenana ny ratsy zany oe teneniko oe tiako enao mba tsy ahafataranao fa mapirafy anao a ohatra fotsny zany a
8. mamzelkely ( 15/03/2006 09:46)
de anjarany zany ra hadainga amiko izy ka anazy samirery anazy sy ny conscience-ny fa tôt ou tard hivaly aminy zany
9. Fiffi ( 15/03/2006 10:32)
tsy azoko hoe naninona no nofafaina ny valiny nataoko teto?:roll:
10. clemraz ( 15/03/2006 10:43)
ny fitiavana de tsy misy famaritana tena hoe izao na izao fa rehefa tia izay dia ampy rehefa afaka miaradia.
11. ari.malala ( 15/03/2006 11:27)
ampy rehefa afaka miara-dia? tsy azoko zany! Tsy ampy anehoana fa tia ianao raha miteny fotsiny hoe tiako ianao.Ilaina ny fitenenana,satria raha tsy miteny tsy ho fantatry ny ankilany mihintsy izay any antsainao sy amponao any,fa ny tena fitiavana amiko manokana dia ny fahaizanao manaja sy matoky ilay olona lazainao fa tianao.
12. bubbly ( 15/03/2006 12:42)
amiko alou tsy ampy anehoana fitiavana ny oroka sy ny teny e, misy foana anie ny mahavita zany na d tsy eritreretiny aza e!
amiko ny tena fitiavana d refa mahavita manadino ny tenanao enao mba hahasoa sy hahasambatra foana ilay olon-tinao.
13. mamzelkely ( 15/03/2006 13:14)
za anie ts miteny we mahavita le izy ee fa ilaina ihany wa le izy satri amiko manokana mino koko za refa ilazana hoe "tiko enao" sady faly de zay :}:-D:-D
14. fasaly ( 15/03/2006 13:52)
:-D
mamzelkely:

za miteny fa ilaina ihany ny teny sy ny oroka ra te-hampiseho fitiavana enao



mamzel: zà kou tena moma beuhhh da beuhhhh mahintsiny, ilaiko io ka! tena ilaiko:-D:-D:-D
15. fasaly ( 15/03/2006 13:53)
Fiffi:

tsy azoko hoe naninona no nofafaina ny valiny nataoko teto?:roll:



fanina njay ra fiffi:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. mamzelkely ( 15/03/2006 13:59)
le valin an fiffi lasa tary am atson fo ka :lol:

fasaly< za ky tena toratorana kely mitry refa lazain lery we "je t'aime" :}:-D:-D:-D
17. fasaly ( 15/03/2006 14:04)
:-D:-D:-D mitry mitry a!
zà ky mila a! sinon tsy mandeha ny fitavako a!:cry:
:-D:-D:-D tena mila isanajno sananjo de sady arahin'asa kounkou:-D:-D:-D
18. mamzelkely ( 15/03/2006 14:06)
ka zay anie wa eee le izy ôtran karazana assurance sa aôna oziz njy :wink:
19. fasaly ( 15/03/2006 14:08)
hita kou, bitabitaka ery vao maheno teny mamy:-D:-D:-D faly foana manjinja ny andro sy alina mandrampahzo teny mamy vovo njay:-D:-D:-D sambatsa beuh:-D:-D
20. mamzelkely ( 15/03/2006 14:11)
milay ery le vô maraina de mahazo "bjr chérie" "bone journée je t'aime" antsay eeee milay ery ny fiainana :-D:-D mbola ampy ho an rapitso aza ny hafalina :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3401